mpivaro-kena sy mpivaro-damba
42. cutie
(
12/05/2008 00:28)
. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 12-05-2008 01:03:02
Lohateny : Re : mpivaro-kena sy mpivaro-damba
hita eo fa sakapiso ko
hitan'i ratonga taiza e :-D :-D :-D :-D :-D
sao de le saka fotsifotsy iny zany :-D :-D :-D :-D
44. ainaheri
(
12/05/2008 06:23)
ratonga:
ntssss mandragotra vé dé tsy violence :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D Efa voarangotra angah raarriver? hahahaha
45. ainaheri
(
12/05/2008 06:25)
ratonga:
in l'ty dikan'izany kilimbitiny ry vieforce :roll: :-D
De tsy haiko lesy fa za kou mba tapaka ny tsinaiko nidiran'ny kilimbitiny ao @ hiragasy aaa :-D :-D :-D :-D
46. Veloo
(
12/05/2008 16:59)
za ndray tsy naheno an'izany kilimbitiny zany kle hihihihihi
fa tena niova be ilay vako-drazana tsy mpihira vakodrazana ve ireo ry reto?
fa tena niova be ilay vako-drazana tsy mpihira vakodrazana ve ireo ry reto?
47. kiadi
(
12/05/2008 17:16)
ka hita fa tariky ramilison besigara reo ko!!anisany raindahiny @ resaka hira gasy! :-D :-D :-D
48. kiadi
(
12/05/2008 18:29)
atolotro an'i melody!
http://www.dailymotion.com/related/x1eelf_ravaomaria-tselonina-fafah-kolibera_music/video/xxl6y_ity-semboko-ity-ramahafadrahona_music?from=rss
http://www.dailymotion.com/related/x1eelf_ravaomaria-tselonina-fafah-kolibera_music/video/xxl6y_ity-semboko-ity-ramahafadrahona_music?from=rss
49. ratonga
(
12/05/2008 18:38)
kiadi: mlay kosa lé vazo an! i melody s veloo zany lé manao maokely miaramihira @ i kiadi :-D :-D :-D
50. kiadi
(
12/05/2008 18:43)
:-D :-D :-D :-D
de iza aloha no milay eh,? le mpivarokena sa le mpivarodamba?
de iza aloha no milay eh,? le mpivarokena sa le mpivarodamba?
51. melody
(
12/05/2008 19:00)
kiadi: misaotra e , ankafizina :* :* :*
ratonga: tena izahay mihintsy ireo miara-mihira ireo ka, tsara be ô! :lol:
ratonga: tena izahay mihintsy ireo miara-mihira ireo ka, tsara be ô! :lol:
52. ratonga
(
12/05/2008 19:05)
néna alou aleoko lé mpivaro-kena :-D :-D ary @ret dray iza no milay http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramilison%2Bbesigara/video/x4yiry_toaka-sy-sigara_music
53. kiadi
(
12/05/2008 19:08)
raha tsy maintsy mifidy de aleoko tôka fa io tsy de fisotroko matetika!
54. endrika01
(
12/05/2008 20:35)
ratonga:
ho an'izay tia hira gasy http://www.dailymotion.com/maditra974/video/x40kbz_hira-gasy-ramilisaonina-besigara_music :wink: :P
Mmmh,zah kou aloa mpakafy hiragasy e,lay rainimazaoro koa tsy laitra a!
55. Veloo
(
13/05/2008 02:11)
ratonga: tena izahay mihintsy ireo miara-mihira ireo ka, tsara be ô!
melody a zany an :-D :-D :-D :-D
56. endrika01
(
13/05/2008 03:57)
ratonga:
ho an'izay tia hira gasy http://www.dailymotion.com/maditra974/video/x40kbz_hira-gasy-ramilisaonina-besigara_music :wink: :P
Amizao fotoana zao aloha mety ho ny mpivaro-damba ndray no rôle e,hi hi hi ny lamaody zao makany makany na tsy hisakafo aza.=))=))=))
57. ratonga
(
13/05/2008 19:35)
ary @ Fonksionera sy saofera :-D :-D :-D http://fr.truveo.com/hira-gasy-Ramilison-Besigara-Fonksionera-sy/id/1172804394
59. ratonga
(
13/05/2008 20:17)
ka ny mampimé ah ngé lé filazindry zareo ao ny lafitsarany sy lafiratsin'izy roa é! :-D , ra aty alou dé Fonksionera no tsara fa ra any @ tanana ny saofera o mety ho bé saôsy :-D :-D :-D
