ahoana izany hoe menatra an'i Jesoa izany?

41. niryna ( 16/05/2008 22:21)
bor2lais:

Tsy tokony hisy endrika faneriterena (na mivantana na ankolaka) ny finoana. Ny fijoroana vavolombelona dia vokatry ny finoana : atao amin'ny fifaliana fa tsy an-tahotra na an-tebiteby.
marina tokoa izany ,safidy io ka tsy tokony atahotra ny olona mandray ireny .Na ao am-baravarana aza dia misy ireny sary olona kely ireny lazainy hoe zaza Jesosy dia mila mivavaka amin'iny kanefa 10 centimes ilay izy dia asiany vola 5 centimes indray fa mangataka vola izay foiny ilay fikambanana.
Ny fo ihany no manatona an'Atra fa tsy misy na zavatra na endrika tokony atao hanatonana ny fanahiny.
Firifiry koa ny ankizy mandefa an'ireny fa tsindrio ny spam dia tsy miverina intsony ireny fa maka ny e-mail-nao koa no tiany atao.
MIla mandefa an'ity amin'ny olona folo hianao gyyy,izany ve dia andaitra.

Tsy dia misy maha samihafa azy @ ireny mail milaza hoe mahazo volabe ianao raha manao izao ...
marina izany fa ny kely saina sy ny te ahazo vola aingana no mamaly an'ireny dia voadona avy eo fa misy fandrika ao ambadika ,jereo foana ny ttsy nandefasany azy fa 3rd class mail izany hoe vola kely fotsiny no alohany kanefa dia manantena ny rehetra izy fa anome vola azy daholo rehefa dondrona isika ,

Matoa ianao matahotra "sao dia ..." : amiko dia mety tsy mbola marim-pototra loatra angamba ilay finoana !
Tsy matahotra an'iza na iza aho saingy matahotra an'Atra kosa,io no voaloam-pahendrena,manaja azy ny tiana ho tenenina tahotra eto.
marina koa izany aza matahotra... hoe rehefa tsy mandefa an'iny dia izao no mitranga,tonga dia fafao dia samy basy fa tsy tena finoana an'i kristy ireny amiko fa sandoka hamandriana ny olona hakana e-mail-ny

42. niryna ( 16/05/2008 22:25)
Ny atao hoe menatra an'i Jesoa dia ny olona izay milaza fa kristiana kanefa tsy sahy na dia mizara ny fahasoavana nomen'ilay kristy azy akory,menatra ny hanonona ny anarany satria tsy izy no tompo fa mbola manana hafa izay hinoany ka dia tsy sahy na dia manonina ny anarany akory.
Ny olona menatra an'i kristy dia olona tsy tena mino Azy fa saritsariny fotsiny,tsy miteny na manonona ny anarany akory fa ilay Atra ray foana satria tsy tena sure hoe Izy tokoa ve no mpamonjy azy.
43. ikaretsaka ( 21/05/2008 13:57)
ka inona no tokony hahamenatra anefa raha sahy milaza dfa zandriní jesoa..
sady na menatra na tsy menatra aneo ïzy tia antsika mialoha foana e
44. fijo ( 21/05/2008 20:26)
ka diso ve izany ry cutie?
45. cutie ( 22/05/2008 17:03)
tsy diso fa mampime :-D
46. fijo ( 22/05/2008 21:15)
tssss aoka moa e
47. cutie ( 23/05/2008 00:38)
:wink:
48. niryna ( 24/05/2008 03:33)
cutie:

tsy diso fa mampime :-D



=)) =)) :-$ :-$ hitakou,jereo raha miteny an'i kristy mihitsy lery fa ....... foana foana ,dia mitanisa izao karazana olona izao,menatra matoa tsy miteny
saritsariny no filaza azy aky a :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0445