raha miaraka am entam-be no loza, sady izao anie e!
matetikz izay visa ahazoana mivoaka ihany no ivoahana, zara aza nahazo visa sy tafavoaka, sous forme fotsiny lay mody hoe ivsa allemagne ohatra fa ao france ilay oul no tena tiany handehanana, iny tsy olana raha mandalo allemagne mitsy aloha, fa matetika tsy manana havana na olom-patatra ao allemagne lay olona no olana, koike ilay havany ao la frantsa no mandeha allemagne mitsena azy dia miverina la frantsa ndray avy eo.....
Tselm an , ataoko fa mety rah hoe hamangy havana na mba haka rivotra any Fce . Fa raha hoe tena mieritreritra ny hijanona ao Fce mintsy dia mety efa zavatra hafa indray .Rah visa tourista zany ilay visa mety afaka mijanona ao Fce ilay olona mandrapody , fa rah long sejour ilay visa defa io voalazako io hoe afaka mandalo sy mamangy havana, fa tsy mifindra monina , sady tsy afaka miasa ohatra raha ao Fce satria ny visa aalemand !!Asa azonao ve ny tiako lazaina .Fa na izany aza manontany tsara ihany aloha mba hi -evitena ny pblm .