Fahatapahana elaela
1. hery
(
22/05/2008 15:33)
Ok misy erreur hatraty @ forum :-)
Vao nafindra tamin'ilay serveur anankiray hafa dia nivika koa ilay serveur hafa. Angamba tsy maintsy hosarahina mihitsy.
Ok refaveo indray fa wain :-p
Nahitsin'i hery
Vao nafindra tamin'ilay serveur anankiray hafa dia nivika koa ilay serveur hafa. Angamba tsy maintsy hosarahina mihitsy.
Ok refaveo indray fa wain :-p
Nahitsin'i hery
répondu par milaibe le 25/05/2008 07:57
2. kiadi
(
22/05/2008 16:05)
zah rery ry hery no tafiditra androany an! anah rery forum!! :-D :-D :-D :-D
5. kiadi
(
22/05/2008 16:09)
aiza ze olona ohhhhhhhhhhhhhhhhhhhh!!!!!!!!!!!!
zah nefa hitantara blagy
zah nefa hitantara blagy
8. tslem
(
22/05/2008 16:20)
Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa vita ilay fanamboarana kely, efa saika nivika ah marina e!
Misaotra an'i sefo ihany koa :)
Misaotra an'i sefo ihany koa :)
10. kiadi
(
22/05/2008 16:34)
tena vita marina! tssssssss! :evil: :evil: :evil: :evil:
=)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =))
11. tslem
(
22/05/2008 16:50)
tena manararaotra ohatry ny banga mihomehy alina koa am zay lé kiady nefa mbola andro atoandro be nanahary io,inona zao no mampmé eo :roll:
13. Koditra
(
22/05/2008 17:03)
Efa miampy 1 zao ny effectif ka!
Za zao efa nieritreritra oe efa bobaka be zao ny msg sy ny valina dinika forum mamparikoditra, tsy nisy akory. :lol: :lol: :lol:
Za zao efa nieritreritra oe efa bobaka be zao ny msg sy ny valina dinika forum mamparikoditra, tsy nisy akory. :lol: :lol: :lol:
16. kiadi
(
22/05/2008 17:12)
iz roa!! sady taitsa be zah nahita anao niditra tsy nandondona! :-D :-D :-D
18. Koditra
(
22/05/2008 17:17)
Miala any ary za sady mandondona. Koditra iany a vao niditra teo fa efa neveriko fa dia ôrera le olona tazako niditra tao kay aurora le izy klé :lol: :lol: :lol:
19. tslem
(
22/05/2008 17:19)
kiadi:
iz roa!! sady taitsa be zah nahita anao niditra tsy nandondona! :-D :-D :-D
efa nivoha ny varavarana kah :-D
20. kiadi
(
22/05/2008 17:20)
aza mapitahotra ol ranga fa tssss! hisitrika anaty zipon'i tslem eo zah an :-D :-D :-D
