mpivaro-kena sy mpivaro-damba

61. ratonga ( 13/05/2008 20:38)
kamiô doubla pô vé :-D :-D :-D
62. cutie ( 13/05/2008 22:55)
ratonga ito le izy e
http://fr.truveo.com/Jerry-Marcoss-kawitry/id/643060497
63. ratonga ( 13/05/2008 23:30)
:-D :-D :-D
64. endrika01 ( 14/05/2008 04:04)
ratonga:
ary @ Fonksionera sy saofera :-D :-D :-D http://fr.truveo.com/hira-gasy-Ramilison-Besigara-Fonksionera-sy/id/1172804394
mmmh,safidy manadala be kou,nefa mety ho lay saofera no be sôsy,ka lay foks hono manoratra lava de marary an-doha lava,de mitrosa ny lisitra lava de lava,trosan-kena aza tsy voaloha ,hatreny an-tsena avy no hifanenjika:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3104