ilay boky

41. LazaDaddy ( 01/05/2008 22:53)
fijo> azafady fa tsy novakiako ny adihevitra rehetra fa ny naroson'ise voalohany ihany no novaliako etsy ambony. Raha ny Boky mirakitra ny Tenin'Andriamanitra no tian'ise ambara dia voafehin'ilay noteneniko etsy ambony ny vali-teniko:

LazaDaddy:
Raha ny finoako indray dia izay nohamasinin'Andriamanitra rain'i Jesosy Kristy ihany no masina.
42. pissoa ( 01/05/2008 22:56)
Dia masina ve ny Baiboly ry LD sa tsia ? :-D :-D :-D
43. LazaDaddy ( 01/05/2008 22:59)
pissoa> araka ny hevitr'i pissoa, masina ve ny tenin'Andriamanitra? Sa ny sary amidy eny amin'ny totohabaton'Ambondrona sy Antaninarenina no masina?
44. cutie ( 01/05/2008 23:06)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
45. pissoa ( 02/05/2008 14:41)
=)) =)) =))
46. pissoa ( 02/05/2008 14:47)
LazaDaddy:

pissoa> araka ny hevitr'i pissoa, masina ve ny tenin'Andriamanitra? Sa ny sary amidy eny amin'ny totohabaton'Ambondrona sy Antaninarenina no masina?

1 - Ny hevitro efa nolazaiko ao ambony ao (Ooops, hay moa ianao tsy namaky akory fa maika hanontany fotsiny hoe iza no masina amin'i Pissoa ) :-D :-D :-D

2 - Ny hevitrao no anontaniako ... satria comme d'hab koa dia tsisy valiny mazava ny teninao !

3 - Raha ilay sary mampiseho an'i Jesoa nofantsihana, na ilay mampiseho an'i Jesoa mitia ny mahantra, na i Jesoa nandresy ny fahafatesana sns no anontanianao ahy hoe masina ve, dia anontaniako ianao hoe masina ve ilay boky mampiseho ireo zavatra ireo an-tsoratra koa ary amidy eny amin'ny totobato ? =)) =)) =))
47. fijo ( 02/05/2008 20:50)
hoatry ny mba manana valiny mazava koa ry pissoa.

ialahy ry laza an.hi hi iizay le tsy hafoizako an'ialahy.izay variana eo amin'ny totobaton'ambondrona izay;hihhi
48. pissoa ( 02/05/2008 21:07)
Decidement Fijo ... =)) =)) =))

Asa ianao raha mba mamaky ! Ary asa raha mba azonao ny dikan'ny mazava lazaiko !
49. fijo ( 02/05/2008 21:36)
ka ita fa ndry tsy ahitana valiny mazava matetika ko.
50. rijadolly ( 03/05/2008 04:45)
ikaretsaka:

amiko tsy ilay boky no masina fa ny hafatra ambarany
inona indray ny valiny endrasana fa efa io ,miombon-kevitra koa aho.


51. pissoa ( 03/05/2008 14:04)
Fijo : mila saina vao mahazo ny teniko matetika :-D :-D :-D :-D :-D
52. fijo ( 06/05/2008 20:52)
sao dia teny miboriaka,ka sarotra raisina matetika?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5002