Mbola tsy hino ihany ve isika?

41. cutie ( 16/05/2008 21:56)
angady :-D
42. fijo ( 16/05/2008 22:04)
kay?
43. niryna ( 17/05/2008 00:36)
Misaotra ny rehetra,vita ny anjarantsika efa notoriana azy ireo izany .
Iza no nanao ny tornado? ny horohorontany? ny tondra-drano,ny afo tsy mety maty,firifiry ireo firenena indrindra indrindra tsy mino an'Atra no hianjeran'ny fahatezeran'Atra? mbola tsy hino ihany ve isika e,mampalahelo.
Ilazako zavatra hianareo ,maninona no eny amin'ny arabe lehibe foana ilay tornado no mipoitra ,rivotra,tadio mitondra trano miakatra izany na fiara aza dia voafokany ary ireo olona maka sary rehefa manatona ilay izy dia mihazkazaka ao ambanin'ny tetezana izy ireo ary tsy voafoaka mihitsy,misitery izany.
Tsotra ny teniko nomena fahalalana ny rehetra,nomena safidy ny hino na tsia,tsy anjaran'ireo mitory anefa no amonjy azy ireo satria Atra irery no efa mahalala ny ondriny,chances betsaka izay nomena izay ka anao no safidy.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4829d91d32345
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3769