Ataon'ny kil hira ny zordira mameno an'i dago!!!

21. Jeankely ( 01/04/2008 06:19)
Firy ny Malagasy nandeha nianatra tany @ Mavoranjo nefa firy ny Mavoranjo miazakazaka ao Madagasikara. Ny tsy fahombiazana ao Madagasikara dia ny samy Malagasy no mikatrodoha amin'izany fa tsy ny Mavoranjo. Ry Badboy no mandihy @'izany rapn'adala izany.
22. ratonga ( 01/04/2008 09:30)
tess: ka efa reo lazainy reo ny fahoriana any aminy ko :°) fa tadidiny tampoka zay ny zavatra tena nanitona ny sainy t@zareo tany dago dé io tafavôka io ko :°) fa tsy kwa oa zany, plus aza tenenina ny zavatra tsy mety plus vetivety ny manova azy, i pere pedro zao in-jato kely tsy mijanona miresaka @radio sy gazety wé tokony afindra toerana ny décharge zoridira eny akaikiny eny, fa raha tsy izay tsy mihetsika ny fanjakana :lol:

Jeankely:
Firy ny Malagasy nandeha nianatra tany @ Mavoranjo nefa firy ny Mavoranjo miazakazaka ao Madagasikara. Ny tsy fahombiazana ao Madagasikara dia ny samy Malagasy no mikatrodoha amin'izany fa tsy ny Mavoranjo. Ry Badboy no mandihy @'izany rapn'adala izany.
:roll: :roll: :roll:
lainga izany ary mampalahelo fa atao akory, izany no mahatonga ny fanjakana mangataka aides etsy sy eroa, tsy efan'ny gasy irery ny mamaha ny olana, izany no zava misy, tsy mahametratra izany "win-win" dé bastà
23. Jeankely ( 01/04/2008 10:42)
Efa nangataka fanampiana tany Comores angaha ry zalahy? Tsy aleony ve mangataka amin'ny badboy, bazylou, tezitra sy ny namany mba gasy lasa alavitra fa tsy komori :-D :-P :-D :-P :-D :-P
24. xxx ( 01/04/2008 11:31)
wwww1:
booboo> zaho koa naika niteny

inona no mba vitandra jeankely loha ?

chine à chine

zao chine mpanitsaka ny zon'ny tibetana zao no izahozahoan'drafotsibe io eto. Chine ange ka afabaraka eran'izao tontolo izao amin'io resaka io, betsaka ny atleta tsy te hanatrika ny jeux olympiques miray hina @ vahoakan'i Tibet. Hitan'izao tontolo izao ny fanitsakitsahan'ny sinoa ny zon'ny tibetana, fanjanahana miharihary tsy tahotra tsy henatra. Mba nanao konferansy de presse internasionaly hono mody hoe tsy misy olana, milamina ny tanana, kanjo nahita hirika ihany ireo moines tibetana hanaposahana ny zavamisy t@ mpanao gazety erantany. Vasoka teo ry tavantsinoa kely maso

Zao ka ambenana polisy anarivony maro ny afo olaimpika Mahana ny ratsy ataony ry kentsona ka malaky miantso polisy
ooooooooooooooooooooooooooooo
Hatramin'ny oviana no nilana fiambenana toy zany ny afo olaimpika ? Matahotra sao sembanan'ny tibetana manko ny hakevohana.

Aza mba lomorina ihany rafotsy a !

Chine tsy mahavitazy @ resaka demokrasia oooooooooooooooooooooooo

io ny an'i zankely saina dia ampy
25. Jeankely ( 01/04/2008 14:44)
Ny be saina mivadika xxx dia xxxx1 dia inona koa tatatata...? Tsy miala aminao ny kely saina. Mirifatra any xxx rehefa mangahazo :-D :-P :-D :-P :-D :-P
26. badboy ( 01/04/2008 16:05)
tess:

ratonga ah! fantako fa mitombina fa naninona ny tsy ao aminy no nolazaina fa ny an'oul 8O :-D :-D :-D :-D



Ka io mintsy ange ilay olana e! Ny gasy tsy mitaraina any @ komorianina hoe ampio zahay hanala ny zaoridiranay dia ry dounah isany no misavitsaranga miteniteny ny any amin'ny tanàna sady tonga de oe "imagine toi madagascar et ses tonnes d'ordures"! Tsy rariny zany! Ny dikan'io dia hoe tsisy afatsy zoridra erak'i dago; aveo dia hoe miséreux tsisy ohatr'izany ny malagasy satria ao anatin'ilay fitanisana ny misère misy rehetra ilay hafatra no mipetraka!! Fa iza moa izy no manome zo ny tenany hitsara ny any @ tanàna????
^^ ^^ ^^ ^^ ^^
Phrase 1 ilay izy fa midika zavatra maizina bedebe!!!
27. tess ( 01/04/2008 16:18)
ratonga: ka tsy azo hatao izany mitsabaysabaka ny tokantrano'ny hafa izany :°) i père pedro hafa mitsy satria manao fanampiana no tanjony....hita taratra am zavatra efa vitany fa soprano, mihira ho azy hahazoany vola ho azy :-P :^)


6. Mpandefa : badboy [ Valio ] 31-03-2008 19:55:08
F'inona e! Manao vengeance anle comorien bedebe voadaka tany dago angambany!!!


ié! izay mihitsy no fahazahoako azy ry badboy :°)
28. tess ( 01/04/2008 16:23)
badboy:

tess:

ratonga ah! fantako fa mitombina fa naninona ny tsy ao aminy no nolazaina fa ny an'oul 8O :-D :-D :-D :-D



Ka io mintsy ange ilay olana e! Ny gasy tsy mitaraina any @ komorianina hoe ampio zahay hanala ny zaoridiranay dia ry dounah isany no misavitsaranga miteniteny ny any amin'ny tanàna sady tonga de oe "imagine toi madagascar et ses tonnes d'ordures"! Tsy rariny zany! Ny dikan'io dia hoe tsisy afatsy zoridra erak'i dago; aveo dia hoe miséreux tsisy ohatr'izany ny malagasy satria ao anatin'ilay fitanisana ny misère misy rehetra ilay hafatra no mipetraka!! Fa iza moa izy no manome zo ny tenany hitsara ny any @ tanàna????
^^ ^^ ^^ ^^ ^^
Phrase 1 ilay izy fa midika zavatra maizina bedebe!!!



ka izay mitsy e!:evil: mankarary ny foko mitsy aloha e! :evil:
29. ratonga ( 01/04/2008 16:46)
aza marary fo amizany dry ry tess fa tsy vôalany akory io :°) ny reportazy madé @ télé aty ny akabetsahany tsy misy afatsy resaka mitovitovy amin"io, ary matifatifa kosa ngé droky zany refa tezitra é! :-P :-D :-D :-D
30. fasaly ( 01/04/2008 16:56)
ka zay indrindra! ny reportazy efa mandreraka mbola nampian'i dakoma zaoirdira ndray :evil: anefa ny azy tsy hitany anie e!
mba misy zvtr tsara lavitra koa any madà fa tsy ny fahantràna ihany akory. :°)

tezitra mitsy aho vao naheno an'io hira io tam vlou :evil: nahit ilay clip tam tv :evil: raha kilema hitovizana tokony tsy hifanatsafa mitsy fa tssssss :-P
31. badboy ( 01/04/2008 17:49)
ka zay indrindra! ny reportazy efa mandreraka mbola nampian'i dakoma zaoirdira ndray anefa ny azy tsy hitany anie e!


Ka lery koa ny tena marina tsy mivovo any amin'ny tany niaviny fa marseille!! "Marseille et ces tonnes d'ordures et ses rats" koa tsy mba niteneniny tao fa i dago. F'anga marina moa izay ihany no référence azo hanehoana ny zavamisy any dago???

aza marary fo amizany dry ry tess fa tsy vôalany akory io ny reportazy madé @ télé aty ny akabetsahany tsy misy afatsy resaka mitovitovy amin"io, ary matifatifa kosa ngé droky zany refa tezitra é!

Aok'izay nama le "laisser faire"!! Aty @tanindry zareo ianao raha vao manakihana izay tsy mety tsy manaiky izy fa enao njay no hilany ady!!! Dia maninona koa moa ra mba averina aminy fananony??? :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
32. tess ( 01/04/2008 21:10)
zay né wa ry badboy e! :evil: :-* :-D tsy manaiky mitsy tsika ambanimbaniana izany fa tssssss! samy mitovy izao ihany ve!
33. ratonga ( 01/04/2008 21:56)
:-D :-D :-D ka ny oul ngé tsy azo ferana amn'izay zavatra manintona ny sainy é :°) izay no itany dé nolazainy
34. Jeankely ( 01/04/2008 23:30)
Izany ve no lesona avy aminareo? Izay hita dia lazaina ary azo atao hira? Tsy izany no fahafahana aminay. Misy ny zavatr hitanao ao antokatranon'olona fa tsy avy dia afaka lazainao. Misy ny saritaka amin'ny firenen'ny hafa fa tsy ny mpihira ivelany no miresaka azy. Ilay hoe fahalalahana tsy midika fa azo atao daholo ny rehetra fa mitondra amin'ny fepetra isan-karazany ny fahalalahana. Raha ny mpihira Malagasy indray dia izay no anjara-birikiny hanairana ny mpitondra sy ny vahoaka hisokafan'ny masony na ny sainy. Na feno fako hatrao ambany fandrianan'ny mavoranjo tsy anjaran'ny Malagasy ny manao hira azy. Ny tsy mety mivoaka gazety fa tsy hafenina ary tsy midika fanalana baraka akory.
35. tess ( 02/04/2008 05:00)
ratonga:

:-D :-D :-D ka ny oul ngé tsy azo ferana amn'izay zavatra manintona ny sainy é :°) izay no itany dé nolazainy

ka tsy mety fa tokony hiova izany, :evil: :-D
aza manantena ahy hividy zay cd -ny any :evil:
tsy ny filoha mitsy no hiantefàny ilay izy! fa ny vahoaka madinika otr'ahy ry ratonga ah! :-D
36. Rasiligaoma ( 02/04/2008 05:10)
tess:

zay né wa ry badboy e! :evil: :-* :-D tsy manaiky mitsy tsika ambanimbaniana izany fa tssssss! samy mitovy izao ihany ve!

manaova koa hira mamely komorianina ry tess dia ataovy clip a

37. tess ( 02/04/2008 05:13)
ka tsy fombako ny manambanimbany na hihira eo aza aho.....
mitsabaka ny tokatranon'ny hafa indrindra mi kiritika ny
fahalemeny tsy tsara :x ;-)
38. Rasiligaoma ( 02/04/2008 05:20)
izany e?
ataovy hoe "tsy lany pazzapa aho hoe e"

39. badboy ( 02/04/2008 06:45)
Rasiligaoma:

izany e?
ataovy hoe "tsy lany pazzapa aho hoe e"




F'anga efa nisy nihira zaoridira tao @ pazapa
:?: :?: :?: :?:
40. ratonga ( 02/04/2008 09:33)
tess:
tsy ny filoha mitsy no hiantefàny ilay izy! fa ny vahoaka madinika otr'ahy ry ratonga ah! :-D

ny vahoaka madinika ko vé dé atrakatra pc hijerena klip ao @ dailymotion fa enao marina a!:-D :-D , i tess vé tsy vahoka vaventy :-P =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5972