Ataon'ny kil hira ny zordira mameno an'i dago!!!
1. badboy
(
31/03/2008 09:03)
Zay ve sisa no fomba afaka ijeren'ny avy any ivelany an'i dago : zoridira mameno tanana???? (imagine Madagascar et ses tonnes d'ordures)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/soprano/video/x3hxp9_soprano-ferme-les-yeux-et-imagine-t_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/soprano/video/x3hxp9_soprano-ferme-les-yeux-et-imagine-t_music
répondu par rush le 05/04/2008 15:50
2. Jeankely
(
31/03/2008 10:48)
Tsy izany no fijerin'ny diaspora avy Chine fa mitondra Investisseurs na miverina manangana zavatra any @ taniny izy. Tsy finaritra mampiresaka halatra. Izay no nahatonga ny hoe "China, darling of investors". Badboy, inona no vitany?????
5. xxxx1
(
31/03/2008 16:19)
booboo> zaho koa naika niteny
inona no mba vitandra jeankely loha ? :-D :-D :-D :-D
chine à chine
zao chine mpanitsaka ny zon'ny tibetana zao no izahozahoan'drafotsibe io eto. Chine ange ka afabaraka eran'izao tontolo izao amin'io resaka io, betsaka ny atleta tsy te hanatrika ny jeux olympiques miray hina @ vahoakan'i Tibet. Hitan'izao tontolo izao ny fanitsakitsahan'ny sinoa ny zon'ny tibetana, fanjanahana miharihary tsy tahotra tsy henatra. Mba nanao konferansy de presse internasionaly hono mody hoe tsy misy olana, milamina ny tanana, kanjo nahita hirika ihany ireo moines tibetana hanaposahana ny zavamisy t@ mpanao gazety erantany. Vasoka teo ry tavantsinoa kely maso :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Zao ka ambenana polisy anarivony maro ny afo olaimpika :-D :-D :-D :-D :-D :-D Mahana ny ratsy ataony ry kentsona ka malaky miantso polisy
ooooooooooooooooooooooooooooo
Hatramin'ny oviana no nilana fiambenana toy zany ny afo olaimpika ? Matahotra sao sembanan'ny tibetana manko ny hakevohana. :-D :-D :-D :-D :-D
Aza mba lomorina ihany rafotsy a ! :-D :-D :-D :-D :-D
Chine tsy mahavitazy @ resaka demokrasia oooooooooooooooooooooooo :-D :-D :-D :-D :-D

6. tess
(
31/03/2008 16:21)
badboy:
Zay ve sisa no fomba afaka ijeren'ny avy any ivelany an'i dago : zoridira mameno tanana???? (imagine Madagascar et ses tonnes d'ordures)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/soprano/video/x3hxp9_soprano-ferme-les-yeux-et-imagine-t_music
zà kou de tena mba krizy nahita sy naheno ny tononkira ndry zalahy io! fa angaha defa malaza am zaoridira i madà?????
nefa aza izy kaomorianina
:evil:
7. badboy
(
31/03/2008 17:55)
tess:
zà kou de tena mba krizy nahita sy naheno ny tononkira ndry zalahy io! fa angaha defa malaza am zaoridira i madà?????
nefa aza izy kaomorianina
:evil:
F'inona e! Manao vengeance anle comorien bedebe voadaka tany dago angambany!!!
^^ ^^
8. fasaly
(
31/03/2008 18:00)
fa hita! anefa any comore no tena be fako miangona! samy mba mpifanakaiky eo ihany de mifanebaka :evil: tena mba tsy rariny kosa loha e!
9. kelly13
(
31/03/2008 18:02)
za klou tsy maheno ato amiko (tsis karatra son :evil: ) fa d mijery sy mamaky ze soratanareo! na mba asio kely ny tonokira oe jerena :wink:
11. fasaly
(
31/03/2008 18:13)
Parole Ferme les yeux et imagine toi Feat Blacko
Soprano : Blacko Soprano, Snip’a Psykatra
Soprano :
Ferme tes yeux et imagine ta vie
Dans ces pays où les hommes politiques sont en tréhis
Où la liberté d’expression est une conspiration
Où le dollar civilise avec des canons
Où on peut mourir d’une simple fiévre
Où les épidemies se proménent sans laisse
Crois-tu vrément tenir sous la canicule
De ces pays où pendant 2 mois tu bronzes
Eux toute l’année ils brulent
Imagine ta vie sans eau potable
Une douche les jours de pluie
Pas d’bouffe mise sur la table
Imagine toi dans un hôpital
Avec une maladie incurable
Une maladie qui t’juges coupable
Imagine toi enfermé comme Natasha Kampusch
Ou brulé comme Mama Galledou dans l’bus
Ouvre les yeux maintenant
Et avant d’insulter la vie, réfléchit dorénavent
Refrain (Blacko) :
Ca n’arrive qu’aux autres on n’réalise pas tant que ca ne nous touche pas
On sait trés bien c’qu’y s’passe ailleurs mais on ose se pleindre
Relativise ferme les yeux imagine toi
Tu verras comme ta vie est belle
Blacko :
Ferme les yeux et imagines-toi quelque part en Afrique
Dans un village bati de terre sous un soleil de plomb
Imagine l’air chaud et lourd, cet étendu désertique
Ce maigre troupeau de chévre ( ???un gamin et son baton ???)
Imagine cette longue marche que tu dois accomplir
Afin que tes bêtes puissent paître et se rafraichir
Ces 30 bornes à faire, ces voleurs de betails et leurs kalachnikovs qui tirent sans réflechir
13. sakaizakely
(
31/03/2008 19:38)
fasaly>
fehezanteny 1 fotsiny kosa mikasika an'i Madagasikara ange e !
tsy manebaka kosa izy fa milaza fotsiny ny zava-misy any am tany mahantra
tiavo sy ifalio ny fiainanao fa any ho any misy mafy ady lavitra noho ianao angamba zao no lesona azo tsoahina amin'io hira io

14. tess
(
31/03/2008 20:23)
sakaizakely: ka samy manana ny jeriny sy ny fihainoany azy ny oul tsirairay nge e! :? tonga de zaoridira no lazaina manin raha zvtr hafa
16. ratonga
(
31/03/2008 21:12)
zah dray mitovy hevitra amin'i petitesakaiza, tsy kwa ngé ra miresaka zaoridira aza fa zava misy zany, mety mahatonga saina ny mpitondra aza ngamba ra henony dé mba mihetsika ry zareo @zay
zah manokana alou tsy dé tia rap fa ity dray mitoraka ity itako mba tena mitombona kosa ny zavatra lazain-dry zalah é!
zah manokana alou tsy dé tia rap fa ity dray mitoraka ity itako mba tena mitombona kosa ny zavatra lazain-dry zalah é!
17. Jeankely
(
31/03/2008 21:32)
Ny mpanao Rap dia tena miresaka betsaka ary marina ny zavatra resahiny. Saingy tsy mitovy ny fijery Rapeur sy fijery tompon'andraikitra. Ny anontaniako anareo dia ity. Tena ampy hiasana ve ny vola miditra avy amin'ny hetra sy ny trosa fa ny mpitondra Malagasy nifanesy rehetra no sady mangalatra, manao risoriso ary variana @ antokony? Asa izaho no donto marina fa kely mihoatra ny miditra ny zavatra miandry ary na ireo miresaka aza mimenomenona mandoa hetra. Nisy Rapeur Chinese koa tao Malaysia izay namadika ny hirampirenendreo ho fanivativana ny mpitondra, ny Muslim, ny University -n'ny Fanjakana sns. Avy dia tsy mahazo miditra Malaysia intsony. Somary gaga aho fa hira nampiasan'ny Arema tariky Sosialista Malagasy io hiran'i Malaysia io fa ny toniny no navadika Malagasy.
18. tess
(
01/04/2008 05:26)
ratonga: fantatry ny mpitondra tsara ny lesoka misy ao aminy anie e!
fa maninona raha mba hafa no hatao hirahira ohatra ny ao aminy fa tsy ny an'oul :D hita fa mahantra i madà fa na izany aza! :D
fa maninona raha mba hafa no hatao hirahira ohatra ny ao aminy fa tsy ny an'oul :D hita fa mahantra i madà fa na izany aza! :D
19. Rasiligaoma
(
01/04/2008 05:41)
i Lolo sy ny Tariny koa anie ka nanao hira nanabaty an-dry Lekoma tamin'ny fotoan'androny e
20. tess
(
01/04/2008 05:47)
ratonga ah! fantako fa mitombina fa naninona ny tsy ao aminy no nolazaina fa ny an'oul 8O :-D :-D :-D :-D