Misaina tokoa ny biby a

1. niryna ( 16/05/2008 20:53)
Asa hianareo raha efa nahita fa maro no zavatra mety tsy noeritreretintsika kanefa ataon'ny biby.
Ny voronkeliko "canarie" rehefa miakatra ny tohatra ny tena dia manao feo toa falifaly izy ary rehefa te handro ihany koa dia asiana rano e dia mibitaka anie izany e.
Ny trondro indray izay kely no novidiana dia lasa toy ny felantanana avy eo,rehefa nihalehibe ilay izy dia mitaona vatokely no ataony,raisiny amin'ny vavany dia afindrany ary dia averiny indray avy eo.
Ny ragitro ihany koa raha asiana akondro eo ka tsy misy hevitra akany ilay akondro ,alainy sy atosiny moramora ny seza dia alainy ilay akondro.
Ahoana no nataon'ny saka na alika na biby izay nompianareo?

jereo fa sady mandeha ilay alika kely no mitehaka hi,hi
répondu par niryna le 18/05/2008 19:18
2. endrika01 ( 16/05/2008 21:06)
Raha nanana fanahy ny biby angamba resiny ny olombelona ô!
3. Belami ( 16/05/2008 21:49)
endrika01:

Raha nanana fanahy ny biby angamba resiny ny olombelona ô!



aiza kosa e
4. cutie ( 16/05/2008 22:18)
ny biby manam-panahy ka :wink:
5. Belami ( 16/05/2008 22:20)
cutie:

ny biby manam-panahy ka :wink:




eny e, fa ny olona no ambony indrindra na izany aza
6. cutie ( 16/05/2008 23:04)
:wink: :wink: :wink: :wink: :wink: :wink: :wink: :wink:
7. Belami ( 16/05/2008 23:27)
:-w :-w :-w
8. cutie ( 16/05/2008 23:30)
misy koa ne oul manao toetram-biby e :-D :-D :-D :-D :-D
9. niryna ( 17/05/2008 01:38)
endrika01:

Raha nanana fanahy ny biby angamba resiny ny olombelona ô!
asa tokoa ?

jereo ity alika mahay mipetra toy ny olona
10. niryna ( 17/05/2008 01:44)
Belami:

endrika01:

Raha nanana fanahy ny biby angamba resiny ny olombelona ô!



aiza kosa e

hoy ilay film izay hoe mankany an-danitra avokoa hono ny alika ,hi,hi,
misaina izy ireo fa tsy manana fanahy sa toy ny kisoa nidiran'ny fanahy maloto dia hatramin'izao ny olona mbola mino an'iny hoe maloto ny kisoa,mety ilay izy mihinankinampoana no mety hoe tsy hinanana azy sy ny mankarary rehefa tsy tsara masaka...


Inona re no mba ao anatin'ny sain'io e :D
11. niryna ( 17/05/2008 02:03)
cutie:

misy koa ne oul manao toetram-biby e :-D :-D :-D :-D :-D


jereo ireto cutie,ahoana izany manao toetram-biby?


inona ity ? ny vatany toa vatan'alika kanefa ny masony sy ny molony anefa toa olona ? odrrry :roll:
12. ainaheri ( 17/05/2008 04:36)
:-D :-D :-D Ié ra jerena tampoka zany otrany oul zany lery an!!
13. Koditra ( 17/05/2008 05:51)
niryna> Tsy mapino lé sary io ambony io fa na olona ny iray @ ray sy reniny na sary namboamboarina klé. :-D :-D :-D
14. endrika01 ( 17/05/2008 08:37)
Raha intelligence aloha tena hananan\'ny biby. Ohatra iray ity,taloha elabe ry dadabeanay tany @1860 tany,zatovo izy t@zany,de rehefa alina le maizim-bolana iny,dia mande mitady diamondra(diamant)miakanjo loko matroka be dia mitondra vilany vy mainty!Dia lasa zao!Miandry moramora mijery @tany!Indreny fa mivoaka tany ry zalahy menarana,mitondra diamant eny am-bavany itadiavany sakafo na itsilovany lalana,de saromin-dry zareo @le vilany mainty!De hangoniny le diamant mou le biby tsy vonoiny!mmmh:D
15. ravakamalala ( 17/05/2008 10:03)
ny biby manam-panahy ka


:-D :-D :-D
16. cutie ( 17/05/2008 17:41)
ny zava manan'aina rehetra alou amiko misy fanahy daholo e :wink:
17. endrika01 ( 18/05/2008 12:16)
niryna:

Asa hianareo raha efa nahita fa maro no zavatra mety tsy noeritreretintsika kanefa ataon'ny biby.
Ny voronkeliko "canarie" rehefa miakatra ny tohatra ny tena dia manao feo toa falifaly izy ary rehefa te handro ihany koa dia asiana rano e dia mibitaka anie izany e.
Ny trondro indray izay kely no novidiana dia lasa toy ny felantanana avy eo,rehefa nihalehibe ilay izy dia mitaona vatokely no ataony,raisiny amin'ny vavany dia afindrany ary dia averiny indray avy eo.
Ny ragitro ihany koa raha asiana akondro eo ka tsy misy hevitra akany ilay akondro ,alainy sy atosiny moramora ny seza dia alainy ilay akondro.
Ahoana no nataon'ny saka na alika na biby izay nompianareo?

jereo fa sady mandeha ilay alika kely no mitehaka hi,hi




zah anie ry niryna kah matahotra fahadiranovana an'ireny totosy ireny e,
angah tsy ho loza refa tonga any amin 'ny tanana ,satry manana totosy ngeza be zay ao an-tanana ao!

zao sahady zah d'efa miferin'aina ,tena serieux.
:-D :-D :-D
18. niryna ( 18/05/2008 18:37)
ainaheri:

:-D :-D :-D Ié ra jerena tampoka zany otrany oul zany lery an!!



:roll: :D :D izaho aza nandefa an'io taitra be toa mijery ahy lery :D
19. niryna ( 18/05/2008 18:41)
endrika01:

Raha intelligence aloha tena hananan\'ny biby. Ohatra iray ity,taloha elabe ry dadabeanay tany @1860 tany,zatovo izy t@zany,de rehefa alina le maizim-bolana iny,dia mande mitady diamondra(diamant)miakanjo loko matroka be dia mitondra vilany vy mainty!Dia lasa zao!Miandry moramora mijery @tany!Indreny fa mivoaka tany ry zalahy menarana,mitondra diamant eny am-bavany itadiavany sakafo na itsilovany lalana,de saromin-dry zareo @le vilany mainty!De hangoniny le diamant mou le biby tsy vonoiny!mmmh:D

efa naheno an'izany tokoa aho dia mbola misy ihany ve izao ireny menarana misy diamondra ireny? Fa aza tratrany ihany tokoa fa matiny koa a,sady hoe taranaky ny menarana ,tsy tiako aloha izany miompy bibilava izany fa nisy lahy 13 taona niiompy bibilava ary niaraka natory taminy foana ilay izy,ireny ngezabe mavomavo toy ny vatam-pe sy lavabe ahodina ny tenda ireny,naholan'ilay bibilava ilay zaza ary dia maty.


20. niryna ( 18/05/2008 18:46)
Koditra:

niryna> Tsy mapino lé sary io ambony io fa na olona ny iray @ ray sy reniny na sary namboamboarina klé. :-D :-D :-D


izay ilay biby olona ,angaha tsy mbola nahita sy naheno izany koditra fa nisy an'ireny hono taloha tany amintsika fahiny elabe hono,naheno ny tena amin'ny feon'ilay chaine taritiny amin'ny alina fa tsy sahy mijery,miompy biby olona ilay rangahy dia amin'ny alina izy mitondra ilay izy mivoaka mitroka ran'olona :roll:,izay koa anie no antony notenenin'ny olona hoe mpaka-fo e,tsy ny fo no alainy fa ny ra nonomeny ilay bibi-olona .
hono io aloha a, fa ny havana very dia tena nisy ilay nitady asa tao an-tranon'ilay olona lazain'ny olona hoe mpaka-fo,nanana bibi olona ary mandrak'androany tsy hita maty ,tsy hita velona.
Misy koa atao hoe taranak'alika,nanambady alika ilay olona,ary aty misy toerana ireny (mpanela ireny manambady alika vavy..oops ) HS
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1022