mpivaro-kena sy mpivaro-damba

1. ratonga ( 11/05/2008 19:18)
ho an'izay tia hira gasy http://www.dailymotion.com/maditra974/video/x40kbz_hira-gasy-ramilisaonina-besigara_music :wink: :P
répondu par endrika01 le 14/05/2008 04:04
2. cutie ( 11/05/2008 19:28)
manaikitra sy mandrangotra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. ratonga ( 11/05/2008 19:43)
ty ko no tena mmpimé :-D :-D :-D http://www.dailymotion.com/related/7494217/video/x56nko_hira-gasy-milay-be-ramilison-besiga_music
....ra ohatra i théo
lé manana kamiô doubla pô
zany ngà bandy bôgôsy
ary ko betsaka sôoosy ... :-D :-D :-D
4. cutie ( 11/05/2008 19:48)
tapatapaka :cry:
5. ratonga ( 11/05/2008 19:55)
ty dray andramna aza http://fr.truveo.com/Hira-gasy-milay-be-ramilison-besigara/id/270022659
6. cutie ( 11/05/2008 20:06)
tsy namokatra mitsy e
naleoko nankany @ youtube http://es.youtube.com/watch?v=RnpoS43vivs
7. ratonga ( 11/05/2008 20:20)
fa aouna ko aza zany ny aminareo any zany :-D ty ko misy youtube mapiné "rainimazoro" http://es.youtube.com/watch?v=PvFXbCXy7qw&feature=related
8. ainaheri ( 11/05/2008 20:22)
Asio kilimbitiny io ,asio kilimbitiny io =))=))=))
9. cutie ( 11/05/2008 20:29)
hita fa mampime mitsy :-D
10. ratonga ( 11/05/2008 20:29)
in l'ty dikan'izany kilimbitiny ry vieforce :roll: :-D
11. cutie ( 11/05/2008 20:38)
kilimity :-D
12. cutie ( 11/05/2008 20:45)
http://www.dailymotion.com/relevance/tag/dauphin/search/dadah%2Bde/video/x4y4t7_asio-kilimitiny_music
13. ratonga ( 11/05/2008 20:46)
in daholo no dikan'izany é :roll:
14. cutie ( 11/05/2008 20:50)
tsa mba haiko :-D
15. ratonga ( 11/05/2008 21:00)
tsara kosa lé hira f mbola mandy ny dikany ny titra :-D :-D :-D
16. ratonga ( 11/05/2008 21:01)
miandry fa diso :lol:
17. cutie ( 11/05/2008 21:12)
ka za koa tsy mahay :-D
18. ratonga ( 11/05/2008 21:15)
ary in no dikan'ny wé Mitorogno :roll:
19. melody ( 11/05/2008 21:18)
tara train indray za izany an, kay efa nandroso ny fihenona hira gasy tato... mampimé tokoa ilay hira an, ma-afak'andro lerou ny mihaino azy a :lol:
20. cutie ( 11/05/2008 21:19)
. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 11-05-2008 23:15:25
Lohateny : Re : mpivaro-kena sy mpivaro-damba
ary in no dikan'ny wé Mitorogno

asa a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0425