Mandroba an'Atra: amin'ny fomba ahoana ?
1. niryna
(
12/05/2008 05:57)
Amin'ny fomba ahoana no hilazana fa mandromba an'Atra isika.? io koa mantsy dia antony iray mety tsy hamaliany vavaka
misaotra antsika rehetra
misaotra antsika rehetra
répondu par niryna le 31/05/2008 01:30
3. ravakamalala
(
12/05/2008 08:57)
aza taitra fa mbola ho avy eo ihany izy hanazava izay tiany tenenina! :D
4. ni81
(
12/05/2008 09:08)
Mandroba isika raha tsy manome izay tokony omena azy. Fanatritra sy ny sisa.
5. ainaheri
(
12/05/2008 09:21)
ni81> ra ilay mandroba d io voalazanao io sns....,fa ny mandromba kosa hafa ny heviny
6. ni81
(
12/05/2008 10:26)
ni81> ra ilay mandroba d io voalazanao io sns....,fa ny mandromba kosa hafa ny hevinyMba diso tsipelina kosa angamba izy eo e
7. rijadolly
(
12/05/2008 12:32)
ni81:Misaotra ni81 voaray tsara
Mandroba isika raha tsy manome izay tokony omena azy. Fanatritra sy ny sisa.
Mba diso tsipelina kosa angamba izy eo e
ra ny tsipelina oh zao marina angamba no jerena dia tsy misy adi hevitra mandeha eto an!
8. Zina
(
12/05/2008 13:07)
Malachia 3: 8-10
Hatramin'ny andron'ny razanareo dia efa niala tamin'ny didiko hianareo ka tsy nitandrina azy. Miverena amiko, dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. Nefa hoy hianareo: Ahoana ary no ho fiverinay?
8 Handroba an'Andriamanitra va ny olona, no mandroba Ahy hianareo? Nefa hoy hianareo: Amin'inona moa no androbanay Anao? Amin'ny fahafolon-karena sy ny fanatitra.[Heb. fanatitra asandratra]
9 Voaozona amin'ny ozona hianareo nefa Izaho no robainareo, dia izao hianareo rehetra iray firenena izao.
Na tian-tsika na tsy tian-tsika dia mandroba an'Andriamanitra marina isika. Hoy i Jesosy hoe: Ahy ny volafotsy, ary Ahy ny volamena, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. Hagay 2: 8
Ny harena rehetra eto an-tany dia an'Antra daholo, fa pikarakara, régisseur (steward) fotsiny isika.
arakakakin'ny fahalalanao ny Tenin'Andriamanitra no hamalian'ny fivavahanao satria betsaka ny olona tsy mahafantatra fa oe mandromba an'Antra, na dia izany az dia valian'antra ny fivavahany.. Zao isika rehetra izay mamaky dia mahafantatra ary mi-baser an'io ny valim-bavaka... Fa amiko aloha ny zavatra itako dia betsaka ny olona nahazo valim-bavaka satria t@ fony feno fanetre-tena no nivavahany...

9. rijadolly
(
12/05/2008 13:31)
ni81:Misaotra ni81 voaray tsara
Mandroba isika raha tsy manome izay tokony omena azy. Fanatritra sy ny sisa.
Mba diso tsipelina kosa angamba izy eo e
ra ny tsipelina oh zao marina angamba no jerena dia tsy misy adi hevitra mandeha eto an!
10. ainaheri
(
12/05/2008 13:38)
ni81> zay tokotrany ,tsy nojereko marina ny titre hay mandroba (dsl)
11. ikaretsaka
(
12/05/2008 15:13)
Mandroba isika raha tsy manome izay tokony omena azy. Fanatritra sy ny sisa.
dia tsy maintsy manome fanatitra iznay vao voavaly vavaka ve?
ko tsy tena ohatran'ny any @ Doany izany Atra izany raha izany?
(henoy ny valalabemandin'i Sareraka)
12. Veloo
(
12/05/2008 17:21)
ainaheri [ Valio ] 12-05-2008 10:06:10
Lohateny : Re : Mandroba an'Atra: amin'ny fomba ahoana ?
Tsy azoko le we mandromba?
mandromba=mangalatra lesy a
ni81 [ Valio ] 12-05-2008 11:08:56
Lohateny : Re : Mandroba an'Atra: amin'ny fomba ahoana ?
Mandroba isika raha tsy manome izay tokony omena azy. Fanatritra sy ny sisa.
taloha fanatitra no atao, fa izao zavatra afa arak'ilay lazaiko ary @ 'dime" ary
15. niryna
(
12/05/2008 18:05)
ainaheri:
Tsy azoko le we mandromba?
ny baiboly no milaza fa mandroba an'Atra isika.Malakia 3: 6-10
16. niryna
(
12/05/2008 18:06)
ravakamalala:
aza taitra fa mbola ho avy eo ihany izy hanazava izay tiany tenenina! :D
maro ny zavatra tokony ataontsika amin'Atra kanefa isika tsy manao an'izany dia izay ihany koa no mety antony tsy hamaliany ny fitarainana aminy
17. niryna
(
12/05/2008 18:09)
ni81:mandroba = mangalatra e
Mandroba isika raha tsy manome izay tokony omena azy. Fanatritra sy ny sisa.
misy karazy telo dia ny voaloambokatra
ny fahafolon-karena
ny fanatitra tsotra na rakitra e
ilay fahafolon-karena anefa dia nahodikodin'ny fivavahana hafa ka nangalariny daholo ny harenan'ny olona ary dia lasa nandositra ny pasitera,ka ankehitriny dia vitsy ny fiangonana any amintsika miteny an'io fa tonga dia mahatsiaro ireo fiangonana nanangona harenan'ny olona izy
18. Veloo
(
12/05/2008 18:11)
kanefa isika tsy manao an'izany dia izay ihany koa no mety antony tsy hamaliany ny fitarainana aminy
amiko ndray aloha nyrina a dia izao:
andriamanitra dia fitiavana ka tsy miandry vali-pitia amintsika izy voa mamaly ny fivavahana....
izay aloha ny fahafantarako azy
19. niryna
(
12/05/2008 18:11)
ni81:
ni81> ra ilay mandroba d io voalazanao io sns....,fa ny mandromba kosa hafa ny hevinyMba diso tsipelina kosa angamba izy eo e
marina izany avy amin'ny teny hoe roba=robbe amin'ny teny anglisy na mangalatra ihany koa fa ny hoe mandromba inona no fototeny ? romba?
20. niryna
(
12/05/2008 18:12)
rijadolly:

yap