ilay boky

21. fijo ( 24/04/2008 20:54)
asa ry pissoa ko,
ika sy i soanja izao mitovy fijery eto,hoy i soanja atsy ambadika atsy:
"Tsy ny baiboly velively no masina fa Andriamanitra izay resahiny ao anatin'ilay boky."
"
22. pissoa ( 24/04/2008 20:56)
Asa ry Pissoa ahaoana fa ianao no niteny an'io dia ianao no mahalala koa =)) =)) =))
23. ikaretsaka ( 24/04/2008 21:14)
za ra fijo tsy typen'ilay hoe satria "masina" ny baiboly dia kapokapohina @ iny ny olona soit disant heo alaina demony de miracle mon ami

na hoe "masina" ny sary vongana na lakroa dia iny no atao escrime... (sanatria "star wars") na hoe masina ny saple de hoe tsy ho voakitikitika sy "masina" koa aho raha miambozona azy

Raha izay ny fisainako amiko dia tsy mpino an'Andriamanitra intsony aho ary izya amiko no tena hoe mpanompo sampy


amiko dia le zavatra ambaran'iny na arahiko amin'ny alalan'iny no masina, ny fivavahana ataoko miaraka amin'ny saple no masina,...ny zavatra vakiako hangalako inspiraka ao anaty baiboly, sy hiraiko amin'ny hira masina sy ny message ambaran'ilay crucifix, sary vongana, jiro masina, rano voahasina, menaka masina... amiko no masina
24. fijo ( 24/04/2008 21:19)
mazava aloh aizay iny.fa ny sasany no tsy hay.
aiza ny pros rehetra teo e
25. fijo ( 24/04/2008 21:21)
eto izao dia itako(ahy io an)ny mampiavaka kely an'ika sy i fody.
26. pissoa ( 24/04/2008 21:26)
Ikaretsaka:
za ra fijo tsy typen'ilay hoe satria "masina" ny baiboly dia kapokapohina @ iny ny olona soit disant heo alaina demony de miracle mon ami

na hoe "masina" ny sary vongana na lakroa dia iny no atao escrime... (sanatria "star wars" na hoe masina ny saple de hoe tsy ho voakitikitika sy "masina" koa aho raha miambozona azy

Sao dia manana hevi-draikitra be loatra i Ikaretsaka izany ?

Ny masina angaha tsy maitsy midika hoe manana hery hafahafa ka mety handroahana demony, na miaro mba tsy hovoakitikitika ?

Raha ny fahazoako aloha ny fahamasinana dia toetra fa tsy hery e !
:-D :-D :-D :-D :-D
27. ikaretsaka ( 24/04/2008 21:28)
fa izany eo ihany:
fa toy iznay koa ilay misy manamasina godasy sy maillots sy angady any ampiangonana ireny...
tsy hoe nohamasinina tany ireny dia misy pouvoir hanaovana miracle mon ami..
fa ny asa atao miaraka aminy no hanomezana hasina an'Atra
28. fijo ( 24/04/2008 21:28)
toetra misy hery miavaka ry pissoa an.izay no masina.

izay no mahatonga ilay hoe "tany masina eo"ka rah amanitsaka eo dia mety hisy zavatra hitranga.
29. ikaretsaka ( 24/04/2008 21:38)
Raha ny fahazoako aloha ny fahamasinana dia toetra fa tsy hery e !

miombon-kevitra tanteraka: io no tsipihiko etoana fa misy mihevitra hoe rehefa masina izay de nahazo pouvoir
30. fijo ( 24/04/2008 21:42)
ka ny hanekan afa masina ilay zavatra dia hoe hafaka hitahy na hanova.izay dia "hery"
31. ikaretsaka ( 24/04/2008 21:45)
ka tsy le :herin'ilay zavatra" ilay izy fa ny "herin'ilay inoana sy omen-kasina @ alalan'ilay zavatra"
32. bosista ( 25/04/2008 15:13)
ka ireny rano voahasina ireny izany tsy masina fa ny zavatra ambarany? sa ahoana?!
33. ikaretsaka ( 25/04/2008 16:06)
aminao inona ny rano voahasina ary aloha?
34. fijo ( 25/04/2008 20:01)
rah aizay tokoa anie dia tsy tokony hisy masina e.
35. ikaretsaka ( 25/04/2008 21:15)
le zavatra ambarany hoa no masina....
ohatra ialahy heo fafazana rano voahasina dia ilay rano mamelona sy le herin'ilay nahary , amiko no maha voahasina ilay rano..
fa tsy le rano no nahazo fahefana tampoka...

raha te himanifest @ alalan'ilay rano ilay nahary7 dia hafa izay
36. Fody ( 25/04/2008 21:30)


rabingogilabanga
fijo:
io boky io ve ,vao voasoratra avy dia masina???????

Raha olona mandinika ianao fa tsy maika hikritika dia mahita fa tsy mazava io fanontaniana io.

Tsy mazava satria izao no antony:

1 - Tsy voafaritra hoe: Boky inona ?
Lzainao fa ato amin'ny resaka finoana sy fivavahana no misy antsika.
Dia hoy aho hoe: Angaha raha vao miresaka finoana sy fivavahana dia resaka Baiboly foana izay? Ataoko fa zavatra be dia be no resahana ato, ary tsy Baiboly ihany no boky lazaina ato fa maro be.

2 - Ny olona mitondra ny lohahevitra dia olona tsy mpino. Izany hoe tsy azonao ferana hoe: Baiboly ihany no lazainy raha miresaka boky izy.
Ary aza adino fa metika firesak'i fijo ilay boky evanjelin'i Jodasy.

3 - Jereo kely ery ambony ery, eo amin'ny n°5
ikaretsaka:
point de vue inona aloha no itondran'i fijo ny resaka?

Avy eo dia vakio koa ny n°7
prime:
:?: :?: :?:


Dia mba mandiniha amn'ny manaraka vao miteny fa miteniteny foana matetika loatra.

Misaotra anao!



37. ikaretsaka ( 26/04/2008 16:51)
Dia hoy aho hoe: Angaha raha vao miresaka finoana sy fivavahana [ka miresaka boky] dia resaka Baiboly foana izay? Ataoko fa zavatra be dia be no resahana ato, ary tsy Baiboly ihany no boky lazaina ato fa maro be.

ahoana tokoa ny @ io?

vao misy izany heo "ilay boky" dia maninona no tonga de ranga be aby ?
38. fijo ( 30/04/2008 21:32)
ny mahagaga anie dia misy ny avy dia mahalala hoe inona ilay boky tiana resahina emisy minia manalava resak afotsiny fa tsy mamaly ilay fanontaniana.
39. LazaDaddy ( 30/04/2008 23:57)
fijo:
io boky io ve ,vao voasoratra avy dia masina???????
Inona tokoa no tian'ise ambara? Boky inona? Masina ahoana?

Amin'ny finoana hafa (tsy ny finoako) dia toa misy "fombafomba" arahin-dry zareo ho "fanamasinana" zavatra iray. Masina araka ny fombafombam-pinoany fa mety tsy ho masina amiko:
- vato masina - doany masina - labozia masina - rano voahasina - sary masina - sampy masina - ray masina - omby vavy masina - taolam-balo masina - sns...

Raha ny finoako indray dia izay nohamasinin'Andriamanitra rain'i Jesosy Kristy ihany no masina.


40. fijo ( 01/05/2008 22:27)
efa hain'ise ilay boky izany.ka avy dia masina ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0682