Ny fitenenan-dratsy

21. yonikafopl ( 03/05/2008 18:59)
le teny ratsy an, amiko raha ilay anaran\'ilay zavatra fotsiny no tenenina fa tsy asiana mpamaritra miaraka aminy tsy mampaninona, ohatra ny tay sy amany ohatra, mitovy amin\'ny rora sy lelo ireo, samy zavatra mivoaka avy amin\'ny tena aby.
Fa raha atao ohatra we minan\'ny am....ny na minan\'ny t.iny, izay ilay teny ratsy amiko.
Ekeko fa tsy misy ratsy ny teny, fa arakarak\'ilay fehezanteny no maharatsy azy.
22. yonikafopl ( 03/05/2008 18:59)

23. ainaheri ( 04/05/2008 06:43)
Tsy haiko na mitohy @ ty dinika ty na hs za ,fa tsy haiko zay nahita an'le teto france,ao @ M6 misy le fandaharana SUPER NANNY,fa saika tapaka ny tsinaiko naita le boaikely tsy mbola mahay miteny akory(mahay ihany fa tsy ny retra²) ,ny mampiseo ratsantanana(fanondro adala) d isaky ny mietsika!!

Ny tena nahatsikaiky d nanazava zvtr le SUPER NANNY(cathy) ny ta guelle sy ny ratsatanany no sasatra naveriny nefa mba nananatra an'azy,izy @ io angamba vô 3ans angamba hihi Le rar @ zany tsisy mikozy !!!!!!
24. fahamarinana ( 04/05/2008 09:27)
:arrow: ié nahita an'iny koa za ry ainaheri ary tena toran'ny hehy ,mbola kely lery amin'io an,mahavariana fa dia misy tokoa,asa na efa fahazarana hitany ao antrano na any ivelany na ny zokiny ,na koa hoe tsy dia misy antony particulièrement. amindry zareo :) (l)
25. Papoose ( 04/05/2008 18:34)
dia inona ihany zany le tena teny ratsy?
26. Jeankely ( 04/05/2008 23:36)
Rehefa hitenenan'ny olona azy ianao dia fantatrao hoe miteny ratsy ahy ity. Sa izay afafin'ny hafa aminao teny tsara daholo. Hitanao ho azy ny famaritana izany.
27. ari.malala ( 05/05/2008 07:59)
fa inona marina ilay teny ratsy e! ts azoko...:roll: fony izahay tany am CEG nianatra tam kilasy faha 9 (3è) d teny gasy no nianarana ny siansy naty , t@ teny gasy madoi mangarangarana no nianarana ny anatomian'ny taovam-pananahana, d mifandray amin'ilay lazaiko ary am antson'ny fo iany io hoe mitovy aminao miteny hoe orona, tanana, tongotra sns.. fa ny tsy azoko dia ilay manao fietsika am tanana, ilay avonkina ny totondry d penina ny felantanana ilany ny vohon'ilay totondry, midika inona moa izany? raha atao hoe teny, nisy feo nivoaka v?
28. fahamarinana ( 05/05/2008 08:08)
:arrow: ari.,lalina koa iny tsy nisy feo tokotry nefa teny ratsy. (l)
29. ari.malala ( 05/05/2008 08:20)
fahamarinana hihihi
30. mmmhh ( 05/05/2008 09:17)
reefa tsy teny ratsy zany de fihetsidratsy zany koa :wink:
31. niryna ( 15/05/2008 23:58)
ni81:

Hoy Ika:
Izaho manokana dia zatra tsotra izao hoe mamany, mangery, mitondrobody, manala kilaotym nohon'ny hoe manao pipi sy manao caca sy manondrotra fitombenana, sy manala takonkenatra
Angamba tsy dia ireo loatra no tian'i nyrina ho lazaina hoe teny ratsy, satria teny gasy mazava ireo, saingy tsy nahazatra loatra ny vava ny nanonona azy, fa kosa naka tahaka ilay fitenin'ny zazakely.
Maro ny miteny ratsy rehefa tezitra ary na tsy tezitra aza dia efa manao pli vava fotsiny ilay fiteny!
Mbola averiko ihany fa betsaka ny lehilahy ary misy koa aza vehivavy, rehefa miresaka dia mampifangaro teny ratsy sy ompa mba hanamafisany ny zavatra tiany hasongadina. :roll:

------------------------------------------
teny mivanta ireo tenen'ika ireo fa ny teny ratsy mahalala azy tsara hianao fa ny firenena rehetra samy manana avokoa
misaotra ni81 e

32. niryna ( 16/05/2008 00:01)
yonikafopl:

le teny ratsy an, amiko raha ilay anaran\'ilay zavatra fotsiny no tenenina fa tsy asiana mpamaritra miaraka aminy tsy mampaninona, ohatra ny tay sy amany ohatra, mitovy amin\'ny rora sy lelo ireo, samy zavatra mivoaka avy amin\'ny tena aby.
Fa raha atao ohatra we minan\'ny am....ny na minan\'ny t.iny, izay ilay teny ratsy amiko.
Ekeko fa tsy misy ratsy ny teny, fa arakarak\'ilay fehezanteny no maharatsy azy.

hi,hi, ka na samy malagasy aza anie dia manao sioka tokana fotsiny amin'ny teny ratsy e,

33. niryna ( 16/05/2008 00:05)
fahamarinana:

:arrow: ié nahita an'iny koa za ry ainaheri ary tena toran'ny hehy ,mbola kely lery amin'io an,mahavariana fa dia misy tokoa,asa na efa fahazarana hitany ao antrano na any ivelany na ny zokiny ,na koa hoe tsy dia misy antony particulièrement. amindry zareo :) (l)

ny ankizy mora mandray ary izay hitan'ny masony sy ren'ny sofiny dia averina fa tsy fantany hoe ratsy iny raha tsy tenenina izy

34. niryna ( 16/05/2008 00:15)
Papoose :

dia inona ihany zany le tena teny ratsy? Miverina ery ambony

Jeankely :

Rehefa hitenenan'ny olona azy ianao dia fantatrao hoe miteny ratsy ahy ity. Sa izay afafin'ny hafa aminao teny tsara daholo. Hitanao ho azy ny famaritana izany

teny izay nifanarahan'ilay firenena ho mahamoa fady na heverina fa ratsy eo anatrehan'ny hafa ny miteny ilay teny ka dia lasa natao hoe teny ratsy ilay izy ary dia lasa tsy miteny an'iny ny olona izay manaja ny tenany ary ilay olona miteny ilay izy dia manjary tsarain'ny olona ho tsy manaja tena sady toa lasa averina ilay izay rehefa tezitra ,na miaraka ireny olona tia mamerina ireny teny ireny . Ny dikany izany tsy misy ratsy fa ny olona no namefy azy ho ratsy dia lasa mpiteny ratsy ilay olona e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6327