iza @ izy mitsam indray aza no bôgôsy eh!!
22. yonikafopl
(
20/04/2008 09:23)
fa hono wa ee, ravalo ve tsy manana kravaty afa tsy iny menamena iny eeeeee :roll: :roll:
24. endrika01
(
20/04/2008 11:04)
mignone:
maninn tsara oé ry tsiambaratelo ??? 8O
samy bôgôsy kou!zah wa mbô tara!hi hi hi
raharaha politika zany a!hi hi hi hi
:-D :-D :-D
25. endrika01
(
20/04/2008 11:06)
kiadi:
jereo ange le palitao be an'i ra8 fa hotrany ao anaty gony zany lery!an'i deba adinony tao iavoloha angamba io nanaovan'ilery io :-D :-D :-D
kiadi>ka mba hanamboaro tsaratsara kokoa ary izy é
enao ty a,
:-D :-D :-D
27. endrika01
(
20/04/2008 11:12)
kiadi:
ka io no asain'i dadarabé hanaovany ko!! :-D :-D :-D :-D
tena marina ve?de aiza ho aiza no misy ny dadarabeny
mbô asaiko mifidy ny akanjo hanaovako kounkou!
hi hi hi(taiza nareo no naka mbô hakako hi hi hi,hozizy lay mpilalao
filma malagasy raika 'zay )hi hi hi hi :-D :-D :-D
28. kiadi
(
20/04/2008 11:20)
avy fa zah no mifidy ze akanjo hanaovanao eh!! ze tiko an! ary tsy hakimenimenina! :-D :-D :-D
29. yonikafopl
(
20/04/2008 12:20)
kiadi mety zay marina ann, ka isaky ny mahita ny sarin lery za to kravaty menamena fona no tazako, nde omeko kado kravaty mintsy io fa tssssssssssssss
30. endrika01
(
20/04/2008 13:12)
kiadi:
avy fa zah no mifidy ze akanjo hanaovanao eh!! ze tiko an! ary tsy hakimenimenina! :-D :-D :-D
ndao ary e!ekena,mifidy zay an,fa tsy mampiakanjo!hi hi hi
anaovako tsara mintriny !hi hi hi hi na transparent,na voaly
manify,na malailay hi hi hi hi! :-D :-D :-D
31. kiadi
(
20/04/2008 13:57)
zah no mapiankanjo kooo!!!manjary tsisy tsirony raha tsy zah!!
fa zah ange tsy mikitika eh! :-D :-D :-D
fa zah ange tsy mikitika eh! :-D :-D :-D
32. raplou
(
20/04/2008 14:24)
Mbola i RA8 aloha no bogosy eh:jereo ny oron'i Sarkozy fa ohatran'i pinnochio lava be,ny sofiny ohatran'ny sofina éléphant,ny tarehiny efa mikentrona be,ny vavany ohatran'ny bangaridana mihomehy,ny palitao tsy mikatona tsara fa manao gilet par balle angamba,ny volo tsy mihogo tsara sady tsy mitapaka tsara.Tsy misy hitovizany izy roalahy,fa rehefa jerena amin'ny fo tsy miangatra,dia i RA8 no azoazo jerena
33. endrika01
(
20/04/2008 14:26)
kiadi:
zah no mapiankanjo kooo!!!manjary tsisy tsirony raha tsy zah!!
fa zah ange tsy mikitika eh! :-D :-D :-D
kiadi>aiiiiiiii zah menatsa beu kouuuu!de dadarabe kounkou zany
mahazo tsirony e!hi hi hi hi :-D :-D :-D
34. Papoose
(
20/04/2008 18:41)
fa nivoaka wa ny nafenina kle! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
37. Jeankely
(
21/04/2008 04:00)
Itony resaka itony marina no tena malaza indrindra raha ny marina koa mba harosoy indray ny vadin-dreo jerena ny endriny. Milay be ilay resaka politika.
40. kiadi
(
21/04/2008 16:57)
le jaenpeti ange be wawawa nefa refa menin'ol famohana profil be konetaka sy be teny ratsy! elah no tena sarisikotra! :-D :-D :-D sa sarimbavy? :-D :-D
ny sarimbavy no be talakaza tsinona! :-D :-D :-D :-D
ny sarimbavy no be talakaza tsinona! :-D :-D :-D :-D
