izany ve no atao hoe mpivavaka?
22. Rasiligaoma
(
13/04/2008 04:51)
fa ahoana tokoa ny zavatra hamaritan'ilay namorona sujet ny atao hoe "mpivavaka" aloha ?
25. vaninna
(
15/04/2008 14:50)
Zina:
izany ve no atao hoe mpivavaka
miala tsiny fa tsy namaky ny an'ny rehetra aho.
raha ny olona no jeren-tsika dia ho very tanteraka isika,satria samy olona be fahotana daholo isika. mbajino foana i Jesosy izao no but ny fiainan-tsika eto an-tany
miombok'evitra amin'i Zina aloha raha izaho, satria hita matetika fa ny olona mpamaky Baiboly isan'andro, tena mahay ny verset rehetra ao anaty Baiboly , no tena mamparikoditra ny toetrany: tsy mba généreux, be fosafosa, be fialonana be, filohan'ny mpanenjika ny mpivavaka rehetra ao @ Fiangonana (zavamisy ary vao niainako vao tsy ela) ,
Nefa dia mahakivy fa membre ny Biraon'ny Fifohazana , Dekonina, sns
Za aloha indraindray dia kamo mihitsy fa ilay Dekona fantatro toetsaina ratsy ohatra, no hanao service ao, na mitory teny
Nefa Andriamanitra no ho tompoina rehefa hivavaka fa tsy mijery olona, tsy namboarina ho lavorary koa manko ny tena , dia tonga manatrika fotoana foana ihany
ka "Aleo tsy Mitsara Mba Tsy ho Tsaraina Rehefa Tonga Ny Andro Fitsarana Farany" , satria tsy namboarin'andriamanitra ho "very perfect"
misy teny ao amin'ny Baiboly manao hoe "Aoka izay tsy tsy nanota taminareo no hitorabato azy"
.....
26. pupuce
(
17/04/2008 15:24)
[quote=Rasiligaoma]
fa ahoana tokoa ny zavatra hamaritan'ilay namorona sujet ny atao hoe "mpivavaka" aloha ?
[/quote
amiko raha ianao milaza tena ho mpivavaka izany dia tokony ho modely ho an'ny hafa .marina fa olombelona tsy maintsy manan-kilema nefa raha mivavaka ve tsy hampian'ny herin'andriamanitra hiady @ ilay lazain'izy ireo fa fahotana? zany hoe mijoro ho modely velona ny andriamanitra toriny zany no fiheverako azy !
sa ve rehefa olona mitonona ho mpivavaka be de manana zo hiteny hoe :evil: :evil: :evil: aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko tanteraho?

28. ikaretsaka
(
18/04/2008 01:37)
ka hihatsaravelatsihy ve izy mba "ho modely" araka ilay eritreretinao?
raha izay dia tsy mety kokoa
aleo tsy manao fa manao mpivavaka paiens aza
raha izay dia tsy mety kokoa
aleo tsy manao fa manao mpivavaka paiens aza
29. fijo
(
18/04/2008 20:32)
ny tena mandreraka dia ilay miafina ao ambadiky ny fivavahan a,nefa manao toetra mandanderoka be
30. pupuce
(
19/04/2008 10:59)
fijo:
ny tena mandreraka dia ilay miafina ao ambadiky ny fivavahan a,nefa manao toetra mandanderoka be
tena miombo-kevitra aminao tanteraka aho amin'izany
32. ikaretsaka
(
25/04/2008 22:19)
izaho aloha tsy tia loatra ilay miatsaravelatsihy io mba hahazoana ilay titre hoe "mpivavaka" e
hoe "mpivavaka" hono de tsy mahazo manao izao sy izao!
haha!
hoe "mpivavaka" hono de tsy mahazo manao izao sy izao!
haha!