Soratra Masina
1. Fody
(
03/04/2008 09:14)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=8&andininy=1-11&dika=
Noraisina manokana ity andalan-tsoratra Masina ity mba iadina hevitra eto.
Misy namana iray izay mantsy milaza fa : "ny anaran'ireo olona niapanga ilay vehivavy tratra nijangajanaga no nosoratan'i Jesoa tamin'ny tany".
Ahoana ny hevitrao ny amin'izany? Mitombina ve sa tsia? Omeo ny tohan-kevitra!
Misaotra
répondu par fijo le 17/04/2008 21:30
2. ikaretsaka
(
03/04/2008 16:23)
nagaha tsy heo ni "tracer traits" (nanao kitsimptsipika) izy?
Iesus autem inclinans se deorsum digito scribebat in terra

3. fijo
(
03/04/2008 20:07)
8 Dia niondrika indray Izy ka nanoratra teo amin'ny tany tamin'ny ratsan-t�nany.
miverina indroa io satria teo amin'ny "6" koa dia efa voalaza fa niondrika izy ary nanoratra.
le "fomba na ny handikana"ilay teny hoe "nanoratra"ngamba no mampisy olana.
satria hoy ika hoe "nanao tsipika izy"ny tsipika nefa dia soratra ihany koa,
ny hiaraha manaiky izany raha ireo fomba fijery roa ireo ,dia nanoratra lery.
fa.....inona le nosoratany?tsipika ve sa anaran'ireo olona nanatitra ilay vehivavy?
raha ny ita eto aloha,dia tsy misy filazana fa ,"nanoratra ny anaran'ireo lehilahy izy"ka tsy azo tenenina izay,na dia azo vinavinaina kosa aza hoe mety ho izay.

4. ikaretsaka
(
03/04/2008 20:40)
dia izay no tsy azoko @ ity resaka "soratra sy ze voasoratra" anareo ity ihany
io iznay dia izy tenany mihitsy no nanoratra ... nefa tsy fantatra ny nosoratany dia vinavinaina fotsiny
ny sasnay tsy izy tenany no nanoratra fa olona hafa nefa intopoana tena fatratra

5. fijo
(
03/04/2008 20:50)
ka eto ,le "mpitatitra"ity tranga ity mihintsy no diso.izany hoe ilay nanoratra ilay evanjily.
maninona no tsy nolazainy izay nosoratan'i lery tao????fa manjary maminavina ny vahoaka

6. ikaretsaka
(
03/04/2008 21:50)
ka izay hoa...
aza ferana @ soratra sy izay voasoratra fotsiny ny resa-pinoana fa tsary mandeha

7. zoky
(
04/04/2008 06:54)
Mba Ovay le fiadiana hevitra @ ity Finoana sy Fivavahana ity ry zalahy a.Aza lany andro mifanditra @ zavatra madinika loatra, fa jereo oe inona no HAFATRA na MESSAGE azo tsoahina avy @ io JAONA toko faha 8 io ,ra ts mitovy ny HAFATRA entin JAONA Toko fa 8 @ antoko-mpinoana samihafa misy dia zay vo tokony hiroso @ ady hevitra, fa na inn soratan'i Jesoa tao na inn ts mampihova ny votoantin-kevitra asehony JAONA toko fa 8 zany. @ Soratra masina tahaka itony dia ny Contexte no tokony ho dinihina sy halalinina fa ts ny teny iray na fehezanteny iray ao @ ilay toko na adininy akory no hanaovana ady hevitra lava ts misy fiafarany.
ts oe lasa mpitory akory ra zoky: fa ra ny Message azo tsoahina @ JAONA toko faha 8 zao dia oe MAHAIZA MAMELA HELOKA, ary ho an zay nanota ka voavela heloka dia aza mamerina manota intsony.

8. zoky
(
04/04/2008 07:05)
Mba Ovay le fiadiana hevitra @ ity Finoana sy Fivavahana ity ry zalahy a.Aza lany andro mifanditra @ zavatra madinika loatra, fa jereo oe inona no HAFATRA na MESSAGE azo tsoahina avy @ io JAONA toko faha 8,and 1-11 io ,ra ts mitovy ny HAFATRA entin JAONA Toko fa 8,and 1-11 @ antoko-mpinoana samihafa misy dia zay vo tokony hiroso @ ady hevitra, fa na inn soratan'i Jesoa tao na inn ts mampihova ny votoantin-kevitra asehony JAONA toko fa 8,and 1-11 zany. @ Soratra masina tahaka itony dia ny Contexte no tokony ho dinihina sy halalinina fa ts ny teny iray na fehezanteny iray ao @ ilay toko na adininy akory no hanaovana ady hevitra lava ts misy fiafarany.
ts oe lasa mpitory akory ra zoky: fa ra ny Message azo tsoahina @ JAONA toko faha 8,and 1-11 zao dia oe MAHAIZA MAMELA HELOKA, ary ho an zay nanota ka voavela heloka dia aza mamerina manota intsony.
sosonkevitra n ahy, hanaraka tsar ts hanaraka d tohizo eo ny ady hevitra fa ts hisy farany io,zay tokoa nga le manala az, d mi meme

11. pissoa
(
04/04/2008 13:12)
Sao tokony fantarinareo ny nahatonga ny ady hevitra aloha ?
Tsy resaka hoe fahazoana ilay lahatsoratra mantsy no nahatonga ity lohahevitra ity raha tsy diso aho fa ilay hoe rehefa mampiasa sary dia manompo sampy ! Dia nisy niteny tany hoe i Jesoa koa nampiasa sary (tao amin'io Joany io) dia ilay ranamana iray niteny hoe tsy nanao sary izy fa nanoratra :)
Ka izay hitondrana azy fa tsisy miady hevitra ny famelan-keloka. :-D

12. Veloo
(
04/04/2008 15:12)
prime [ Valio ] 04-04-2008 14:15:43
Lohateny : Re : Soratra Masina
zoky> itoviako hevitra tanteraka...
13. ikaretsaka
(
04/04/2008 17:03)
pissoa:
Sao tokony fantarinareo ny nahatonga ny ady hevitra aloha ?
Tsy resaka hoe fahazoana ilay lahatsoratra mantsy no nahatonga ity lohahevitra ity raha tsy diso aho fa ilay hoe rehefa mampiasa sary dia manompo sampy ! Dia nisy niteny tany hoe i Jesoa koa nampiasa sary (tao amin'io Joany io) dia ilay ranamana iray niteny hoe tsy nanao sary izy fa nanoratra :)
Ka izay hitondrana azy fa tsisy miady hevitra ny famelan-keloka. :-D
izay re no nanazarana azy ry pissoa o.. mijery ilay fahazoana ny lahatsoratra dia miady famelan-keloka...
fa tsy mijery ilay contexte nahatonga ilay lahatsoratra nivoaka
:-D :-D :-D :-D :-D
dimitte illis non enim sciunt quid faciunt ho'zy Lery tery ambony Lakroa
14. pissoa
(
04/04/2008 17:12)
Nefa le zavatra hitovian-dry zareo hevitra mba misy ihany hoe jereo ny contexte :-D :-D :-D :-D :-D
16. fijo
(
04/04/2008 20:54)
sady aza ferana izany wa izay liana aminjavatra lazaina hoe "pitiny"
aza hadino,fa ny olon amianatra i boky io,dia mandinika zavatra bitika toa izany.ary tsara ny mahalala zavatra toa izany.

17. Fody
(
05/04/2008 04:00)
Mba Ovay le fiadiana hevitra @ ity Finoana sy Fivavahana ity ry zalahy a.Aza lany andro mifanditra @ zavatra madinika loatra, fa jereo oe inona no HAFATRA na MESSAGE azo tsoahina avy @ io JAONA toko faha 8,and 1-11 io ,ra ts mitovy ny HAFATRA entin JAONA Toko fa 8,and 1-11 @ antoko-mpinoana samihafa misy dia zay vo tokony hiroso @ ady hevitra, fa na inn soratan'i Jesoa tao na inn ts mampihova ny votoantin-kevitra asehony JAONA toko fa 8,and 1-11 zany. @ Soratra masina tahaka itony dia ny Contexte no tokony ho dinihina sy halalinina fa ts ny teny iray na fehezanteny iray ao @ ilay toko na adininy akory no hanaovana ady hevitra lava ts misy fiafarany.
ts oe lasa mpitory akory ra zoky: fa ra ny Message azo tsoahina @ JAONA toko faha 8,and 1-11 zao dia oe MAHAIZA MAMELA HELOKA, ary ho an zay nanota ka voavela heloka dia aza mamerina manota intsony.
sosonkevitra n ahy, hanaraka tsar ts hanaraka d tohizo eo ny ady hevitra fa ts hisy farany io,zay tokoa nga le manala az, d mi meme
Aza tsiny aminao aho ra zoky fa mba vakio tsara ilay fomba nanokafana ilay lohahevitra. Ary matoa aho mitsikera izay voalazan-dra majesty dia satria mandiso tanteraka ny zava-nisy mantolo ny zavatra nolazainy.
Nolazainy mantsy fa: "ny anaran'ireo olona tonga nihapanga io vehivavy tratra nijangajnaga io no nosoratan'i Jesoa tamin'ny tany".
Izao no antony handavako izay voalazany:
1 - Milaza izy fa manaja sy manaraka ny SM,
Nefa ny Evanjely dia tsy milaza an'io zavatra voalazany io, ary rehefa mba anontaniana izy ny amin'izany, ny valiny azo dia hoe: anontanio pastera, mopera...
2 - Raha ny contexte no jerena dia tsy ho possible mihitsy ny hoe: ny anaran'ireo olona ireo no nosoratan'i Jesoa satria:
a) Raha toa ka nisy zavatra mazava izay nosoratan'i Jesoa tamin'ny tany dia nolazain'i Joany izany. Jereo ny fomba fitantarany rehetra ao amin'ny Evanjely.
b) Alaivo sary an-tsaina hoe i Jesoa milaza hoe: "izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy"... Rehefa avy eo izy manao lista ny anaran'izy rehetra (na ny listan'izay tany amin'ilay vehivavy), toy ny milaza hoe: "ialahy anie efa tany e, tandremo sao mitoraka eo.
Tsy mba toetran'Andriamanitra ny manery ny olona amin'ny conscience-ny ry namana.
Misaotra anao!
19. pissoa
(
05/04/2008 10:26)
Fa ity fanontaniana ity aloha toa tsy hisy valiny :-D :-D :-D :-D :-D
20. ikaretsaka
(
05/04/2008 15:33)

marina