les chrétiens et les....reste !!!!!
1. meva2
(
01/04/2008 09:51)
Mba te hilaza kely ny hevitro aho amin'ilay post nataon'i majesty.
Tiako ho faritana aloha fa izaho dia mino an'andriamanitra, nobeazina t@ fomba kristianina kanefa tia koa mahafantatra ireo "karazam-pinoana " hafa.
Nahoana moa no ataonao ao anaty sobika iray daholo ireo karazam-pinoana tsy kristianina?
Finoana samy manana ny fijeriny manokana ireo, na silamo na jiosy, misy koa karazana filozofia toy ny boudhisme, taoisme.... izay manana ny hery izay inoany koa, ary ao ny mitazona ny finoana nentin-drazany toy ny malagasy taloha, marihiko eto. Misy koa ary tsy hadinoina ireo tsy mino hoe misy hery lehibe izay nahary sy mitahy, fa mino ny tenany sy ny zavatra hitany.
Izany hoe raha tena dinihina dia ny hatés izany dia tsy hoe tsy manam-pinoana fa kosa olona nisafidy ny tsy hanaraka ireo karazam-pinoana ireo.
Ka raha toa ianao manana finoana maripototra amin'ny kristianisma, amiko, dia tsy tokony ho izany ny fisokajianao ny olona sasany. Fa tsy hoe ny kristianina akory no lehibe indrindra satria finoanao , dia avy eo ny ambiny....
répondu par soanja le 12/04/2008 04:48
2. kiadi
(
01/04/2008 10:24)
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
tsy de tia miditra dinika fivavahana firy zah fa hitako ko fa tsy ao ilay dinika majesty
tsy de tia miditra dinika fivavahana firy zah fa hitako ko fa tsy ao ilay dinika majesty
3. ravatorano
(
01/04/2008 10:32)
i majesty kosa tsy nilaza hoe ny kristianina no tena lehibe indrindra
asa raha namaky tsara izay voasorany ianao
:wink:
asa raha namaky tsara izay voasorany ianao
:wink:
4. kiadi
(
01/04/2008 10:48)
na tsy nilaza aza iz ry zoky de mazava fa mizara roa lehjibe ny finoana! de ny kristianina sy ny tsy kristianina! midika zany fa lehibe indindra ny kristianina amiko!
5. rabingogilabanga
(
01/04/2008 11:06)
amiko indray, dia ny hoe finoana kristianina no ambony indrindra h@ izao, fa tsy ny ny mpino kristianina mihintsy, et je suis prêt à debattre miaraka @ n'importe qui ny amin'io
7. rabingogilabanga
(
01/04/2008 11:49)
mianjera @ integrisme ny hiafarany fa aleo tsy miady amizany (hevitra)
l'integrité, est bonne, ary être intégre est une qualité,
ny olana fotsiny, ny integrisme agissant, excluant , intolérant
8. kiadi
(
01/04/2008 14:12)
ba azavao ny antony hilazanao fa ny finoanana kristianina no ambony indrindra? zah kristianina io manotany anao
12. rakaroka
(
01/04/2008 18:56)
Ary mpandinika mihitsy anie Ika izany no "artiste" .
Ka misarisary toa io mihitsy ^:^ ^:^ ^:^ ny saika hosoratako. :-D :-D :-D
Ka misarisary toa io mihitsy ^:^ ^:^ ^:^ ny saika hosoratako. :-D :-D :-D
14. fijo
(
01/04/2008 20:41)
ny filazana fa "ny finoana X" no ambony inrdrindra,dia efa mampidina sahady ilay nilaza azy.
15. ikaretsaka
(
01/04/2008 21:13)
fijo:
ny filazana fa "ny finoana X" no ambony inrdrindra,dia efa mampidina sahady ilay nilaza azy.
marina
16. fijo
(
01/04/2008 22:02)
izay ihany no mahatonga ny ady.
za ambony nareo ambany.de samy izay foana ,de gidraka ny farany
za ambony nareo ambany.de samy izay foana ,de gidraka ny farany
18. Rasiligaoma
(
02/04/2008 08:18)
nefa tsy izany no nampianarin'i Kristy ny Kristianina fa ny mifanohitra amin'izany indrindra!
saingy novain'ireo tarika kristianina sasany ilay izy, mba hiety amin'ilay zavatra kotrehin'ny ao an-tsainy amin'ilay fisainana hoe "izaho ihany no tsara , dia rehefa tsy voa dominen'izaho dia ratsy no ataoko anarany"

19. prime
(
02/04/2008 11:20)
Tsy ny finoana kristiana no ambony, na ny kristiana fa Kristy mihitsy, ilay Mpanjakan'ny Mpanjaka, Tompon'ny fahefàna rehetra any an-danitra sy ety an-tany...
Nefa na nanana ny fahamboniany amin'ny maha-Andriamanitra Azy aza Izy dia nanetry tena ka nanome ohatra feno ny amin'ny toerana mendrika ho an'ny mpianatra dia ny fanetren-tena tamin'ny nidinany ho olona ary nanolorany ny tenany teo amin'ny hazofijaliana... ary mbola nampiany aza hoe : "fa na iza na iza no te-ho lehibe eo aminareo, dia ho mpanompo anareo izy." Marka 10:43