sentiment
1. ninad
(
22/04/2008 12:58)
fa maninona vevavy be sentiment nony lelà
répondu par mangidy le 06/05/2008 15:47
12. kiadi
(
22/04/2008 21:33)
ka zah aloha be tratra eh! :-D :-D :-D fa tsy malemilemy hotran'ny tratran'i melody :-D :-D :-D
14. Belami
(
22/04/2008 21:51)
melody : fangaha malemilemy ny fahatsapany kiadi azy ao , "ozy kiady " an =D> =D> =D> =)) =))
16. mangidy
(
22/04/2008 22:02)
Kiady : éééé
Ny vehivavy be sentiments; satria Manmpitiavana no ho ny Lehilahy.
sady rehefa tia dia tena TIA.
Fa tsy sangisangimpitia :-D :-D
Ny vehivavy be sentiments; satria Manmpitiavana no ho ny Lehilahy.
sady rehefa tia dia tena TIA.
Fa tsy sangisangimpitia :-D :-D
17. bobone
(
23/04/2008 05:46)
mangidy! tena marina io an! tena rehefa tia ny vhv de tena tia !sady amtotra be rehefa tia hihihi :D
