xxx
1. Belami
(
13/05/2008 20:48)
Eritreritra nandalo de nihezaka namantatra le dikanile xxx aho ka valiny telo no hitako, tsy haiko na marina na tsia :
1°) xxx = x3
sa ?
2°) xxx = 3x
( mpilalao kajy izany i xxx )
3°) xxx = tsy miala raha tsy mijery x intelo ankisesy
Iza amireo ary no izy fa mbola misy hafa :?:
1°) xxx = x3
sa ?
2°) xxx = 3x
( mpilalao kajy izany i xxx )
3°) xxx = tsy miala raha tsy mijery x intelo ankisesy
Iza amireo ary no izy fa mbola misy hafa :?:
répondu par Belami le 20/05/2008 11:52
3. dziana
(
14/05/2008 10:26)
mba lalintsaina ko nareo ; sa te hampiasa ati-doha + fiainana = mitap :-D :-D :-D xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx