izany ve no atao hoe mpivavaka?
1. pupuce
(
08/04/2008 14:05)
mpivavaka be ireo rafozako ,tsy maintsy mivavaka maraina atoandro hariva ,tsy matory raha tsy mahavaky baiboly
Nefa mitsikera izao karazan'olona rehetra izao ,manenjika ireo tsy mitovy finoana aminy ary ny tena mahagaga ahy de ny zavatra avoakan'ny vavan'izy ireo , manozona sy mirary loza hoan'ireo izay tsy tiany rehetra ary ny loza de ataony izany h@ zanany naterany rehefa manohitra ny heviny
Izany daholo ve nny toetrn'nyolona mpivavaka

répondu par ikaretsaka le 25/04/2008 22:19
2. ikaretsaka
(
08/04/2008 14:17)
lasa fanatisme ilay fivavahana..
tokony heo j'aime toutes les religions mais je suis amoureux de la mienne

3. XxxX
(
08/04/2008 14:21)
"pupuce":
mpivavaka be ireo rafozako ,tsy maintsy mivavaka maraina atoandro hariva ,tsy matory raha tsy mahavaky baiboly
Nefa mitsikera izao karazan'olona rehetra izao ,manenjika ireo tsy mitovy finoana aminy ary ny tena mahagaga ahy de ny zavatra avoakan'ny vavan'izy ireo , manozona sy mirary loza hoan'ireo izay tsy tiany rehetra ary ny loza de ataony izany h@ zanany naterany rehefa manohitra ny heviny
"pupuce":daholo iza leisy zany?ny rafozan'lahy ftsn kosa angamba no manao an'zany f ts ny mpivavaka rht a!
Izany daholo ve nny toetrn'nyolona mpivavaka
4. pissoa
(
08/04/2008 14:38)
Raha andrasana ho toy ny anjely ny olona vao holazaina hoe mpivavaka dia heveriko fa tsisy mpivavaka isika na dia iray aza :-D :-D :-D
Ny zava-misy fotsiny dia na dia mpivavaka aza izy dia manana toetra tsy mifanaraka amin'io maha-mpivavaka azy io : Toy ny olona rehetra ihany ... Tsy ny fahotantsika akory no maha-tsy mpivavaka antsika, fa ezaka ny fiainana e.
Diniho kely anie e - ny antony mahatonga an'i pupuce miteny dia hoe manenjika ny tsy mitovy finoana aminy izy, manozona etc ... Nefa vao tsy mitovy toetra (fa tsy finoana akory !!!) amin'i pupuce fotsiny koa izy dia toa ho enjehina sahady hoe mpivavaka ve ?

5. soanja
(
08/04/2008 14:49)
pupuce:
Nefa mitsikera izao karazan'olona rehetra izao ,manenjika ireo tsy mitovy finoana aminy ary ny tena mahagaga ahy de ny zavatra avoakan'ny vavan'izy ireo , manozona sy mirary loza hoan'ireo izay tsy tiany rehetra ary ny loza de ataony izany h@ zanany naterany rehefa manohitra ny heviny
Izany daholo ve nny toetrn'nyolona mpivavaka
Rehefa manao an'ireo voalaza eo ambony ireo izy dia azo lazaina fa mipitsoka satria tsy afaka mahita ny tena zavamisy amin'ny fiainana fa nosesefan'ny finoany hevitra feno fanambonian- tena.
Ny finoana an'Andriamanitra dia mihantra ny hafa, mahatsapa ny fijalian'ny hafa, manampy ny hafa ary mivavaka lalandava ny fitoniana sy hatsarana ho an'ny mpiara-belona. Tsy mampisaratsaraka velively.
Ny fomba fanompoana an'Andriamanitra na fivavahana dia ilaina tokoa ny faharanitan-tsain'ny tsirairay araka izay fanomezan'Andriamanitra azy avy. Mila fitandremana izany ho an'ny mpitondra fiangonana na ireo mpiahy ara-panahy ny olona entina toy ny pastora sy ny mopera ary ny hafa. Raha tsy manana an'io fahaizana fahafantarana ary malina momba ny hafa sy ny tsy fitoviana io anefa ny mpitarika dia mety hisy tokoa ny fitrangan'ny aretina manoloana ny fandraisana ny fivavahana sy finoana.
6. kiadi
(
08/04/2008 15:33)
nareo miseho mpivavaka sy mpitory tenin'andriamanitra reo mintsy no tena gravy!!
atao excuse le fivavahana avy eo! fanadiovantsaina!
voavela ny helokao ozizy refa mibebaka enao!! mibebaka isak'hariva de afaka ny ratsy natao t@ maraina! :-D :-D

8. xxx
(
08/04/2008 16:04)
kiadi:mijereva tena alo élà vo mitsara ol fa

:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
10. Fody
(
08/04/2008 16:37)
pupuce:
Ilay fomba filazanao zavatra aloha dia tsy vaovao intsony. Tsy vaovao satria efa fahita mahazatra, ary mpahazo ny olona ao anatin'ny fahadisoam-panantenana.
Amiko matoa ianao manao hoe: "Izany ve no atao hoe mpivavaka?"
Matoa ianao mametraka fanontaniana fa tsy avy dia manao affirmation, amiko io dia midika fa misy famaritana ny antsoina hoe: mpivavaka marina ao aminao ao.
Misaotra anao!
11. yonikafopl
(
08/04/2008 17:47)
daholo iza leisy zany?ny rafozan'lahy ftsn kosa angamba no manao an'zany f ts ny mpivavaka rht a!:( :( :( :( :( 8O
pupuce ,tena itovizana ny zavatra tsapantsika eo amin'ireo milaza ho mpivavaka sy kristiana reo.
Za kalou sahy mijoro fa ny 90% an'ireo milaza ho kristiana ireo no poakaty e.
Amiko matoa ianao manao hoe: "Izany ve no atao hoe mpivavaka?"
Matoa ianao mametraka fanontaniana fa tsy avy dia manao affirmation, amiko io dia midika fa misy famaritana ny antsoina hoe: mpivavaka marina ao aminao ao.
Ny atao hoe Mpivavaka marina sy tena kristiana ry fody dia tsy izay miseho ho mafana fo amin'ny fivavahana any ampiangonana, tsy ireo izay mahay ny teny ao anaty baiboly ka mitory izany etsy sy eroa. Tsy ireo izay misehoseho fa Prezida koraly na mpiandry na diakona sy ny sisa. Fa ireo izay maneho amin'ny fiainany andavanandro ny voninahitr'ilay Kristy arahiny, tsy mitsara ny hafa mpino na tsy mpino aza, maneho hatsarampanahy sy manampy ny hafa fa tsy manao izay haminganana azy,tsy tia kely ka manjary manambaka ny hafa, tsy mialona raha misy manasoa ny hafa . Maneho fitiavana ny olona rehetra tahaka ny nataon'i Kristy, na kilemaina na jamba, na mahantra na manankarena fa tsy manararaotra ny fahalemen'ny hafa . Raha mahita olona solafaka tsy ny mitorabato azy no hatao na manenjika azy,fa mananatra azy amin'ny fitiavana toy ny nataon'i Kristy tamin'ilay vehivavy tratra nijangajanga.
En bref, betsaka ireo milaza ho kristiana nefa izy ireo no ilay fariseo mpiatsaravelatsihy. :(
12. Fody
(
08/04/2008 18:07)
Ny atao hoe Mpivavaka marina sy tena kristiana ry fody dia tsy izay miseho ho mafana fo amin'ny fivavahana any ampiangonana, tsy ireo izay mahay ny teny ao anaty baiboly ka mitory izany etsy sy eroa. Tsy ireo izay misehoseho fa Prezida koraly na mpiandry na diakona sy ny sisa. Fa ireo izay maneho amin'ny fiainany andavanandro ny voninahitr'ilay Kristy arahiny, tsy mitsara ny hafa mpino na tsy mpino aza, maneho hatsarampanahy sy manampy ny hafa fa tsy manao izay haminganana azy,tsy tia kely ka manjary manambaka ny hafa, tsy mialona raha misy manasoa ny hafa . Maneho fitiavana ny olona rehetra tahaka ny nataon'i Kristy, na kilemaina na jamba, na mahantra na manankarena fa tsy manararaotra ny fahalemen'ny hafa . Raha mahita olona solafaka tsy ny mitorabato azy no hatao na manenjika azy,fa mananatra azy amin'ny fitiavana toy ny nataon'i Kristy tamin'ilay vehivavy tratra nijangajanga.
En bref, betsaka ireo milaza ho kristiana nefa izy ireo no ilay fariseo mpiatsaravelatsihy.
Mandehana àry dia iaino araka izay ny Finoana. Ary ataovy adidy ny manitsy sy mivavaka ho an'ireo namanao hitanao fa tsy mandeha araka izay voalazanao izay.
Misaotra.
13. kiadi
(
08/04/2008 18:16)
xxx:
kiadi:mijereva tena alo élà vo mitsara ol fa
nareo miseho mpivavaka sy mpitory tenin'andriamanitra reo mintsy no tena gravy!!
atao excuse le fivavahana avy eo! fanadiovantsaina!
voavela ny helokao ozizy refa mibebaka enao!! mibebaka isak'hariva de afaka ny ratsy natao t@ maraina! :-D :-D
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
zah lety tsy mpivavaka sady tsy hypocrite an! ary raha tena lelah elah de mivoha tao @ xxx tao
14. pissoa
(
08/04/2008 18:34)
:-D :-D :-D :-D :-D
Ireo mpivavaka rehetra ireo hoa samy manana ny kilemany daholo. Ka raha ireny no hitenenanareo azy hoe "tsy mpivavaka" na "tsy Kristianina" dia tsy misy mpivavaka na Kristianina eto an-tany na dia iray aza.
Ny olona miezaka miaina ny finoany no tena voan'io fitenenana io matetika hoe miseho ho izao, miseho ho izatsy ... satria izy no manao zavatra ary azo kianina ! Izay tsy manao na inona na inona fa mody hoe "tsy izay miantso hoe tompoko tompoko" na mody hoe "tsy izay miseho" na hoe "tsy izay mandeha any ampiangonana" sns tsy dia misy hotenenina mikasika azy fa izy aza tsy manao na inona na inona. Fa tena Kristianina sy mpivavaka tokoa ary ve rehefa tsy manao na inona na inona iainana sy hampisehoana io finoana io ?
Fiainana ny vavaka, ary ezaka ny fiainana ... ka ny mifanampy no anjarantsika (omeo dikany ilay hoe Fiangonana - ratsam-batan'i Kristy) fa tsy avy dia be conclusion hoe "tsy Kristianina ireny" na "zany ony no mba mpivavaka", na manome statistika peta-toko mihitsy hoe tahaka izao ny mpivavaka.
:-D :-D :-D

15. rafavoris
(
08/04/2008 19:18)
salama jiaby e
amiko manokana dia maro amin'ireny olona mandeha ampiangonana reny dia tsy hoe hivavaka no antondiany fa mondy mandeha any ri zareo mba hoentina hanafenana ny asa ratsy izay ataony.Nisy tatara mitovy amin'ity rafozanao ity koa tony aminay tany @faritra antsimony nosy iny zany no niseho tena mahamenatra mihitsy izy ity fa mba hoentiko hanazava azy eto no ilazako izany .vadiny mpitondra fiangonana no tratra nanosavy nitomany ambohorin-drinanolona miboridana izy aminio fotoana io .Nony afaka 2 herinandro dia menatra ny mpiaramonina ny vadiny ka voatery nangataka nifindra rizareo fa menatra olona ny vady aman-janany

16. karinah
(
08/04/2008 21:22)
pupuce:
mpivavaka be ireo rafozako ,tsy maintsy mivavaka maraina atoandro hariva ,tsy matory raha tsy mahavaky baiboly
Nefa mitsikera izao karazan'olona rehetra izao ,manenjika ireo tsy mitovy finoana aminy ary ny tena mahagaga ahy de ny zavatra avoakan'ny vavan'izy ireo , manozona sy mirary loza hoan'ireo izay tsy tiany rehetra ary ny loza de ataony izany h@ zanany naterany rehefa manohitra ny heviny
Izany daholo ve nny toetrn'nyolona mpivavaka
:lol: :-D :-D :-D :-D :oops: tsy manao anizany doly ny mpivavaka! azafady fa mampiome be ahy ilay izy! :lol: ... :oops:
ny andry zareo angamba fahazarana fotsiny, na ohatra nn'ny hoe rehefa nahavita devoir (mamaky baiboly) de faly Atra :-D :-D :-D ....dia mazoto klo fa aleoko indray mandrafozana masika toy izay zany ol izany, tsy manakivy aho an, fa fa aza manao ny ataony ftsn fa mmhhhhh!!! :-@
17. ainaheri
(
09/04/2008 05:31)
pupuce:
mpivavaka be ireo rafozako ,tsy maintsy mivavaka maraina atoandro hariva ,tsy matory raha tsy mahavaky baiboly
Nefa mitsikera izao karazan'olona rehetra izao ,manenjika ireo tsy mitovy finoana aminy ary ny tena mahagaga ahy de ny zavatra avoakan'ny vavan'izy ireo , manozona sy mirary loza hoan'ireo izay tsy tiany rehetra ary ny loza de ataony izany h@ zanany naterany rehefa manohitra ny heviny
Izany daholo ve nny toetrn'nyolona mpivavaka
Ny ahy ny rafozako kosa alou tsy manao an'zany an lol rafozana tsy mamely ny anao zany :-D :-D :-D Eny ee samy manana ny reviny io :-D :lol:
18. ainaheri
(
09/04/2008 06:01)
Asaivo enoiny ty an http://www.dailymotion.com/video/x34z03_vavaka-mihambahamba-slkaf_music
19. majesty
(
09/04/2008 12:42)
pissoa:
miombon-kevitra tanteraka!
kiady:
marina ihany koa io :(
Raha andrasana ho toy ny anjely ny olona vao holazaina hoe mpivavaka dia heveriko fa tsisy mpivavaka isika na dia iray aza
miombon-kevitra tanteraka!
kiady:
nareo miseho mpivavaka sy mpitory tenin'andriamanitra reo mintsy no tena gravy!!
atao excuse le fivavahana avy eo! fanadiovantsaina!
voavela ny helokao ozizy refa mibebaka enao!! mibebaka isak'hariva de afaka ny ratsy natao t@ maraina!
marina ihany koa io :(
20. Zina
(
11/04/2008 01:18)
izany ve no atao hoe mpivavaka
miala tsiny fa tsy namaky ny an'ny rehetra aho.
raha ny olona no jeren-tsika dia ho very tanteraka isika,satria samy olona be fahotana daholo isika. mbajino foana i Jesosy izao no but ny fiainan-tsika eto an-tany