ity jesoa nareo ity ry zalahy mampanahy ka.

1. fijo ( 21/03/2008 21:26)
jereo anie e,
i bouda dia velona boudista,maty boudista.
i mahome,dia velona silamo maty silamo.
i krishna sa iza koa,dia velona indou ary maty indou.

fa ity anareo ity no hafa sy mampanahy.fa velona jiosy ary maty hiosy.
ka sao lahy nanaraka ny lalan adiso ianareo,fa izy anie ka lalankafa no nizorany e.
répondu par fijo le 04/04/2008 21:15
2. pissoa ( 21/03/2008 21:28)
dia aza manaraka anay fotsiny refa matahotra e :-D:-D:-D
3. fijo ( 21/03/2008 21:30)
za ngaha moa manaraka,fa mba mampahatsiahy anareo ny zavatra nisy ko.
4. pissoa ( 21/03/2008 21:35)
misaotra amin'ny fampatsiahivana aza e !
tsara fanahy anie i Fijo ity fa izahay efa mpanenjika be mbola tiany ihany e

:-D:-D:-D:-D:-D
5. ikaretsaka ( 21/03/2008 21:42)
diso izany ra fijo an
i Boudha sy i Krishna indianina
i Mohameda Arabo fa tsy silamon'ialahy izany

io ilay lazaiko an'ialahy hoe aza afangaro ny firazanana sy ny religion
6. kiadi ( 21/03/2008 23:09)
marina ny an'i ika! i mahomet vô teraka tsy tonga de slamo satria iz no nanorona an'io
7. fasaly ( 21/03/2008 23:22)
:-D:-D:-D:-D
8. milaibe ( 22/03/2008 00:58)
Misy confusion le izy firazanana/finoana fa raha tohizana lay raisonement dia jesoa velona kristiana maty kristiana
9. Jeankely ( 22/03/2008 02:33)
Tantara lalina ny Kristianina sy Silamo ary ahitan-doza ny miventivety ireo anarana ireo. Raha mipetraka @ tany kristianina ianao dia gaga @ sasany manao Silamo ary sahala izay koa raha monina @ tany Silamo. Na Boudhist na Hindou tsy manaratsy mivantana izy roa ireo fa any @ samy izy any satria mety ahatapaka loha izany. Isiaka Malagasy dia tia miteniteny ary vao mahazo Internet dia soratana izay azo resahina satria mihevitra manana fahalalahan-tsaina sahala ny European. Tsy izany kosa anefa fa vao azon'ny teny mafy dia marary fo nefa mampiditra olana. Hainao ve ny manao ny tsara sy mendrika ho anao sy ny ankohonanao ary ny mpiara-belona? Rehefa toa izay dia tsy olana na mivavaka @'ny inona ianao na tsy mivavaka. Aza manao ratsy ankolaka sy asan'ny mpiantsara ivelan-tsihy. Atsy mpivavaka, ao ambadika asan'ny demony.
10. cutie ( 22/03/2008 05:29)
fa ity anareo ity no hafa sy mampanahy.fa velona jiosy ary maty hiosy.
ka sao lahy nanaraka ny lalan adiso ianareo,fa izy anie ka lalankafa no nizorany e.

:-D:-D:-D:-D:-D
11. Rasiligaoma ( 22/03/2008 05:46)
i mahomet kosa velona arabo maty arabo fa namela ny finoana silamo e
toy izany koa i jesosy: velona jiosy maty jiosy fa namela ny finoana kristianina
I budha tsy haiko fa anontanio i Kiadi
12. nmrkyo ( 22/03/2008 08:39)
Ny an'ny jeankely no tena marina eh!!
Matoa lasa saina tahaka izany anie i fijo ,mazava be fa ts manam-pinoana eh,nefa ny olona ts mana-pinoana hono hono otran'ny olona ts misy collone vertebralle,zany oe ts misy andry mampijoro,ka vao azon'ny bleme henjana de mora midaraboka ka asa re!!
13. hira ( 22/03/2008 08:50)
Marina ny an'i Jeankely, fa tsy mba d'accord @ ity kosa aho e:
Isiaka Malagasy dia tia miteniteny ary vao mahazo Internet dia soratana izay azo resahina satria mihevitra manana fahalalahan-tsaina sahala ny European

Tsy haiko we aiza i Jeankely no mipetraka, fa raha aty Eoropa aloha dia hitan'i Jeankely fa misy mahay, fa misy koa tena dondrona be! Izany hoe ny fahantrana sy ny tsy fandrosoana no mahatonga an'i Madagasikara toy izao, ary cercle vicieux be io. Fa raha armes égales kosa mba marina tsy hitako izay maha ambaka antsika @ sasany e! Ya pas plus bête y a pas plus intelligent zany na hoe Eoropeanina na Gasy fa arakaraky ny oul tsi11 io e!
Ny ahy aloha ny marihiko kely diany zaza gasy teraka aty andafy matetika voalohany foana any ampianarana, torak'izany koa ny zanaky ny kelimaso. Coincidence? Asa angaha...
14. kiadi ( 22/03/2008 10:15)
Rasiligaoma:

i mahomet kosa velona arabo maty arabo fa namela ny finoana silamo e
toy izany koa i jesosy: velona jiosy maty jiosy fa namela ny finoana kristianina
I budha tsy haiko fa anontanio i Kiadi


i boudha namorina ny siligaoma de refa te hitsakotsako iz de iny no ataony fanalana azy ao :-D:-D:-D:-D
15. rakaroka ( 22/03/2008 14:57)
Isiaka Malagasy dia tia miteniteny ary vao mahazo Internet dia soratana izay azo resahina satria mihevitra manana fahalalahan-tsaina sahala ny European.

^:^^:^^:^ Marina ny voalazan'i Jeankely eto, satria raha ranin-tsaina dia "matsilo" tokoa isika fa raha resaka "culture générale" : "tsy mpamaky boky tahaka ny "Européana" ny ankamaroan'ny malagasy. Matetika mihitsy no misy ny "confrontation d'idée" hoe "tsy ampy profondeu" ara-fijery. Ary tsapako tamin'ireo gasy maaaaro nafarako fa mila manao "effort GOAVANA mamaky boky foana rizareo vao tafaninana amin'ny exam aty.
16. rakaroka ( 22/03/2008 15:26)
kiadi:

Rasiligaoma:

i mahomet kosa velona arabo maty arabo fa namela ny finoana silamo e
toy izany koa i jesosy: velona jiosy maty jiosy fa namela ny finoana kristianina
I budha tsy haiko fa anontanio i Kiadi


i boudha namorina ny siligaoma de refa te hitsakotsako iz de iny no ataony fanalana azy ao :-D:-D:-D:-D




Satria ny personnification de l'enseignement dia maniteraka "dogmes qui emprisonne"'izay manaraka izany.ary mifandrirotra amin'ny fanomezana liberté
mba iainan'ny olona ny fiainany sy hi-expérimenté-ny izany naturellement.
Izany no nahatonga ny fiheverana fa plutôt filozofie ny Bouddisme fa tsy religion, satria tsy resaka clientèlisme loatra no napetrany ary tsy mitory de façon clientelisme be tahaka ny hafa hoe i x ihany wà:wink:
17. ikaretsaka ( 22/03/2008 16:09)
marina: filozofia ny bodisma amiko fa tsy religion loatra
18. hira ( 22/03/2008 20:39)
an an an religion ny bouddhisme! jereo akaiky ny définition ny aloha. aza afangaro ny bouddhistologie, sy ny spiritualité véhiculer-ny. fa rehefa misy ny groupe iray mi se déterminer, manaraka "rites, rituels", manana filozofia heveriny fa hi tendre any @ na dieux na divinité càd être transcendant, dia izay no atao hoe religion.

aza adino fa toy ny xna sy ny silamo sy na hafa koa dia manana rites ny bouddhistes, manana olomasina, manana vavaka sy rites maro isankarazany, manana clergé hierarchisé, ary manana croyances sy dogmes ihany koa>>> ex: réincarnation? sans aucun doute, religion ny bouddhisme: comme les religions monothéistes croient en un seul dieu créateur de l'univers, les bouddhistes "prennent refugent en bouddha" (dixit le dalaï lama).

19. hira ( 22/03/2008 20:40)
an an an religion ny bouddhisme! jereo akaiky ny définition ny aloha. aza afangaro ny bouddhistologie, sy ny spiritualité véhiculer-ny. fa rehefa misy ny groupe iray mi se déterminer, manaraka "rites, rituels", manana filozofia heveriny fa hi tendre any @ na dieux na divinité càd être transcendant, dia izay no atao hoe religion.

aza adino fa toy ny xna sy ny silamo sy na hafa koa dia manana rites ny bouddhistes, manana olomasina, manana vavaka sy rites maro isankarazany, manana clergé hierarchisé, ary manana croyances sy dogmes ihany koa>>> ex: réincarnation? sans aucun doute, religion ny bouddhisme: comme les religions monothéistes croient en un seul dieu créateur de l'univers, les bouddhistes "prennent refuge en bouddha" (dixit le dalaï lama).

20. rakaroka ( 22/03/2008 22:23)
[quote=hira]
an an an religion ny bouddhisme! jereo akaiky ny définition ny aloha:
Ny définition ny réligion ataoko amin\\\'ny teny gasy mazava tsara dia: \\\"FIVAVAHANA MIENDRIKA FIANGONANA\\\" . ka ny donné de base nahafantarako na cercle na boky resaka Bouddha tsy misy manao mihitsy hoe mivavaha amin\\\'i Bouddha na mifikira aminy sns... TSY CONCEPTION-DRIZAREO NY HAMORY OLONA MBA HINO SY HANARAKA Azy tahaka ny hita amin\\\'ireo fiangonana hafa.fA NY MIFANOHITRA AZA NO NATAONY hoe tokony libéré-na amina karazana fombafomba mamatopatotra azy ny tsi1/1 mba hi-decouvrir ny vrai vie atrehiny fa tsy hino fahatany.donk tsy raisiko ho religion tahaka ny mahazatra.
aza afangaro ny bouddhistologie, sy ny spiritualité véhiculer-ny. fa rehefa misy ny groupe iray mi se déterminer, manaraka \\\"rites, rituels\\\", manana filozofia heveriny fa hi tendre any @ na dieux na divinité càd être transcendant, dia izay no atao hoe religion.

Tena niaina cas maro araka ny famaritanao eto aho, fa tsy nantsoin\\\'ny tontolo ho religion ny concept maro nifandraika amin\\\'ny famaritanao eto.donk ny vraie question dia tokony faritana araka ny fijery international ny antsoina hoe religion.

]

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1166