Ataon'ny kil hira ny zordira mameno an'i dago!!!
41. tess
(
02/04/2008 10:18)
ratonga: tsy tao am dailymotion no nahitako azy fa tao am tv ka! taoka efa mba manana tv dool zao ny vahoaka mandinikana izany aza! :°) io no fialambolikelin'ny finakams :°) :-w :-D :-D
zà zao vao nahita fandaharana comore omaly fa fako zao fako zao! tsy any izy no manao klipo ahitàna azy :-D tsssssss :x
zà zao vao nahita fandaharana comore omaly fa fako zao fako zao! tsy any izy no manao klipo ahitàna azy :-D tsssssss :x
42. badboy
(
02/04/2008 16:42)
ny vahoaka madinika ko vé dé atrakatra pc hijerena klip ao @ dailymotion fa enao marina a! , i tess vé tsy vahoka vaventy
Aza manao an'izany e aza manao an'izany, tsy lanitra akory eto antany e aza manao an'izany :-D :-D :-D :-D
Ny tiko lazaina dia hoe ny any dago na tsy manana pc aza dia mande "exprès" any @ "cyber-café" hijery clip!!!! Bedebe mihintsy no hitako tany mando connexion mba hijery clip!! Ary ny ankabeazany mba tsy hilazana hoe izy manontolo, dia mihonadana rap daholo, na rap francais, na rap gasy, na rap americain........
ka averiko eto njay hoe : Aza manao an'izany e aza manao an'izany, tsy lanitra akory eto antany e aza manao an'izany :-D :-D :-D :-D
43. tess
(
02/04/2008 16:49)
hihihihi! toko- tapaka ah!
vilany mitongilana ah!
zay tsy mety harenina.
MUAHAHAHAHAHAHAHAH! :-D :-D :-D :-D
tsy mety wa! lay rap ndry zalah dakôm io! :evil: :-D
vilany mitongilana ah!
zay tsy mety harenina.
MUAHAHAHAHAHAHAHAH! :-D :-D :-D :-D
tsy mety wa! lay rap ndry zalah dakôm io! :evil: :-D
44. badboy
(
02/04/2008 16:58)
tsy mety wa! lay rap ndry zalah dakôm io!
F'inona eh!!!!
hihihihi! toko- tapaka ah!
vilany mitongilana ah!
zay tsy mety harenina.
F'anga koa tess miondana an'ireny tany dago???? :-* :-* :-* :-* :-*
45. tess
(
02/04/2008 17:04)
:-D :-D :-D :-D miondana mihitsy ka! iny ve ny fialambolin'ny vahoaka madinika otranay dia ho avela handalo fotsiny.... :wink: :-*
46. badboy
(
03/04/2008 14:52)
Ary za sy tess ihany no matsapa ilay vilany tongilana!!! :^) :^) :^) :^)
48. hira
(
03/04/2008 15:10)
raha izany no fijerin'i soprano an'i madagasikara, mba ahoana hozy momba an'ny comores???
49. tess
(
03/04/2008 15:14)
hira: ka izay indrindra anie no naha choké ahy e!
mitovy fijery aminay sy badboy zany i hira :°)
raha ny gasy no mihirahira ny fahoriany dia tsy maninona fa dia otran'ny hoe mila vonjy izy anefa amin'ny teny gasy iza no firenena hafa hahafantatra izay tiana hambara :-P
fa raha otran'ny soprano dia aoka kosa e! :-P

50. badboy
(
03/04/2008 17:56)
Tsara alefa sur dailymotion ilay hiran'i LOLO SY NY TARINY "Tonga t@ botry lekoma" de asiana traduction francaise de atao oe "malgache contre soprano" ny titre!! Mety hety ve????????? :/ :/ :/ :/ :/ :/
51. bida
(
04/04/2008 23:04)
Fa maninona moa ny dakôma no sahy mamoaka hira toy izany ? satria ry zareo taloha noheverina ho gardien foana sy mpivarotra bonbon coco,izao anefa ry zareo ny mpianatra avy any Comore makany dago, boursier ny ankamaroany, manambola be lavitra noho ny mpiasany zone franche. Dia sahiny amizay ny mitsikera antsika. Sahirana loatra isika re olona a!
Marina fa voadona ny hambopotsika amilay hira fa tokony ho jerena kely hoe fa maninona no fako aavy dia tsy voaroaka fa avela mivangongo be eraky ny lalana.
Amizao 21ème siècle izao dia aza gaga isika fa mety mbola hisy hamorona hira miresaka any dago momba ny peste sy ny cholera koa afaka kelikely raha ny resaka hygiène publique dia tsy vitany mpitondra ny tanàna ny mamaha ny olana aminy.
Isika koa ange manana le hirany The Specialist hoe "Antananarivo madio no tanjona ka tadidio e" fa tokony hadika teny vazaha fotsiny. :-D :-D :-D

52. rush
(
05/04/2008 15:50)
o ry zan kely a!mijanona ianao any chine-nao any d ataovy zay mety any,fa io dakoma io ange rap no mba hainy,ny koma aza mandranto fianarana any dago vao misy azo raisina keeeeeeeeeeely,tsy mivoatra saina ny komoriana fa mijanona m............... mandrakizay, vao tafita kely d miseho b loha, tsisy saina nefa :evil: :evil: