iza @ izy mitsam indray aza no bôgôsy eh!!

1. kiadi ( 19/04/2008 09:51)
répondu par Jeankely le 22/04/2008 00:13
2. mignone ( 19/04/2008 10:22)
ireo ve dia bôgôsy ? :roll:
3. kiadi ( 19/04/2008 10:26)
bôgôsy kosa reo eh! :-D :-D :-D :-D
4. tsiambaratelo ( 19/04/2008 10:44)
Izy mitsam samy mignone e,indrindra amin'ny raharaha-politika
mody mitsilem reo fa mahavita azy an,tsy mikozikozy e!
:-P :-D :-D
5. ainaheri ( 19/04/2008 10:48)
ra8 kosa alou ny itako ee,ra sarko mitsidekadeka zany refa mandé,otrany oul marary valahana zany klé
6. mignone ( 19/04/2008 10:49)
maninn tsara oé ry tsiambaratelo ??? 8O
7. xxx ( 19/04/2008 11:01)
indrandra rehefa manao anilay kirarony drigy be vodiny iny sarko vao maika midekadeka mitsiny :^) :^) :^)
8. kelly13 ( 19/04/2008 11:09)
xxx>hahahaha
9. kiadi ( 19/04/2008 11:24)
jereo ange le palitao be an'i ra8 fa hotrany ao anaty gony zany lery!an'i deba adinony tao iavoloha angamba io nanaovan'ilery io :-D :-D :-D
10. Jeankely ( 19/04/2008 13:25)
Aza mandainga fa ny vazaha aza tsy tsara noho izy e. Ary ianao koa aza sao dia sahala ny sariry sikotra fa miseho mitsaratsara :-D :-D :-D :-D .
sarisikotrabe :-P :-P :-P :-P
11. kanota ( 19/04/2008 13:32)
Tony resaka itony aroso fa itony ilay resaka politika mampandroso avy any andafy. Tsy ny Debanareo ve no bogosy indrindra ?
12. xxx ( 19/04/2008 16:40)
Iza no lava hoe ?! :-D

Raha endrika aloha Ravalo kosa no tena mandresy amin'izao e. Fa raha fiakanjo dia i Sarko ... vadina mannequin koa en + :P

Fa samy mahery ireo bandy ireo an ! ::
13. kanota ( 19/04/2008 16:52)
Deba sy Rossy ary Zafy no manja. milay. Ankoatr'izay atody :-D :-P :-P :-P :-P
14. patrick2002 ( 19/04/2008 17:09)
Raha endrika aloha Ravalo kosa no tena mandresy amin'izao e. Fa raha fiakanjo dia i Sarko ... vadina mannequin koa en +

i Ravalo mazaka sipa mahay kaoitry ,sy kininika kou ,ianao angaha ahoana :-D :-D :-D
15. ainaheri ( 19/04/2008 18:29)
patric2002:
i Ravalo mazaka sipa mahay kaoitry ,sy kininika kou ,ianao angaha ahoana


Tena marina v io kozy io?,efa enoko fa tsy d nino lotra za klé
16. milaibe ( 19/04/2008 18:29)
Bilan zany ra8 no lany bôgôsy e
17. ratonga ( 19/04/2008 20:09)
:-D :-D :-D :-D
18. Papoose ( 19/04/2008 22:35)
ny ahy dada ihany no bogosy amiko! :-D
19. Jeankely ( 20/04/2008 00:49)
Ny vehivavy no mahay mitsara ny lehilahy fa tsy ny samy lehilahy. Sa pelaka ?
20. kiadi ( 20/04/2008 01:06)
elah ry jeanpeti efa mivika ny sain'elah io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0643