Fahatapahana elaela
21. ainaheri
(
22/05/2008 17:28)
D mamangy ny fahorina an'ilay serveur nody zany ee,sy misaotra azy kou nahavita na tsy afaka hamaly aza izy hihi,D mirary sou ny mpikarakara mba hahatomombana ny asany!! :-* :-* :-*
22. Aino
(
22/05/2008 17:50)
za @izany nanadrana niditra faona fa le message kely iny faona no hitako, mbola misy fanamboarana kely TSIKY DE AMPY :D
vita izy ity de mivezivezy kely indray. :-* :-*
vita izy ity de mivezivezy kely indray. :-* :-*
23. tslem
(
22/05/2008 17:51)
kiadi:
aza mapitahotra ol ranga fa tssss! hisitrika anaty zipon'i tslem eo zah an :-D :-D :-D
mba tsy nanao masque aza zah koh, d hisitrika haninn ao anaty zipo koa nefany :-D :-D :-D
Ary aoka am zay zay rangah fa lasa HS lé izy ka sao d tapaka eo ndray io ka asa izay tena hanjooooo :{ :{ :{
24. kiadi
(
22/05/2008 17:56)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ka zah nampitahorin'i koditra de misitsika anaty zipo ko
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ka zah nampitahorin'i koditra de misitsika anaty zipo ko
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
25. Koditra
(
22/05/2008 18:28)
Efa mba niverina sy nandondona kosa za klé.
Raovina ony ny fandevenana ry sefo d misy ankisotro kafé sy kakaô ve zany raalina? :-D :-D :-D :-D
Raovina ony ny fandevenana ry sefo d misy ankisotro kafé sy kakaô ve zany raalina? :-D :-D :-D :-D
26. kiadi
(
22/05/2008 18:31)
zah tsy hiaraka @ elah @ andro alina fa koditra be eo zah klé! :-D :-D :-D
27. Koditra
(
22/05/2008 18:42)
Ndao letsy fa mahasosotra an sefo ra vao vitsy olona kely any a. Fa za alo mety irakotra drap fotsy2 fa sao d frizy any klé. :-D :-D :-D
28. ainaheri
(
22/05/2008 18:42)
Hafatra farany:"Tsy misy voninkazo,Tsy misy fiaretan-tory" :-D :-D :-D :-D :-D
29. ainaheri
(
22/05/2008 18:44)
Fa milay alou ny IP mivoka ao @ karajia ee,aleo ijanona @ io ra azo atao ra hery aa
35. kiadi
(
22/05/2008 21:08)
nisy dinika ray nalana angamba ito zao 34 de nefa tsy zay no ao @ laharana
36. ainaheri
(
22/05/2008 21:13)
hay v zany ee,le lohahevitra toa mikaonty angamba izy zay refa mivoka elà ,ra eto izy zay novaliana iany no kontiny
37. rakaroka
(
23/05/2008 04:55)
Tonga soa daholo 'ndray aza e. Dia ni-surf t@ ilay "karajia" aho nampiditra ny PS-ko fa toa tsy nahita PS fantatro tao na 1 aza?
Dia "aiza" koa aza wà ry 'zalahy sy ry 'zavavy ireny?....
Dia "aiza" koa aza wà ry 'zalahy sy ry 'zavavy ireny?....
38. tslem
(
24/05/2008 00:53)
Enga anie mba tsy ho tapaka tsonyyyy,fa izao:manomboka eo @ n°16 am ty dinika ity ho ah dia lasa mitambatra be e!
39. tslem
(
24/05/2008 01:11)
Dia taloha koa zah refa avy ato @ dinika serasera dia tonga dia mi-klik an lé oe namana serasera etsy @ ankavia etsy mba hijerijery izay sary vao² vao tonga dia tonga dia tafiditra fa izao lasa mamerina manoratra ps ndray klou nefa mbola tsy nidiako akory ilay ato @ dinika.

intsony