sentiment

21. mmmhh ( 23/04/2008 14:05)
aza darofana fa avoay le sentiment aiiieeeeeeeeeeeee
omeo le sentiment aaiiiiieeeeeeeeeeee!!!!
mihikiaka "aaaaaaiiiiiiiiiiiiiiieeeeeeeeeee" fotsiny enao de efa mamoaka sentiment! :-D :-D :-D :-D
22. mangidy ( 23/04/2008 15:41)
kiadi : ny an'i zanjy kosa wa de hafa ihany :-D :-D aza manalabaraka an'i dada sy Neny elĂ  a!
23. rapala ( 23/04/2008 16:29)
mangidy: iza no dada dia iza no neny? :-D :-D :-D
kiadi: bedy eo hono enao an!
24. ari.malala ( 24/04/2008 09:09)
ra ts efa hoavy eo ndray ny zanak'i kiadi=))=))=))=))
25. mangidy ( 24/04/2008 21:21)
rapala : kiadi dia zanjiko.(mpianadahy izahay izany we iray dada sy neny)

kiadi humm iza njay zany zanak'anadahiko izany? :?: :?:
26. Belami ( 25/04/2008 11:38)
kiadi : sao dia daroka safosafo kosa aza le izy :-D :-D :-D
27. tslem ( 25/04/2008 12:23)
kiadi:

nenah refa tsy tia anah de darofako :-D :-D :-D :-D



d refa avy darofana d omena nem be sakay avy eo :-D :-D :-D
28. ainaheri ( 26/04/2008 04:47)
mangidy 1 siny:
Ny vehivavy be sentiments; satria Manmpitiavana no ho ny Lehilahy.
sady rehefa tia dia tena TIA.
Fa tsy sangisangimpitia


Aza miteny an'zany fa misy leh kou be santimaka an,zany we tsy hainy ny maneho azy,na kou entin'ny ambo d miseo milay fona ,nefa mamrary ao anaty iany
29. mangidy ( 06/05/2008 15:47)
ainaheri :dia ilay "ambo" diso toerna ko!
Ny sipa mila mitia aloha vao .....aller plus loin, fa ny Lehilahy kosa mifanohitra amizany, dia efa tsy sentiments ntsony no miasa :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0565