les chrétiens et les....reste !!!!!

41. yonikafopl ( 08/04/2008 17:56)
xxx ouiiiiiiiiiiiii Les chrétiens sont des crétins
42. ikaretsaka ( 08/04/2008 18:15)
certains chretiens sont des cretins hono e
43. yonikafopl ( 09/04/2008 07:24)
ika presque
44. majesty ( 09/04/2008 13:38)
yonika: de fois
45. fijo ( 09/04/2008 22:21)
mifanilika indray tenisany an.
46. ikaretsaka ( 09/04/2008 23:18)
avoahay ny creten'ialahy e
47. yonikafopl ( 10/04/2008 16:28)
fijo tsy ato no fampiasana tenisany fa ary am resaky ny xxx hihihi
48. xxx ( 11/04/2008 14:11)
ny tena azo atao oe cretins dia ny olona mivarotra olona toa azy
49. ikaretsaka ( 11/04/2008 15:05)
xxx:

ny tena azo atao oe cretins dia ny olona mivarotra olona toa azy


tsy izay ve no ataon'ny sasany : amidiny @ ariary 2 ny olona
ambondrombe e.. alaina devoly any e... mijoro vavolombelona e oy aho oy e

dia roboka tokoa
50. xxx ( 12/04/2008 04:38)
"yonikafopl":
Les chrétiens sont des crétins
"xxx":
ny tena azo atao oe cretins dia ny olona mivarotra olona toa azy
"ikaretsaka":
tsy izay ve no ataon'ny sasany : amidiny @ ariary 2 ny olona
ambondrombe e.. alaina devoly any e... mijoro vavolombelona e oy aho oy e

dia roboka tokoa
zay mits leisy r'Ika a! tena marina ny an'lahy! mazana b ty mivarotra olona @ ariary 2 ty kty!
51. soanja ( 12/04/2008 04:48)
meva2:


Mba te hilaza kely ny hevitro aho amin'ilay post nataon'i majesty.
Tiako ho faritana aloha fa izaho dia mino an'andriamanitra, nobeazina t@ fomba kristianina kanefa tia koa mahafantatra ireo "karazam-pinoana " hafa.

Nahoana moa no ataonao ao anaty sobika iray daholo ireo karazam-pinoana tsy kristianina?
Finoana samy manana ny fijeriny manokana ireo, na silamo na jiosy, misy koa karazana filozofia toy ny boudhisme, taoisme.... izay manana ny hery izay inoany koa, ary ao ny mitazona ny finoana nentin-drazany toy ny malagasy taloha, marihiko eto. Misy koa ary tsy hadinoina ireo tsy mino hoe misy hery lehibe izay nahary sy mitahy, fa mino ny tenany sy ny zavatra hitany.
Izany hoe raha tena dinihina dia ny hatés izany dia tsy hoe tsy manam-pinoana fa kosa olona nisafidy ny tsy hanaraka ireo karazam-pinoana ireo.

Ka raha toa ianao manana finoana maripototra amin'ny kristianisma, amiko, dia tsy tokony ho izany ny fisokajianao ny olona sasany. Fa tsy hoe ny kristianina akory no lehibe indrindra satria finoanao , dia avy eo ny ambiny....




Mahalaza tsara azy tokoa izany. Misoatra anao!


Manaja ny finoan'ny hafa raha toa ka tsy manelingelina ny finoanao sy ny mahaOlombelona anao ary ny tontolo irahana mivelona izay tafiditra ao ny mpiara-belona izy ireo.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0672