Soratra Masina
41. fijo
(
09/04/2008 21:53)
"donc tsy mazava ilay izy zany koa inona no antony iadian-tsika hevitra amin'ny zavatra tsy mazava."
raha io no dinihan a,dia marina io voalazan'i majesty io,satria dia tombatombana fotsiny izany.no atao eto.
saingy nampiany an'ity:
"Efa nolazaiko ihany koa ity hoe,ny mpandinika ny soratra masina ho aho tsy mionona fotsiny amin'izay voalaza ao anaty soratra masina fa miezaka mamantatra ny zava-nisy ara-tantara sy izay zava-nitranga nanodidina an'io trangan-javatra io na ny fiaraha-monina nisy,na ny kolon-tsaina sns,tsy mitovy hevitra amiko moa isé ny amin'io resaka io dia nolazaiko hoe anontanio pasitera na ry môpera fa hainy tsara izany (io fomba fandinika soratra masina io,ary tsy ry zareo ihany no mampiasa an'io fa ireo mpandalina ny soratra masina rehetra);dia noho ireo tranga marosamihafa ireo no nahafahako nampivoitra an'io hoe anaran'ireo olona nitondra an'ilay vehivavy janga teo @ Jesosy io nosoratany t@ tany io,
ka ilay izy izany dia hevitr'i majesty io raha azoko fa tsy votery hoe io no marina????
nefa raha jerena tokoa hoe "avy nanao zavatra tamin'ny tany teo lery dia niala ry zalahy"mety homarina io hevitr'i majesty io.mety ho marina satria moa ny tena marina dia tsy hisy ahay mihintsy fa toa ny mahazatra.zavatra matroka lava no ita ao anaty boky ao

42. ikaretsaka
(
09/04/2008 23:22)
ka ny nolazain'i najesty ange lety hoe nosoratana ny anarany e..
ka raha nosoratana ny anarany.. naninona no tsy nosoratan'i joany hoe izao no nosoratan'i Razezo?
sa lasa tsy nahay namaky teny tampoka lery t@ io

43. majesty
(
10/04/2008 14:03)
:D ika:
Lasa lavitra b izy izany,dia mampité hanontany koa hoe maninona ny boky 3 (Matio,Marka,Lioka) mitantara ny amin'i Jesoa zazakely fa maninona i Joany toa tsy mba niresaka anio akory.
Pissoa:
dia ika ihany koa mitovy hevitra @ pissoa amin'io.
Tsy mahazo resaka mintsy reto zaza reto:
ahoana no ahafahana manazava hoe,ny vahoaka Jiosy izay vao avy nosoavin'i Jesosy,nomeny hanina (ilay mofo sy hazandrano namahanany ny olona tsy omby dimy arivo) ireo narary nositraniny,ireo nahita ny fahagagana nataony no indreo mihorakoraka eo ankianjan'i Pilato hoe OMBOY ,OMBOY izy.Tsy hitanareo hoe mampisalasala ve izany,kanefa raha vao mitodika isika hoe fa inona marina moa ny zava-nisy t@ izany fotoana izany,ara-tantara ohatra dia mahalala fa nanakaiky ny paska t@ io fotoana io ary betsaka ny vahiny izay tonga nanatrika izany fetin'ny paska izany no tsy mbola nahalala akory an'i Jesosy no sady nofahanan'ny fariseo sy sadoseo lainga momba an'i Jesosy ,ka tsy nisalasala nihorakoraka hoe OMBOY Izy.
Tsy ilay soratra masina ihany ve no azavaiko amin'io zao ry pissoa sy ika

Tsy ny hamantarana ny tranga ara-tantara na ny contexte etc no notoherin'i Fody tary ambadika raha tsy diso aho fa ianao niteny ilay hoe ilaina izany ... nefa ianareo mpionona amin'ny "Soratra Masina" !
dia ika ihany koa mitovy hevitra @ pissoa amin'io.
Tsy mahazo resaka mintsy reto zaza reto:
ahoana no ahafahana manazava hoe,ny vahoaka Jiosy izay vao avy nosoavin'i Jesosy,nomeny hanina (ilay mofo sy hazandrano namahanany ny olona tsy omby dimy arivo) ireo narary nositraniny,ireo nahita ny fahagagana nataony no indreo mihorakoraka eo ankianjan'i Pilato hoe OMBOY ,OMBOY izy.Tsy hitanareo hoe mampisalasala ve izany,kanefa raha vao mitodika isika hoe fa inona marina moa ny zava-nisy t@ izany fotoana izany,ara-tantara ohatra dia mahalala fa nanakaiky ny paska t@ io fotoana io ary betsaka ny vahiny izay tonga nanatrika izany fetin'ny paska izany no tsy mbola nahalala akory an'i Jesosy no sady nofahanan'ny fariseo sy sadoseo lainga momba an'i Jesosy ,ka tsy nisalasala nihorakoraka hoe OMBOY Izy.
Tsy ilay soratra masina ihany ve no azavaiko amin'io zao ry pissoa sy ika
44. ikaretsaka
(
10/04/2008 18:28)
Lasa lavitra b izy izany,dia mampité hanontany koa hoe maninona ny boky 3 (Matio,Marka,Lioka) mitantara ny amin'i Jesoa zazakely fa maninona i Joany toa tsy mba niresaka anio akory.
1)satria ny an'i joany efa nohazavainy ary @ faran'ny bokiny ary ny tanjony sy ny focus ny..
izya samihafa nohon'ny an'i lioka milaza @ teophily sns (izy koa nanazava)
2) Raha niteny ireo hoe "vahoaka jiosy" jerosalema sns... dia tsy misy hafa @ izao fotoana heo vahoaka frantsay paris sns...
raha ny tavaratra jiholahimboton'ny banlieue no nanamboatra anao dia nisy nanoratra nitantara dia .. namboarin'ny vahoaka frantsay tany paris foana ny fahazoan'ny olona an'izany
45. pissoa
(
10/04/2008 18:55)
Majesty:
Tsy mahazo resaka mintsy reto zaza reto:
ahoana no ahafahana manazava hoe,ny vahoaka Jiosy izay vao avy nosoavin'i Jesosy,nomeny hanina (ilay mofo sy hazandrano namahanany ny olona tsy omby dimy arivo) ireo narary nositraniny,ireo nahita ny fahagagana nataony no indreo mihorakoraka eo ankianjan'i Pilato hoe OMBOY ,OMBOY izy.Tsy hitanareo hoe mampisalasala ve izany,kanefa raha vao mitodika isika hoe fa inona marina moa ny zava-nisy t@ izany fotoana izany,ara-tantara ohatra dia mahalala fa nanakaiky ny paska t@ io fotoana io ary betsaka ny vahiny izay tonga nanatrika izany fetin'ny paska izany no tsy mbola nahalala akory an'i Jesosy no sady nofahanan'ny fariseo sy sadoseo lainga momba an'i Jesosy ,ka tsy nisalasala nihorakoraka hoe OMBOY Izy.
Tsy ilay soratra masina ihany ve no azavaiko amin'io zao ry pissoa sy ika
:-D :-D :-D :-D :-D
Dia maninona tsara ilay soratra sa sary ?! :-D
47. fijo
(
11/04/2008 21:15)
ika an,tsy nosoratan'i joany ,satria mety adinon'ny skriba nandika izay lovantsofina avy amin'ny joany izay resaka izay.de notsoriny hoe nanao zavatra teo amin'ny tany i lery.
ilay izy anie miverina foana amin'ilay niandohana e.samy mahalala isika fa tsy joany izy tenany no nanoratra io evanjely io,fa ny olona taty aoriany.izany hoe efa misy adino sy nampian akely sahady tao..aza hadino mihintsy izay.ary rehefa adino izay detaille tao,dia tsorina ny fomba filaza azy.ary izay no maha be "zavozavo" ao anatin'io boky io.

48. ikaretsaka
(
11/04/2008 21:46)
ka eo indrindra no maha confus anahy @ ndry zalahy manao le ze vosoratra ihany ireo
araka ny teorian-dreo hoe ze voasoratra ihany...io izaho izany tsy voasoratra nefa liana @ izany ry zalahy
49. fijo
(
17/04/2008 21:30)
de aiza ry zalahy hamaly,fa ry zalahy koa mantsy mahalala fa lovantsofina no nadika taty aoriana ka asa izay tena fahampiany.