fanontaniana kely

1. tslem ( 20/03/2008 12:06)
Saika mba hanontany aho ho an izay mahafantatra.

Raha ohatra ve ka olona manana visa any Allemagne dia afaka mandeha aty France ilay olona, dia raha afaka dia afaka mijanona aty pendant 3mois?

Iray izay,
ary raha ohatra ka tonga dia miala ao CG izy dia tsy maninona? dia tonga ve dia afaka mijanona Paris sa ahoana?

Misaotra.
répondu par nani le 25/03/2008 17:16
2. tess ( 20/03/2008 12:37)
tslem. ie possible ka, i allemagne ange ka europe e, ny olona maka visa italy aza afaka mijanona ao france ohatra, no souci:wink:

nisy oul fatako zay, tokony destination lioj izy avy dago, dia niala paris ary destination belgik apres ts nisy olana, une fois ka mbola ao anatiny tsara ny sejours de afaka mi visiter an i europe izy, fa vao lany kosa ny sejours de aleo mipirina:{
3. tess ( 20/03/2008 12:38)
drstination lyon io tiko lazaina io aky ah, de niala tao paris izy de nandeha belgik tsy nisy olana
4. kelly13 ( 20/03/2008 12:51)
asa ra efa niova fa t@ 1999 klou d italie sy allemagne tsy mi delivrer visa shengen ===> ra visa allemand t@ zany d tsy nahazoana nivezivezy zto europa!

zao tsika 2008, donc mety efa nisy fiovana kosa angamba ka afaka mivezivezy europe izy ra manana visa allemand

saingy, tsy maintsy mitotona any allemagne klou le oul satria tsy ho tafavoaka @ douane ao CDG zany izy tant que visa allemand no mitomboka ao @ passeport-ny!
5. tess ( 20/03/2008 17:07)
ary ireo lazaiko ireo efa talohan'ny 1999:{ donko efa niova stricte zany ry zareo rha izany aky ry kelly
aleo mi renseigner tsara raha izany...fa normalement raha visa shengen de nety taloha ...ZAREO KOU MOU zao efa sarotiny velona matsravina mitsy:x mè bon! bonne chance aky tslem ah:-*
6. tslem ( 20/03/2008 18:10)
Dia misaotra anareo roa vavy klou zah am fanazavàna fa d haka renseignement eny anann nann eny ihany zany e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
kelly >>> wainn be zah tam lé CG kay CDG no izy moa? :-D:-D:-D
7. tess ( 20/03/2008 18:43)
:-D:-D:-D
8. tslem ( 20/03/2008 18:51)
Raha mba nataoko oe Roissy fotsiny ané d nety fa be zesta lôtra manko d zay no vokany, adino lé D :-D:-D:-D
9. fasaly ( 20/03/2008 19:04)
:-D:-D:-D:-D zà ky tondé kopy na de votelina aza ny d ah! fa lay manonona azy hoe charles gaule no mampmé be!:-D:-D:-D:-D
10. ikaretsaka ( 20/03/2008 21:07)
tslem> aty aminay tsisy consulat de france fa hollande, espagne , portuga no misy dia any no maka visa rehefa mankany europe nefa hamonjy RNS taloha !nefa any frantsa ny rns.. tsy nankany t@ ilay tany akory na i aza anefa..
ohatra hoe visa grika .. nefa tsary mbola tany grece izany.. boooobaka be ny manao izany!
11. fijo ( 20/03/2008 21:47)
io voalazan'i kelly io ka,mila midina ao amin'ilay toerana aloha.raha visa alema shengen dia midina alema aloha vao mamonjy sipa ao belgika
12. tess ( 20/03/2008 22:06)
hihihihi! zà de niala ala teny fotsiny
13. ikaretsaka ( 20/03/2008 22:41)
de ahoana lety za tsy nandalo mihitsy indraipa izay .. visa grece.. nefa poinsa
14. Rafahafahana ( 21/03/2008 15:18)
Tena afaka mitsangatsangana any Allemagne mihitsy ianao tsy misy olana aza adino fotsiny ny paps rehetra efa efa nataoko izany vao tsy ela.
15. nani ( 21/03/2008 16:18)
ieee !mety ary tsy misy atahorana mintsy refa mbola en regle tsara ny ttsy retra eto allemagne .
ny ana zao ttsy eto , fa zany hoe refa vokansy de tsy misy pblm mintsy mandeha Fce
16. tess ( 21/03/2008 16:48)
ka ny fanotaniana mipetraka anie hoe raha visa france no azony de afaka mandeha allemagne avy hatrany ve izy ohatra fa tsy mijanona france izany , izany hoe izy vao tonga mitsy ety europe io???
raha otran'ny taloha aloha dia tsy misy olana e!
17. lovemetoo ( 21/03/2008 17:01)
kelly >>> wainn be zah tam lé CG kay CDG no izy moa?

tsy mampaninona ny mahay ono ny mamaky teny mivadika e lol
18. fijo ( 21/03/2008 20:51)
za nefa efa nahita olona naverina niala tao italie ,vao niditra teto frantsa indray.
19. tess ( 21/03/2008 21:16)
vao tsy ela angamba izany ry fijo o! io resahiko io efa tany am 2000 tany mantsy ! efa tena sarotiny mitsy zany reo no miara-miasa :?
20. nani ( 23/03/2008 11:50)
ahahah ! dia tsy hay intsony izany fa mba hi-evitena olana maro samy hafa , raha visa allemagne ilay visa , dia mankanesa mintsy aloha zany aty ! dia rehefa avy eo indray vao miverina Fce ! ataoko angamba fa tsy dia sarotra koa izay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3199