ilay boky
1. fijo
(
23/04/2008 21:11)
io boky io ve ,vao voasoratra avy dia masina???????
répondu par fijo le 06/05/2008 20:52
3. pissoa
(
23/04/2008 21:18)
Ie - :-D :-D :-D :-D :-D
Na dia raisina amin'ny hevitry ny sasany aza hoe miankina amin'ny fahatsapana no mampamasina azy dia ie - vao nanomboka nanoratra ny mpanoratra dia efa fantany ny "hasiny" :-D
Na dia raisina amin'ny hevitry ny sasany aza hoe miankina amin'ny fahatsapana no mampamasina azy dia ie - vao nanomboka nanoratra ny mpanoratra dia efa fantany ny "hasiny" :-D
9. rabingogilabanga
(
24/04/2008 11:30)
ika:
point de vue inona aloha no itondran'i fijo ny resaka?
cadrer-ko ny koranan'ny fijo, mba hahamasaka kokoa ny resaka, si tu me le permets:
masina io boky io raha:
- azontsika antoka raha milaza ny marina
-na tsy inoantsika (ny sasany no tsy mino) ho marina aza, dia tsapantsika fa mitondra filaminana sy fiadanana ara-panahy ho an'ny tsirairay.
-mitondra filaminana ara-sosialy, sy lamina tsara eo @ fiaraha-monina
-ny faran'ny tsara indrindra @ boky rehetra, @ fanazavana ny olana sy ny famahana izany, surtout raha mitaha @ sasany (contrat social ny "rousseau", capital ny Marx, code penal ou juridique d'une nation, talmud, coran ..., freud, montesquieu,platon, socrates, levinas, spinoza, darwin, ....)
mba mi-cadrer aho fa tsy dia misy raha haiko loatra.
11. booboo
(
24/04/2008 13:02)
misaotra ! ( hadinon'i Fody t@ ity indray mitoraka ity hihihihihihihihi :-P )
13. rabingogilabanga
(
24/04/2008 17:37)
fody:
Boky inona ?
Tsy mazava!
miala tsiny ra-fody fa ny toy izao no mba asianay critique dia mahatezitra ny sasany; evident be le hoe boky masina eto, dia mbola analavanao resaka indray; tena question à la malgache marina ny anao :
2 ihany no antontan-dahatsoratra, na compilation na- texte très important, na hitady boky n'aiza n'aiza ianao:
-ny constitution
-ny baiboly,
ato @ rubrique fivavahana isika, sady ny baiboly ihany no masina @ izy roa ireo.
de hisy hilaza indray izao hoe: sao ny coran, na ny torah; nefa fantatra be izao fa 1% ny namana ato @ serasera no mahay (mahay hoy aho , fa tsy hoe mpino ihany) ny coran na torah
16. fijo
(
24/04/2008 20:31)
misaotra rabingo, efa mazava be hoe inona no boky resahana,i pissoa aza avy dia nahalala ka nahagaga hoe i fody indray no niraikitra teo.,efa izay moa le izy.
le fanontanin'ika no anomezako fanazavana kokoa.
hoan'ny mpino kristianina no tiako hanontaniana.avy dia masina ve ilay boky?
le fanontanin'ika no anomezako fanazavana kokoa.
hoan'ny mpino kristianina no tiako hanontaniana.avy dia masina ve ilay boky?
18. pissoa
(
24/04/2008 20:42)
Fijo:
misaotra rabingo, efa mazava be hoe inona no boky resahana,i pissoa aza avy dia nahalala ka nahagaga hoe i fody indray no niraikitra teo.,efa izay moa le izy.
Izaho angaha tsy tokony hahalala noho i Fody no hoe i Pissoa aza avy dia nahalala ka mahagaga i Fody indray no taraiky ? :-D :-D :-D :-D :-D
