Fahatapahana elaela

41. milaibe ( 24/05/2008 04:37)
za ko tsy naharitra ntsony fa mba nitazana karajia fa hitako tao ko ny akama ko
42. ainaheri ( 24/05/2008 05:59)
Rakaroka> D aona maintsiny :roll: tsy mba natao arabakiteny ve le PS-nao? lol
Tokony mba nokarohinao tao kou :-D:-D:-D
43. tess ( 24/05/2008 06:21)
mbola tafasaraka ny namana sy ny forum zao ! mbola mila samy mampiditra login any sy aty vao afaka miditra
44. yonikafopl ( 24/05/2008 11:42)
za tena ny aprem io vo tafiditra, otran lasa mitapitapy tsisy hatao zany vo tsy misy serasera hihihihi, za tam ordi tsy nande teo aza efa tsy fidiny, vo mba nande njay de misy fanamboarana hono
45. ainaheri ( 24/05/2008 12:08)
yonika>Ny ahy ndray otrany akoho voan'ny barika zany :-D D sasatra nitsapa fona,tafiditra kely afak'omaly zay fa napmé fa tsy afaka mivoaka,fa ra vô mivoka d tsy mahazo sera² tsony, fa refa ao anatiny ndray enao tsy maninn ,d niodinkodina otran'ny tandrimo tato fa leo iany avy teo hihihi
46. tess ( 24/05/2008 12:52)
hay ve simba ny ordi njy ry yonika ndry tsy hitahita kely teo e!
neveriko fa TONGE DE MILETIKA fotsiny ndray :wink: :-D
47. yonikafopl ( 24/05/2008 14:09)
tess hihihih ka za aza tena krizy mintsy niady tam le oll hanamboatra azy kou, be bibikely le izy de tonga de ny disika dura no nasiany de taooo, ny connex kalou no nasiany tam volou de avy eo tonga de tsy nety vell tsony.Natao bouche a bouche ka eh eh eh, nomena asprinina sy nivakinina fa eh eh eh :evil: :evil: :evil: . Fa mbola tsy nisy nininn nitranga de tsy manao TONGA DE MILENTIKA kalou ka hihihihh
48. milaibe ( 25/05/2008 07:57)
yonka>efa vita @ zay kosa fa mba tazako e , fa hotrany mitohy ihany fanamboarana fa mihitsoka ndray ny miditra ao @ namana klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2983