ahoana izany hoe menatra an'i Jesoa izany?

1. ari.malala ( 16/05/2008 12:16)
Miarahaba ny mpisera rehetra :-)

Rehefa mahazo ireny chaines de prières ireny d misy foana ary am farany ary hoe raha menatra ahy sy ny teniko d ho menatra anareo koa aho eo anatrehan'ny Raiko sns, ohatry ny hoe obligation morale izany hoe tsy maintsy halefa izany ity sao d manohitra na menatra an'i Jesoa, fa tena izany tokoa ve no atao hoe menatra an'i Jesoa? (izany hoe le ts mi transférer an'ilay mail?)
répondu par niryna le 24/05/2008 03:33
2. ravakamalala ( 16/05/2008 13:59)
raha ny fazahoako an 'io dia hoe menatra tsy sahy mijoro ho vavolombelona amin ny finoany, tetik'ady daholo iznay ahatongavany any am tanjona iriny.

za manokana aloha dia tsoriko fa mamaky an izay voasoratra ao ihany aho fa tsy mi transferer an ireny message ireny mihitsy aho.

ny mail sasany aza moa sahy miteny mihitsy hoe i anona president ny firenena ohatran izao maty ny zanany vavy satria tsy nandraharaha ilay mail!

3. fahamarinana ( 16/05/2008 14:47)
:arrow: zà koa mamaky ihany ndraindray fa tsy mi-transferer koa toa any ravakamalala nefa na izany aza tsy mahatsiaro tena hoe tsy sahy mijoro am finoako fa samy manana ny fomba fanehoana azy angambany.Mety diso ny ataoko nefa zay aloha zao no tsapako mety dia ho hita eo ndray any aoriana,qui sait,mety tena mahay tsipona sy mahay toriteny be ....fa amiko tsy izay no tanjona fa hiainana tanteraka tokoa e. Hevitro zay an,ary lasa h s zà zany kouh... (l)
4. bor2lais ( 16/05/2008 15:47)
Tsy tokony hisy endrika faneriterena (na mivantana na ankolaka) ny finoana. Ny fijoroana vavolombelona dia vokatry ny finoana : atao amin'ny fifaliana fa tsy an-tahotra na an-tebiteby.

Ny tena mahatsikaiky dia ilay misy miteny hoe :"nanontany ny lanitra aho hoe ... " na mitovitovy @ izay "dia hoy Izy tamiko hoe ..."

Amiko ireny mails ireny dia karazan'itony antsoina hoe spam ihany : courrier alefa any @ poubelle !

Tsy dia misy maha samihafa azy @ ireny mail milaza hoe mahazo volabe ianao raha manao izao ...

Matoa ianao matahotra "sao dia ..." : amiko dia mety tsy mbola marim-pototra loatra angamba ilay finoana !
5. fahamarinana ( 16/05/2008 16:50)
:arrow: tsy hoe kosa angamba matahotra "sao dia..."dia hoe tsy maripototra ny finoana e,en tout cas tsy ny rehetra no tiako lazaina an,arakarak'ilay olona mandray azy,ny vécu-ny manokana,sns rehetra.Ny ahy manokana ari. tamin'ny 1er dia toa menace be zay no voaraiko raha tsy alefako hono,tsy tsaroako tsony exactement fa tsy nandefa aho aloha fa nivavaka be avy teo , :( , fa taty aoriana dia lasa be dia be ny voaraiko satria be namana miara-mivavaka hany kah tena feno ny boite e dia na ny mamaky aza tsy efa tsony . (l)
6. tslem ( 16/05/2008 20:26)
ravakamalala:

za manokana aloha dia tsoriko fa mamaky an izay voasoratra ao ihany aho fa tsy mi transferer an ireny message ireny mihitsy aho.



Zah koa dia toa an'i ravaka, vakiako fotsiny fa marina aho raha mba mi-transferer an'ireny mihitsy,n'inona² mail tonga aty amiko na tsy resaka fivavahana aza.
7. fijo ( 16/05/2008 20:54)
marina mihintsy io voalazan'i ravaka io.
za aza moa misy mandefa an'ireny ko.tssssssssssss
8. cutie ( 16/05/2008 21:05)
ny ahy alou tonga de tsy vakiako akory fa tonga de junk mail e :-D
9. fijo ( 16/05/2008 21:08)
sao dia ahazoana € kosa le mamaky azy ko
10. cutie ( 16/05/2008 21:10)
koa raha tsy tsy misy euro zaraina maimaim-poana zy ty :-D :-D :-D :-D
11. fijo ( 16/05/2008 21:11)
asa ko,za ve mahalala
12. cutie ( 16/05/2008 21:12)
misy nga any ? :-D
13. fijo ( 16/05/2008 21:15)
ie,misy azo zaraina
14. cutie ( 16/05/2008 21:16)
maimaim-poana ve :-D
15. fijo ( 16/05/2008 21:19)
hoadray,minonoa fotsiny de mahazo
16. cutie ( 16/05/2008 21:20)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ndraso alou antsoiko le saka grika
17. fijo ( 16/05/2008 21:22)
tsssssss le frantsay wa
18. cutie ( 16/05/2008 21:24)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. fijo ( 16/05/2008 21:25)
le grika mankaleo
20. cutie ( 16/05/2008 21:26)
efa hain'i fijo nga le grika :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1562