xxx

1. Belami ( 13/05/2008 20:48)
Eritreritra nandalo de nihezaka namantatra le dikanile xxx aho ka valiny telo no hitako, tsy haiko na marina na tsia :

1°) xxx = x3
sa ?
2°) xxx = 3x

( mpilalao kajy izany i xxx )

3°) xxx = tsy miala raha tsy mijery x intelo ankisesy

Iza amireo ary no izy fa mbola misy hafa :?:
novalian'i Belami ny 20/05/2008 11:52
2. tess ( 13/05/2008 21:22)
izy dool ireo repnose x x 3 ireo :°)
3. dziana ( 14/05/2008 10:26)
mba lalintsaina ko nareo ; sa te hampiasa ati-doha + fiainana = mitap :-D :-D :-D xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
4. ikotoleta ( 14/05/2008 11:04)
xxx=barnaby
5. Belami ( 14/05/2008 21:38)
ikotoleta:

xxx=barnaby



iza zany :?: :-D :-D :-D
6. dziana ( 16/05/2008 14:15)
za kou mba nantany tena oe iza zany :?:
7. Belami ( 20/05/2008 11:52)
dziana:

za kou mba nantany tena oe iza zany :?:



i xxx ihany re io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2118