Esprit de contradiction
1. Rground
(
02/04/2008 08:24)
"Esprit de contradiction... disposition à contredire sans cesse"
Inona loatra no manosika ny olona iray te-hanohitra foana e?
Inona no vokany?
Inona no fanafody?

répondu par majesty le 10/04/2008 14:16
2. XxxX
(
02/04/2008 08:34)
Rground:satria kely finoana leisy a!
Inona loatra no manosika ny olona iray te-hanohitra foana e?
3. Rasiligaoma
(
02/04/2008 08:42)
saina tia karokaroka.. hijerena ny fitombenan'ny fotokevitra
http://fr.wikipedia.org/wiki/Esprit_critique

5. prime
(
02/04/2008 11:01)
Rasiligaoma> misy tsy azoko kely, "esprit de contradiction et esprit critique" v mitovy?
Rground:Efa fitaizàna anaty dia mandeha ho azy...
Inona loatra no manosika ny olona iray te-hanohitra foana e?
Rground:toy ny te-hiteny avy hatrany ianao hoe ratsy foana ny fanoherana... nefa tsy voatery ho ratsy satria ny fisian'ireny no miteraka ilay "esprit critique" hivelatra ka mety hampandroso ihany koa fa tsy voatery hampihemotra ilàna fanafody... :)
Inona no vokany?
Inona no fanafody?
6. Rground
(
02/04/2008 12:38)
Manaiky tsara aho hoe, mahasoa ny fananana esprit critique "constructive" no tianao holazaina angamba...fa eto dia ny hitsipaka ihany no tonga aloha ao anaty..ohatra:
- Tsara raha tondrahana rano kely ny voninkazo anaty vazy rehefa ritra ny ranony.
---> AaaaAaaa..tsss io indray na herinandro aza tsy mitondraka tsy maty izany io!
- zany ve? andao ary mba hatsatoka ery an-jaridaina amin'izay fa efa mirobona tsara marina izy 'ty e!
----> Tsssss..tonga io dia maty, tsy mety!....mila zezika io!
- Misy zezika ao e,
-----> aiza? inona ny marque?
.............. ; .................... ; ................
... kely finoana tokoa angaha...? dia ahoana anefa no fomba firesaka sy fandresena lahatra ny olona tahak'izany?

7. milaibe
(
02/04/2008 13:25)
Misy koa mythomane miseho mahalala zao rehetra zao te hanao farateny foana, mihevitra ny tenany ho zavatra tsy misy sens d'écoute,ny azy foana no marina;vokany ,fanafitohana,il ou elle fait le vide autour de lui,hiatahan'olona>fanafody;sarotra be na asainao manatona psy fa ianao sy izay miteny azy ndray no lazainy fa tsy mety
8. cutie
(
02/04/2008 14:03)
Inona loatra no manosika ny olona iray te-hanohitra foana e?
fahatahorana :-D :-D :-D :-D
Inona no vokany?
zavatra negatif foana no asesy :-D
Inona no fanafody?
fivelarana @ manodidina :)
9. niryna
(
02/04/2008 15:16)
Rground:manohitra amin'ny inona? raha eo amin'ny fivavahana no asiko teny fa io no tiakoa ho tenenina dia izao no antony:
"Esprit de contradiction... disposition à contredire sans cesse"
Inona loatra no manosika ny olona iray te-hanohitra foana e?
1- mitady porofo foana izy fa tsy misy Atra ka araky ny tsy ahitany ny atao hoe finoana no vao maika hitadiavana fanoharana hatrany"faith na finoana "dia tsy hita maso ary hianoa ihany no mahatsapa an'io ka raha hitady porofo ny zavatra tsy hita maso izy dia lany eo ny androny
2- satria ny tenin'Atra dia mandratra ,marary ilay teny ary manova antsika ilay izy na hampidiridiry antsika hijanona amin'ilay didy folo ,izay toherina foana ,satria koa isika mihaina ao anatin'ilay didy folo dia aleo aloha toheriko na marina aza
3- ny fisaina indraindray dia mahafinaritra foana ny manohitra ny tenin'ny hafa dia mitohy ny resaka na tsy any aza dia ovaina foana ilay izy HS dia faly daholo manaraka an'iny dia tsy tonga any amin'ny hafatra ilay izy dia faly ilay mpanao an'io satria ataony tsy tonga any amintsika ny hafatr'i kristy.
4-toheriny ilay izy satria izy tsy kristiana dia mazava ho azy fa toheriny izay tenenin'ny kristiana eny fa na dia kristiana aza fa tsy mitovy ny finoana fa samy manana ny nampianarina azy ary ao ny mamaky ny tenin'Atra ka mampihatra izany ary dia milaza izany ao ny miteny fa tsy mila mamaky baiboly dia efa roa samy hafa ireo dia mifanohitra.
5----infiny anareo. ha,ha
Inona no vokany?
raha ny fahamarinana foana no toherinao dia tsy halala ny marina izany hianao ary tsy andray ny marina,fa raha manohitra ka miverina ilay teny nomen'ny olona ka mandray izay nomeny dia anao ny fahasambarana satria ny olona nizara maimaimpoana ary hianao nandray maimaimpoana ihany koa.ny hanohitra hatramin'ny farany moa dia hianao sy "Atra no hifandahatra fa vita ny anjaran'izay nijoro sy nanambara ny tenin'Atra "
Inona no fanafody?
raiso izay fantatrao fa tsara ary ampiharo amin'ny fiainana ,ataovy ny fanandramana ,ny finoana izany ,maninona ny olona no mizara,mety misy tombotsoa ho ahy koa ve izany fahalalako an'i kristy izany,inona tokoa no ataoko raha sanatria ka maty aho androany na tsy fantatra kanefa tsy namentraka ny fianako ho eo ambanin'ny fiadidian'i kristy? dia ho aiza ny fanahiko,kanefa ny tenin'Atra milaza fa dia hitomany sy hisy fikotrohan'ny nify any amin'ny afobe? dia ahoana aho izany?
Ambava homana am--po mieritreritra
10. lizabeth
(
02/04/2008 17:39)
Rground:
Manaiky tsara aho hoe, mahasoa ny fananana esprit critique "constructive" no tianao holazaina angamba...fa eto dia ny hitsipaka ihany no tonga aloha ao anaty..ohatra:
- Tsara raha tondrahana rano kely ny voninkazo anaty vazy rehefa ritra ny ranony.
---> AaaaAaaa..tsss io indray na herinandro aza tsy mitondraka tsy maty izany io!
- zany ve? andao ary mba hatsatoka ery an-jaridaina amin'izay fa efa mirobona tsara marina izy 'ty e!
----> Tsssss..tonga io dia maty, tsy mety!....mila zezika io!
- Misy zezika ao e,
-----> aiza? inona ny marque?
.............. ; .................... ; ................
... kely finoana tokoa angaha...? dia ahoana anefa no fomba firesaka sy fandresena lahatra ny olona tahak'izany?
Ny fizahozahoana tokoa no mahatonga izany !. Ilay hoe resena lahatra mihitsy no tsy eken'ny sainy fa ny fanafodiny dia arahina amin'ny teniny fa raha tsy izy ihany no mahita ny vokany tsy mety. Ohatra : raha hozy hoe "AaaaAaaa..tsss io indray na herinandro aza tsy mitondraka tsy maty izany io!" dia tsy manome proposition hafa ianao (satria mbola hotsipahany koa) fa atao hoe "eny tokoa e ! ndao hoe andramana". Na asaina azavainy hatramin'ny farany izay lazainy!!!
13. Veloo
(
02/04/2008 18:04)
ooooooooooooo oh ok. miciiiiiiiiii
ka samy manana ny heviny ko, tokony hivavaka mba ho "Ny fanahy Masina" no hanoro ny fahamarinana sy ampanokatra ny fo. (l) (l) (l) (l)
hihihihi

14. ikaretsaka
(
02/04/2008 18:23)
Rground:
Manaiky tsara aho hoe, mahasoa ny fananana esprit critique "constructive" no tianao holazaina angamba...fa eto dia ny hitsipaka ihany no tonga aloha ao anaty..ohatra:
- Tsara raha tondrahana rano kely ny voninkazo anaty vazy rehefa ritra ny ranony.
---> AaaaAaaa..tsss io indray na herinandro aza tsy mitondraka tsy maty izany io!
- zany ve? andao ary mba hatsatoka ery an-jaridaina amin'izay fa efa mirobona tsara marina izy 'ty e!
----> Tsssss..tonga io dia maty, tsy mety!....mila zezika io!
- Misy zezika ao e,
-----> aiza? inona ny marque?
.............. ; .................... ; ................
... kely finoana tokoa angaha...? dia ahoana anefa no fomba firesaka sy fandresena lahatra ny olona tahak'izany?
ny ahy ny fikako amin'io dia raiso amin'ny vavany izy.
---> AaaaAaaa..tsss io indray na herinandro aza tsy mitondraka tsy maty izany io!
=>lazao izy ohatra heo izao ary e.. za mamboly de enao mamboly de jerena raha maty
----> Tsssss..tonga io dia maty, tsy mety!....mila zezika io!
- Misy zezika ao e,
-----> aiza? inona ny marque?
=>de tenenina izy hoe izoa ny marque dia atsatohy ny anao
tonga de esprit tres catholique ampiasaina.. iznay heo any @ action sy ny asa hanehoana azy.
rehefa tsy mety ny anao dia manaiky diso , dia rehefa hita fa tsy mety koa ny nataony dia zaro izy hanaiky diso.
nenahako zay fotsiny ny filozofiako @ io
Ne jamais dire jamais.
Éviter le « j'y crois donc c'est vrai ».
15. rakaroka
(
02/04/2008 20:08)
Ny fanoherana mety confirmation ny personnalitén'ny olona iray. Ny zanako faharoa ilay ataoko hoe "tu ne sais pas dire "oui" :roll: :?:
Dia "NON" catégorique Bbbe no valiny! 8O :roll: :-D :-D :-D :-D

16. ikaretsaka
(
02/04/2008 20:22)
ie.. miharo fitaizana tokoa angaha ilay izy rakaroka
ahako koa de nahatsapa an'izay.
ny ahy manokana dia zatra hoe raha miteny ianao hoe izao io na ratsy io na , dia azavao amiko ny maha zao an'io, ny maha ratsy an'io ny maha tsara an'io
no incitena izany angamba le saina kely mba ho tia karokaroka
ny anay dia heo "tsy mahazo manao izao ianao satria raha manao an'izao ianao de lasa zao dia lasa izao isika! " no nitaizana anay
fa tsy le hoe tsy mahazo manao izao ianao.. satria zay fotsiny"

17. majesty
(
03/04/2008 05:08)
Rground:
1) misy antony betsaka ny mahatonga ny olona hanohitra,fa amiko ilaina izany ahafahana mifaneho hevitra."ny savorovoron-kilantoana hoy ny tenin-ndrazantsika".
2)ny vokany,mampandroso sy mampivoatra ho an'ny sasany fa mampilentika kosa ho an'ny hafa (miankina @ toe-tsaina sy ny fanabeazana noratovina io)
3)aza mora misendoatra na manao ambom-po diso toerana fa henoy ny hafa dia hazavao ny anao. :D
Esprit de contradiction... disposition à contredire sans cesse"
Inona loatra no manosika ny olona iray te-hanohitra foana e?
Inona no vokany?
Inona no fanafody?
1) misy antony betsaka ny mahatonga ny olona hanohitra,fa amiko ilaina izany ahafahana mifaneho hevitra."ny savorovoron-kilantoana hoy ny tenin-ndrazantsika".
2)ny vokany,mampandroso sy mampivoatra ho an'ny sasany fa mampilentika kosa ho an'ny hafa (miankina @ toe-tsaina sy ny fanabeazana noratovina io)
3)aza mora misendoatra na manao ambom-po diso toerana fa henoy ny hafa dia hazavao ny anao. :D
19. ikaretsaka
(
03/04/2008 20:43)
ny ahy @ io de porofoina hoe iza no diso dia rehefa diso de asaina mihaiky na izhao na izy e..
izay no fifampitaizana amin'io
izay no fifampitaizana amin'io