Ny fitenenan-dratsy
1. niryna
(
03/05/2008 03:14)
Ny fitenenan-dratsy ve ry ireto fahazarana ,toy ny zavatra efa miraviravy ao anaty vava ,na ao anaty fo sa ahoana,misy toa tsy mety raha tsy asiana teny ratsy kely foana ilay phrase teneniny dia hoy izy avy eo hoe " excuse my french" lazainy fa teny frantsay ilay fialany pas miteny lasalasa sy tsy voatandrina.
Dia rehefa misy zavatra mahasosotra na mahasorena na mahatezitra ihany koa dia kinga ny vava miteny ratsy ,dia rehefa miteny ratsy amin'iny fahatezerana iny na fahasorenana iny ve dia afaka ilay fahatezerana :roll: sa mitombo indray ny teny ratsy avoaka avy eo :D :D
misy tena malama vava mihitsy a
misaotra anareo.

répondu par niryna le 16/05/2008 00:15
2. yonikafopl
(
03/05/2008 03:23)
za kalou tena mpiteny ratsy eee, fa nena tsy teny ratsy gasy fa teny ratsy am teny vahiny na arabo io na frantsay na anglisy.
Ilay miteny na maheno teny ratsy am fiteny gasy no tsy dia azoazoko loatra, fa raha am teny vahiny otran tsy mampaninn fa mandeha ho azy. :wink:

3. ratanana
(
03/05/2008 04:06)
Salama, tsy ny teny no ratsy , fa ny sain-tsika no simba, efa nahita teny ratsy taiza nareo (tsara daholo angamba ny teny amoiko, fa ny fieritreretantsik'azy no ratsy) :) sa ahoana ?
4. ainaheri
(
03/05/2008 04:56)
ramain>Marina zany,nefa kosa misy oul efa zatra miteny an'le izy,ary ao kou fanehoany ny fahatezerany angamba :roll:
Fa inn wa le teny ratsy e?
Fa inn wa le teny ratsy e?
5. Jeankely
(
03/05/2008 06:54)
:-D :-D :-D Ny fiaraha-monina no mametraka hoe ireto teny ratsy naheverinao tsy teny ratsy aza dia teny ratsy iny rehefa tsy eken'ny sain'ny maro. Teny hoe ohatrinona ny atody na voatavo ohatra tsy olana ao ampovoantany nefa any @ faritany sasany tsy azo atao ny manontany atody na voatavon'olona :-D :-D :-D . Ny namako avy Toliara ohatra raha nisy fiara nihemotra ary nandona ankizy dia hoy izy hoe voadonan'ny (l) n'ny fiara. Samy taitra nefa izay no fiteny ampiasainy ary tsy teny ratsy koa ao Antananarivo ny vodirindrina, vodihazo, vodikapoaka.
Ratsy izy rehefa apetraky ny rehetra hoe ratsy na lelafinao sy lalovinao ary handolihanao isan'andro aza tsy azo tonotononina ny anarany :-D :-D :-D

6. ni81
(
03/05/2008 06:56)
Angamba fahazarana io fitenenan-dratsy io, satria misy olona tokoa dia isaky ny fehezanteny iray dia misy teny ratsy 2 na 3 ao anatiny. Indrindra ireo lehilahy raha misy zavatra tantarainy! Hamafisiny @ teny ratsy ilay izy.
Ho an'ny olona mpanao azy moa dia mahita avaly foana hoe toy izao sy toy izao ange e! Samy manana ny toe-tsainy io.

7. Jeankely
(
03/05/2008 09:47)
Ny teny ratsy tsisy dikany ary tsy mitondra mankaiza saingy rehefa romotra tsy mahita atao, tsy afaka handaka, tsy afaka hikapoka dia iny no lasa. Raha atao kilalao indray dia efa marary saina izany.
8. ravakamalala
(
03/05/2008 13:50)
teneno ny olona mpiteny ratsy fantatrareo hoe andao iombona "dôty"! :-D :-D
9. mmmhh
(
03/05/2008 16:02)
fahazarana io miteny ratsy io, misy aza olona sasany tsy tezitra akory fa mandeha ho azy le teny ratsy, fa misy koa tsy hainy intsony ny hanehoany ny hatezerany de miteny ratsy,
10. princesseN
(
03/05/2008 16:21)
misy ol otran'ireny minam-bary reny kosa alou le miteny ratsy e!mamenatra mintsy fa sady ts vavy ts lahy ts kely ts lehibe le iz famiteny doly
fa le iz koa alou araka an'le environemen iainana e!fa ra ts tinao hiteny rats ny zanakao de enao alou no tsy miteny surtou eo imasony

11. niryna
(
03/05/2008 16:42)
yonikafopl:
za kalou tena mpiteny ratsy eee, fa nena tsy teny ratsy gasy fa teny ratsy am teny vahiny na arabo io na frantsay na anglisy.
Ilay miteny na maheno teny ratsy am fiteny gasy no tsy dia azoazoko loatra, fa raha am teny vahiny otran tsy mampaninn fa mandeha ho azy. :wink:
hi,hi, dia ahoana tokoa ny olona rehefa mampianatra teny vahiny dia matetika ilay teny ratsy no omeny ny tena voalohany? amin'izay hono raha misy miteny izany dia mba mahafantatra
:roll: :D
yonikafopl a ,malama vava ery ny aide -chauffeur any amintsika dia mianatra koa ireny zanaky ny mpivarotra eny amoron-dalana ireny . :D
12. niryna
(
03/05/2008 16:44)
ratanana:
Salama, tsy ny teny no ratsy , fa ny sain-tsika no simba, efa nahita teny ratsy taiza nareo (tsara daholo angamba ny teny amoiko, fa ny fieritreretantsik'azy no ratsy) :) sa ahoana ?
Dia inona aloha izany no famaritana ilay teny ratsy k'ty ,rehefa maninona ilay izy no atao hoe ratsy ,ary rehefa maninona no atao hoe tsara .
13. niryna
(
03/05/2008 16:46)
ainaheri:
ramain>Marina zany,nefa kosa misy oul efa zatra miteny an'le izy,ary ao kou fanehoany ny fahatezerany angamba :roll:
Fa inn wa le teny ratsy e?
:roll: :D izaho koa vao nanontany an'io
14. niryna
(
03/05/2008 16:50)
Jeankely:
:-D :-D :-D Ny fiaraha-monina no mametraka hoe ireto teny ratsy naheverinao tsy teny ratsy aza dia teny ratsy iny rehefa tsy eken'ny sain'ny maro. Teny hoe ohatrinona ny atody na voatavo ohatra tsy olana ao ampovoantany nefa any @ faritany sasany tsy azo atao ny manontany atody na voatavon'olona :-D :-D :-D . Ny namako avy Toliara ohatra raha nisy fiara nihemotra ary nandona ankizy dia hoy izy hoe voadonan'ny (l) n'ny fiara. Samy taitra nefa izay no fiteny ampiasainy ary tsy teny ratsy koa ao Antananarivo ny vodirindrina, vodihazo, vodikapoaka.
Ratsy izy rehefa apetraky ny rehetra hoe ratsy na lelafinao sy lalovinao ary handolihanao isan'andro aza tsy azo tonotononina ny anarany :-D :-D :-D
misaotra jeankely a,dia ahoana raha mandeha any amin'ny toerana tsy fantatra ka miteny dia vasohan'ilay olona ve hianao ohatra sa dia mba ahaitsiny avy eo fa hoe fiteny ratsy izany ?
Toy ny hoe ity .....= teny ratsy ,dia raha vao miteny an'iny dia ratsy ?
15. niryna
(
03/05/2008 16:54)
ni81:
Angamba fahazarana io fitenenan-dratsy io, satria misy olona tokoa dia isaky ny fehezanteny iray dia misy teny ratsy 2 na 3 ao anatiny. Indrindra ireo lehilahy raha misy zavatra tantarainy! Hamafisiny @ teny ratsy ilay izy.
Ho an'ny olona mpanao azy moa dia mahita avaly foana hoe toy izao sy toy izao ange e! Samy manana ny toe-tsainy io.
izay indrindra mantsy ,io voalazanao io mihitsy no tiako ho lazaina ary ny tanora lahy koa dia mitovy an'izany
:D ,ny vavy aloha misy ihany sa ahoana ?
16. niryna
(
03/05/2008 16:57)
Jeankely:
Ny teny ratsy tsisy dikany ary tsy mitondra mankaiza saingy rehefa romotra tsy mahita atao, tsy afaka handaka, tsy afaka hikapoka dia iny no lasa. Raha atao kilalao indray dia efa marary saina izany.
yap dia misy vavy mamo izay koa mitsika vendrana foana izy ary rehefa mamo izy dia mikaka be ary rehefa tezitra indray dia feno teny hafahafa izay teny maloto no nampianarana ny olona ka heverina fa teny ratsy mivoaka ny vavany.Misy tsy mahazaka ary dia nanao fitsipika ny toerana iray fa raha misy fofona toaka na dia tsy mamo aza dia alefa mody fa manimba ny fiaraha monina ao am-piasana
:oops:
17. ikaretsaka
(
03/05/2008 16:59)
amiko manokana le hoe "ratsy" amin'ny teny ratsy dia miankina @ le definition an'ilay ratsy tiana hambara sy ny eritreritra. ianao no mametra an'io
Izaho manokana dia zatra tsotra izao hoe mamany, mangery, mitondrobody, manala kilaotym nohon'ny hoe manao pipi sy manao caca sy manondrotra fitombenana, sy manala takonkenatra
fa miresaka ilay "excuse my French" isika..... dia ataoko hs kely fa miala tsiny .... amintsika gasy rehefa atao french le manao "pipi" sy manao "caca" de ohatran'ny heo "mihajahaja izany" fa raha atao le teny gasy madio mangarangarana hoe "mamany" sy "mangery" dia hoe ratsy... ny an'ny angalisy nefa mifanohitra amin'izany....mahazendana o?

18. niryna
(
03/05/2008 17:01)
ravakamalala:
teneno ny olona mpiteny ratsy fantatrareo hoe andao iombona "dôty"! :-D :-D
ka io efa noteneniny hoe "excuse my french" izay no fialana pas aty aminay rehefa miteny ratsy ny amerikana ,dia tsy miteny izy eo imasonao fa rehefa tezitra dia tsy maintsy mivoaka ihany ny teny dia miverina indray ilay excuse...
19. niryna
(
03/05/2008 17:07)
mmmhh:ary ahoana tokoa ny olona rehefa mamo vao maika manondrana
fahazarana io miteny ratsy io, misy aza olona sasany tsy tezitra akory fa mandeha ho azy le teny ratsy, fa misy koa tsy hainy intsony ny hanehoany ny hatezerany de miteny ratsy,
dia ireny mpiandry omby ireny ihany koa dia dadany amin'ny tany mampianatra teny ratsy ny zanak'ilay patron,heveriko kely hoe zazakely tsy mahafantatra ilay teny fa henony daholo ilay izy dia averiny.
:oops:
20. ni81
(
03/05/2008 17:53)
Hoy Ika:
Maro ny miteny ratsy rehefa tezitra ary na tsy tezitra aza dia efa manao pli vava fotsiny ilay fiteny!
Mbola averiko ihany fa betsaka ny lehilahy ary misy koa aza vehivavy, rehefa miresaka dia mampifangaro teny ratsy sy ompa mba hanamafisany ny zavatra tiany hasongadina. :roll:
Izaho manokana dia zatra tsotra izao hoe mamany, mangery, mitondrobody, manala kilaotym nohon'ny hoe manao pipi sy manao caca sy manondrotra fitombenana, sy manala takonkenatraAngamba tsy dia ireo loatra no tian'i nyrina ho lazaina hoe teny ratsy, satria teny gasy mazava ireo, saingy tsy nahazatra loatra ny vava ny nanonona azy, fa kosa naka tahaka ilay fitenin'ny zazakely.