Mbola tsy hino ihany ve isika?
1. ni81
(
12/05/2008 19:26)
Maro ny loza niseho ary mbola hiseho koa aza t@ ireo izay voalazan'ny baiboly. Matetika anefa eto @ serasera dia izao no tonga dia famalin'ny sasany hoe: resaky ry zareo sekta io...fampihorohoroana io sns. Marihiko kely fa tsy mitombina izany hoe fampihorohoroana izany, fa kosa fampahafantarana mba hiomanana no tena marina. Ary tsy ry zareo voalaza fa sekta no nahita io tanaty baiboly, fa izay olona mamaky sy mandinika izay voasoratra. Tsy ilay voalaza koa fa hoe manao pli vava fotsiny. Miala tsiny raha toa nisy olona voalaza fa nanao pli vava, fa tsy mihevitra ny hanenjika na iza na iza aho eto fa fomba fiteny ilay izy.
Ao koa ireo miteny hoe: efa nisy hatrizay izany e! angaha izany loza izany zava-baovao intsony e? Eny, marina daholo izany, ny horohoron-tany, ny ady, ny rivo-doza, ny tsy fahampian-kanina sns marobe..., dia efa nisy foana hatrizay; fa kosa amin'izao fotoana izao dia vao miha-mitombo, ary mbola ho mafy noho izay efa nisy aza.
Sahiran-tsaina ny manam-pahaizana isan-tsokajiny mitady ny vahaolana hamahana izany. Ary dia ho sasa-poana mihitsy izy ireo satria tsy ho voajanona akory ireny loza ireny.

répondu par niryna le 17/05/2008 00:36
2. patrick2002
(
12/05/2008 22:40)
Ao koa ireo miteny hoe: efa nisy hatrizay izany e! angaha izany loza izany zava-baovao intsony e? Eny, marina daholo izany, ny horohoron-tany, ny ady, ny rivo-doza, ny tsy fahampian-kanina sns marobe..., dia efa nisy foana hatrizay; fa kosa amin\'izao fotoana izao dia vao miha-mitombo, ary mbola ho mafy noho izay efa nisy aza.
Raha mafantatra ,ny histoire du moyen age ianao dia mahatsapa fa maro lavitra ny loza taloha ary tsy voafehy ny zanak\'olombelona ,miohatra ny amin\'izao fotoana izao, hiteny anao fotsiny izao ,fa izany peste izany dia tena nandripaka olona tokoa tany eropa t@ fotoan\'androny, nisy an\'izany grippe espagnol izany tany eropa ny 1700 tany ho any fa nahafaty 60% ny vahoaka eropeanina, mbola nahafaty olona betsaka lavitra noho ny SIDA amin\'izao fotoana izao.
.
Sahiran-tsaina ny manam-pahaizana isan-tsokajiny mitady ny vahaolana hamahana izany. Ary dia ho sasa-poana mihitsy izy ireo satria tsy ho voajanona akory ireny loza ireny.
Marina izany ,tena sahiran-tsaina tokoa ny manam-pahaizana , ary io dia tonga @ theorie ny Marx , dialectique, ary tonga @ theorie ny Eichtein , Theorie de la relativité, izany hoe ny probleme rehetra misy solution ary ny solution rehetra misy probleme (dialectique),
Ny sasa-poana angamba tsy misy ,fa nody ventiny ny rano-natsakaina ,izay ny hevitro, nefa sasa-poana izay milaza fa tsy hatsaka intsony rahampitso ,satria nody ventiny ny rano natsakaina androany =D> =D>
Izany rehetra izany dia mbola noho ny fitahian\'ilay Andriamanitra Andriananahary . ^:^ ^:^ ^:^
3. xxx
(
12/05/2008 23:43)
Ry namana malala,
Efa rentsika avokoa ny horohoron-tany, tondra-drano, ady, etc. mandripaka olona maro dia maro. Mamaly ny tenin\'ny namana aho ny amin\'ny hoe \"tsy mbola hino ihany ve isika?\" Ny tiako ampahatsiahivina anao fotsniy dia ny ambaran\'ny Baiboly fa any amparany any: Ny tsara hihatsara, ary ny ratsy hiharatsy ary hanohy ny fanaony ihany. Misy ny tsy hino ny teninao mihitsy ary tsy vonona ny handray an\'izany fa hanamafy ny fony. Na izany aza anefa, ho anao izay mbola manana tombotsoa afaka mamaky an\'ity hafatra ity ka hanova ny fonao sy mikatsara ny fanjakan\'ny lanitra, izao no fotoana mety tokony hanoloranao tena ho an\'Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.
Miaina amin\'ny andro farany isika izao. Tena akaiky ny faran\'ny zavatra rehetra. Ny sasany hiteny hoe: Ka efa niseho daholo anie izany rehetra izany na tamin\'ny andro taloha aza e...marina zany fa tian\'Andriamanitra tsy hisy ho very isika fa mba ho tonga amin\'ny fibebahana avokoa ka maharimpo amintsika Izy. Mety enao sisa no farany andrasana. Vonona ve enao?
Eto tsy misy resaka secte sy fiangonana lehibe intsony. Ny olona tsi-1 no mila manampa-kevitra. Tsy hanaraka fiangonana isika fa hanaraka an\'Andriamanitra. Ary raha te hanaraka Azy enao dia ny baiboly vakiana sy arahana...fa ho fanilon\'ny tongotrao sy fanazavana ny lalanao izany!
Kely sisa dia hifarana izao zavatra rehetra izao...na hanamafy ny fontsika aza isika, dia efa miseho avokoa ny marika ahafantarana fa andro farany izao...any amparany any hoy ny baiboly, ny olona ho tia tena, ho tia vola, hisy firenena hitsangana hamely firenena, hisy horohorontany mafy, sns.
Aza variana eto, misy lanitra miandry ahy sy anao...misy helo tokony andosirana. Anjarako sy anjaranao no misafidy na hanolotra ny tenantsika ho an\'Andriamanitra isika na tsia. Tsy manery antsika Izy fa manaja ny safidintsika!
Anio hoy Jesosy, indro efa mitsangana eo ambaravarana aho ka mandondona, raha misy mihaino ny feoko dia hiara-misakafo aminy Aho...mandondona ao amponao Jesosy anio...moa vonona ny hanolotra ny tenanao ho azy ve ianao. Tia anao Izy...Izy irery ihany no nanolotra ny tenany ho sorona hanavotana antsika amin\'ny ziogan\'ny fahotana sy ny fahaverezana.
Manomana toerana tsara lavitra ho an\'izay mino sy tia Azy izy...izay tsy mbola hitan\'ny maso, tsy ren\'ny sofina, no homanin\'ny Tompo ho an\'izay tia Azy.
Saika tsy hanoratra an\'ity hafatra ity aho, kanefa mety mahasoa anao, ary tsy fantatro raha ity no soratra farany azoko soratana ka dia alefako ihany mba hanomana anao satria henjana izany andro farany izany fa tsy blague. Andro mahatahotra indrindra izany hahatongavan\'i Jesosy fanindroany izany. Hiverina Izy ary Mpanjakan\'ny Mpanjaka fa tsy ilay Jesosy tao antranon\'omby intsony...Anjely aman\'alin\'alina no hanotrona azy...ary amin\'izany ny lanitra dia hivalona tahaka ny taratasy...hitresaka ny tany...hisy horohorontany mafy izay tsy mbola nisy hatramin\'izay. Ny nosy handositra...ny ratsy fanahy hiantso ny tendrombohitra ka hanao hoe afeno izahay...tsy hisy hahajanona amin\'izany andro lehibe izany...kanefa ireo izay voafidy, nanolotra ny tenany ho an\'Andriamanitra kosa dia tsy hanantahotra, tsy hisy hakasika azy ny loza fa hitaza-maso fotsiny izy ireo...ny Anjelin\'i Jehovah hitoby manodidina izay matahotra azy...
Ny faniriako dia ny hanoloranao ny tenanao ho an\'Andriamanitra anio. Mivavaha, mifona dia ho avela ny helokao. Manomboka androany dia miaraha amin\'i Jesosy. Vakio ny baiboly, Tandremo ny didy folo. Raha tia an\'Andriamanitra enao dia hitandrina ny didiny. Ry olombelona o, efa naseho anao izay tsara, dia izay ilain\'i Jehovah Andriamanitra aminao dia izao ihany: Ny hanao ny marina, ho tia famindrampo, ary ny hanaraka an\'i Jehovah Andriamanitrao amin\'ny fanetre-tena.

5. Veloo
(
13/05/2008 01:12)
ikaretsaka [ Valio ] 13-05-2008 02:59:29
Lohateny : Re : Mbola tsy hino ihany ve isika?
na ny zanany aza tsy mahalala ny farany hono e
Miala tsiny aminao aho tompoko fa i jesosy dia efa mahafantatra tokoa, ny zavatra fantatrao dia t@ izy taty an-tany izy no nilaza an'io zao izy efa any an-danitra ary mino tanteraka aho fa fantany ny fahatongavany eto an-tany ..
Misaotra betsaka ry xxx, ary tena marina ireo teninao ireo...
=D> =D> =D> =D> =D>
Ho betsaka anie ny hamaky ary hanaraka ireo nolazainao ireo
6. patrick2002
(
13/05/2008 01:30)
Avy manompo ahy ary ,ianao raha efa hakaiky ny farany ,fa ho anao ny fanjakan'Andriamanitra .
Izany teny izany no hoentinireo finoana sasany ,hanimbinana ny valin-kasasarany afa .
Izao kosa eto dia manao antso avo aza manaiky rebirebeny antokom-pinoana iza na iza amin'izany hoe hakaiky ny farany ,hakaiky ny farany .
Mijoroa @ finoanao ,ary aza matahotra fa homba anao Andriamanitra :D :D

7. Veloo
(
13/05/2008 02:27)
Eto tsy misy resaka secte sy fiangonana lehibe intsony. Ny olona tsi-1 no mila manampa-kevitra. Tsy hanaraka fiangonana isika fa hanaraka an'Andriamanitra. Ary raha te hanaraka Azy enao dia ny baiboly vakiana sy arahana...fa ho fanilon'ny tongotrao sy fanazavana ny lalanao izany!
io efa nolazainy io ka
Izao kosa eto dia manao antso avo aza manaiky rebirebeny antokom-pinoana iza na iza amin'izany hoe hakaiky ny farany ,hakaiky ny farany .
Mijoroa @ finoanao ,ary aza matahotra fa homba anao Andriamanitra
dia ni-appuyenao ilay izy
8. ni81
(
13/05/2008 04:56)
na ny zanany aza tsy mahalala ny farany hono eMarina izany, fa kosa misy famantarana izay nolazainy.
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=21&andininy=8-19&dika=
9. ni81
(
13/05/2008 05:04)
Misaotra betsaka an'i xxx.
Amin'izao fotoana izao dia toy ny t@ andron'i Noa no miseho. Mihevitra ny olona sasany fa angano no nambaran'ingahibe, ka rehefa tena tonga ny loza vao nanenina.
Manana safidy foana isika amin'ny lafiny maro, na hino na tsia, nefa tsarovy fa matoa isika mandre, dia tsy ho afaka miala fa ho vavolombelona iny teny renao iny. Koa dia mieritrereta.

10. xxx
(
13/05/2008 09:14)
Manahirana ihany ny mandray an'ilay resaka : tena fambara marina tokoa ve ireny?
De tt façon, na izy ireny na tsy izy, ny mibebaha mibebaha foana, ny miambena miambena foana. Ny hoe efa akaiky ho tonga Izy, marina izany. Fa ny fanontaniana dia hoe : fotoana kely noho ny androm-piainantsika ve sisa? Iza no mahalala?
Fa averiko indray : ny mibebaha mibebaha foana, ny miambena miambena foana. ;-)
Toriana ny teny amin'ireo tsy mino, mbola hanamafy ny fony ihany ve izy ?

11. rijadolly
(
13/05/2008 15:48)
mahafinaritra ry zareo a! zay ny azoko hifehezana azy.Misaotra ndray anareo nampatsiahy ary misaotra anareo ihany koa nandresy lahatra izay mbola sondrian-tory.Ary misaotra fa nahare ny sofina na dia ny maso aza no niasa sy ny vava no nihetsiketsika namaky.
Am-bava homana am-po miheritreritra.Anjaran\'tsirairay no misafidy,ary adidin\'mahalala ny milaza.
hoy izay Mpampianatra anay zay \"zaho tsy mba milaza ny marina raha tsy tonga ny fotoanan\'ilay lazaiko\"dia hoy indray ilay mpanakanto iray zay \"Famindram-po no nanomezaNY fotoana,ra tsy mety moa ianao dia ataoNY ahoana,ra mararirary aza ny aiNY ééé! hevero ny fanahy avy any @RAINY,Mbola ianao ihany ny tiany hisafidy,Fitiavana no niriaNy fa tsy adidy,ra mbola misy ny fofonaina ,tsy misy anaiky hanahiran-tsaina.ajanon\'Tompo ny fotoana,zay vao tsy hita atao ahoana....asakasakao ééé! asakasakao !\" (l) (l) (l)

12. Veloo
(
13/05/2008 17:12)
roa erin'andro fotsiny dia nisy horohorontany be, cyclone mahery, tornado namono olona, ny ady esty an-daniny zany rehetra izany anefa dia mbola famanantarana fostiny : Mitandrema, miambena,ka mivavaha; mba hahery hianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana ho vavolombeloko
13. piste
(
13/05/2008 22:28)
Ity misy anecdote mba tantaraiko kely :
Indray mandeha hono nisy loza nitranga tao an-tanàna, izany hoe : vokatry ny tsirambina nataon\'ny sasany dia may ny trano anankiray dia nitatra ny afo ka nandoro ny tanàna rehetra. Tsy nijanona t@ izay fa nitatra t@ tanàna hafa ny afo ka tsy tana intsony. Teo anatrehan\'izany rehetra izany dia nandositra daholo ny olona. Tsy ny olona ihany fa ny biby rehetra koa samy namonjy ny ainy avokoa.
Vorona kely iray izay ihany sisa no mba tsy nandositra fa nanana courage naka rano t@ vavany( bec) dia iny rano kely tao am-bavany iny no namonoany ilay afo. Dia naverimberiny teo izany. Dia gaga ny vorona namany ka velom-panontaniana : tsy ny famonjenao ny ainao ve no tokony ataonao fa ilaozanao manao zavatra impossible toy izao. Fa namaly ilay voronkely, mety ho possible ihany raha toa ka manampy ahy ianareo. Na izany aza dia manao izay efako ihany aho. Dia nony farany dia tapa-kevitra ny hanampy azy ihany ireto namany. Dia niara-nirohotra koa hono ny vorona hafa rehetra. Nahita izany ny karazam-biby hafa dia raikitra koa t@ fandraisana anjara @ famonoana an\'ilay afo. Farany, mba menatra ihany rah Olombelona : dia ny biby indray ve ity no hendry noho isika. Hany ka resy lahatra tanteraka ka tonga dia nirotsaka namono an\'ilay afo koa.
Noho izay firaisan-kinan\'ireo zava-booary rehetra izay hono no nahamaty tanteraka an\'ilay afo.
Ohatra matavy tapaka moa iny ry zalahy sy zavavy isany fa ny tiako hahatongavana dia : manoloana ireo loza tantarainareo ireo. Dia fandraisana andraikitra ve no tokony atao sa handositra samy hamonjy ny ainy( soi-disant fibebahana) ? Dia hivorivory aiza ianareo mianakavy ireo ny hibebaka ? Hitola-monina tahaka ny sasany koa, dia any no hifady hanina sns hiandry ny farany. Tsy aleonareo ve mba mifarimbona @ ireo tsara-po mikatsaka andro aman\'alina hanatsara ny fiainan\'ny zanak\'olombelona.
Marina fa tsy hahavaha ireo olana isan-karazany ireo isika ? FA tsy attitude négative be ohatr\'io no andraisana azy, sinon kristianina kanosa lahy no eto. Tsy hita izay maha-fahazavana sy ny hasin\'ny tany azy.
RAiso izay andraikitra tandrify anao toy ny nataon\'ilay voron-kely. Aza kivy, fa hitanao fa hanaraka anao tsikelikely ny olona. Ny fiadianao @ tsy rariny, ny famonjenao ireo niagaran\'ny vintana, sns.
Tsy izay ve no fiambenana tsara indrindra. Amin\'izay vita ho azy koa ny fibebahana izay tsy mikombona @ tena irery intsony no sady mihitatra @ hafa koa izany.
Rah sendra niakatra any an-danitra i Jesoa dia variana niandrandra teo fotsiny ny mpianatra nihanahana. Dia hoy ny anjely, aza laozanareo mibanjina ny lanitra fotsiny mandehana torio ny Evanjely. Mbola ela ilay raikalahy iny vao iverina.
Izay fa sao lava loatra.

14. ratonga
(
13/05/2008 22:45)
zah mbola tsy mino ihay ka :°) :-D
lava lotra ny anecdote-i pista :-P :D
lava lotra ny anecdote-i pista :-P :D
15. fijo
(
14/05/2008 21:25)
horohorontany izay efa hay ve ny antony ,no hilazana fa tokony hino???tssssssvao miha tsy mampino
16. pissoa
(
15/05/2008 17:21)
Piste : amen :-D :-D :-D :-D :-D
ni81 : Ny lazaina hoe resaky ny sekta angamba dia ilay karazana fitoriana hoe Minoa amin'izay fa tonga ny loza ! Dia misy iray koa hoe Raha tsy mino dia mahita loza (Oh Afo be sns).
Tsy hoe tsy misy ny afo be, na tsy misy ny loza eto an-tany sns ... fa tsy izany no tokony ho fototry ny finoana
:-D :-D :-D