Tsy be takalaza ry havana fa ny fepetra no resahana. Rehefa tsy ao anaty fepetra dia tsy izy fa tsy hoe "Kapaina @'ny ranjony ny mpanao baolina rehefa mahasosotra. Ary be takala raha mijery mpitsara." Mba tompon'andraikitra fa aza mampifangaro zavatra.
Izaho tena fantatro fa sarisikotrabe isaky ny mijery fitaratra noho izany tsy dia mahataitra ahy ny mikasika ny hatsaran'ny olona fa ny sainy no ilaiko. Ianareo mpitsara ny iza amin'izy roalahy no farany Bogosy satria afaka mitsara.