Esprit de contradiction

21. cutie ( 03/04/2008 20:59)
mety hoe manala azy koa izy ka."kalizy"hoy ny any mahajanga izay

radio kalizy ? :)
22. fijo ( 03/04/2008 21:06)
izay mantsy.
23. ikaretsaka ( 03/04/2008 21:53)
rehefa tsy manana argu alahatra tsotry dia tokony manaiky ho diso kosa e
24. hira ( 04/04/2008 02:44)
ary ahoana indray raha tsy hoe finaritra te hanohitra foana ilay olona, fa soucieux hi garder une certaine logique dans sa tête. mba tsy ho "contradictoires" ny zavatra heveriny ho marina na diso?
25. Rasiligaoma ( 04/04/2008 04:43)
ireny ilay olona tsy mahita ivelan'ny box
26. majesty ( 04/04/2008 06:38)
ka ao anaty box kosa izy no mahita hafanana ko :D
27. Rasiligaoma ( 04/04/2008 06:45)
ny olona ry majesty natao hivelatra fa tsy nofefena an.

nafana kao teo an-tratran-dremnin'ialahy fa rehefa ela ny ela tsy ho eo ialahy fa mitady zavatra hafa isan'andro
28. fijo ( 04/04/2008 21:03)
ka hitady le hafanana ihany,fa anatiny.
29. ikaretsaka ( 04/04/2008 22:10)
tsy olona ialahy raha ny hafanana foana no tadiavin'ialahy, ary tsy handroso sy hivelatra intsony fa raha hoe nilay ve ny nonon-dreny fony ialahy minono dia hoe nahitana hafanana teo de tsy hihetsika eo intsony ?
beminono eo fa
30. Rground ( 05/04/2008 09:19)
ikaretsaka:

ny ahy @ io de porofoina hoe iza no diso dia rehefa diso de asaina mihaiky na izhao na izy e..
izay no fifampitaizana amin'io


Mandray ny fihevitrao aho,
Fifampitaizana marina tokoa,... samy mijoro amin'ny heviny, nefa kosa rehefa diso (rehefa voa-porofo mazava ho azy)
dia manaiky ary raha nanafintohana dia miala-tsiny, manao azafady, ary mandray am-panajàna ny hevitra marina...

Io izany ilay "LALANA TERY" io ?...mitondra any amin'ny "FAHAFAHANA"
"Manaiky diso" ---> mahavita avy eo "miaky heloka" ---> "resy lahatra"----> AFAKA!!
31. ikaretsaka ( 05/04/2008 15:40)
amiko dia izay ny lalana
fanazavana--- fahatongavan-tsaina---fiaikena sy fangatahana fifonana--- afaka

fa tsy tonga de hoe meloka ianareo fa mibebaha .....satria nahoana satria maninona? (satria izay fotsiny ve? hoe voalaza ao @ bokin'i..... toko faha....)
32. Rground ( 06/04/2008 11:12)
XxxX:

[quote=Rground]

satria kely finoana leisy a!


Raha miainga amin'io fijery iray io, satria mitombona mihitsy tokoa fa rehefa kely finoana dia manjary sadasada, tsy "eny" tsy "tsia", tsy mety sahy mirotsaka, manahy foana... ianao hitarika azy indray aza no finganiny...fahalemena daholo izany...eny...
.. fa ahoana no hisintona azy hiala amin'izay ahiahy izay mba hahafahana mandroso... sa avela eo amin'ny ahiahiny eo izy ? .
...ho faty eo izy, fa mety hanadinana antsika any aoriana any izany...
33. Rasiligaoma ( 07/04/2008 05:15)
marina daholo izany.
fa tsy misy ohatran'ny adihevitra ihany no hialana amin'ny ahiahy e.

toa ireo mpianatra roalahy avy tany Emaosy io
34. majesty ( 08/04/2008 11:03)
Rasili:
marina daholo izany.
fa tsy misy ohatran'ny adihevitra ihany no hialana amin'ny ahiahy e.

toa ireo mpianatra roalahy avy tany Emaosy io


fa ireo mpianatra aza anie rehefa variana niadi-hevitra teny an-dalana dia tsy fantany mihitsy hoe i Jesosy ity tafara-dalana aminy ity e,tandremo!
35. ikaretsaka ( 08/04/2008 15:41)
fa t@ farany.. le izy kobo ihany ry zalahy
izay ny lazaiko an'i majesty hoe tohizo hatr@ farany ny tantara fa aza tsimponina sy borner-na
36. majesty ( 09/04/2008 13:37)
ô ra ika a,tsy nahalala mihitsy anie ry zalahy raha tsy i Jesoa no niteny taminy e,fa tsy resaka hoe mi borné na tsia
37. ikaretsaka ( 09/04/2008 15:14)
le idee de discussion no lazaiko ka..
kivy izy dia tonga i jesoa nanazava azy... any no asiako resaka
io lazain'i Rasili io
fa tsy misy ohatran'ny adihevitra ihany no hialana amin'ny ahiahy e.


38. majesty ( 10/04/2008 14:16)
ô ra ika a,hatrizay aho manaraka ny zavatra soratan'isé ary hitako fa manana fijery hafa feno fahamatorana isé na eo amin'ny fahaizana mandanjalanja,ny fihainoana ny hafa,ary ny fanehoana hevitra ihany koa(t@ izay angamba no nahavitan'isé an'ilay blog ary) fa za mahatsikaritra hoe lasa niova izany isé fa inona ary ny antony :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079