Ilay pasitera nanala devoly tany Ambondrombe
1. jigs
(
18/03/2008 04:53)
Resa-be tokoa tato ho ato izay ity pasitera nilaza ho nanala devoly tany Ambondrombe ity. Ny hevitro aloha momba azy dia izao e: un imposteur! ita izao mihitsy fa olona efa nomanina mialoha ilay nasaina hiseho ho misy devoly iny; tsy toa ohatra ireny mihitsy ny atao hoe olona misy devoly. Ita mihintsy he te-hanatanteraka ilay faminaniana sandoka nataony ilay pasitera, satria fantany mialoha fa tsy ho tanteraka mandrakizay iny faminaniana iny: fitadiavam-bola fotsiny. Marina mihitsy ny voalazan`ilay radio iray hoe iny no tena devoly nandehandeha, isaorako manokana io radio io satria izy irery ihany hatramin`izao no sahy niantsy an`io pastera fôpla mpamitak`olona io.
Mba mangataka ny hevitrareo aho ny @ ity fanalana devoly lainga be mibaribary ity.

répondu par fijo le 27/03/2008 23:19
3. Rasiligaoma
(
18/03/2008 05:20)
maninona tokoa tsy ny eny anjanamasina aloha no asaina sitraniny?
4. razaordira
(
18/03/2008 06:28)
Marina ny voalazanareo. Phénomène fanaovana lavage de cerveau sy manipulation efa fahita hatramin' ny années 80 io mbola tohizan-dry lerony io.
Iza tokoa moa no tsy ho raiki-tahotra rehefa mody asiana scène kely misy resaka "devoly" sy fampitahorana toy izany.:twisted:
Jereo ny site web-ndry lerony fa dia resaka fampitahorana toy izany daholo no ao.
jigs:
Resa-be tokoa tato ho ato izay ity pasitera nilaza ho nanala devoly tany Ambondrombe ity. Ny hevitro aloha momba azy dia izao e: un imposteur! ita izao mihitsy fa olona efa nomanina mialoha ilay nasaina hiseho ho misy devoly iny; tsy toa ohatra ireny mihitsy ny atao hoe olona misy devoly. Ita mihintsy he te-hanatanteraka ilay faminaniana sandoka nataony ilay pasitera, satria fantany mialoha fa tsy ho tanteraka mandrakizay iny faminaniana iny: fitadiavam-bola fotsiny. Marina mihitsy ny voalazan`ilay radio iray hoe iny no tena devoly nandehandeha, isaorako manokana io radio io satria izy irery ihany hatramin`izao no sahy niantsy an`io pastera fôpla mpamitak`olona io.
Mba mangataka ny hevitrareo aho ny @ ity fanalana devoly lainga be mibaribary ity.
5. xxx
(
18/03/2008 06:36)
efa tsy mahagaga intsony raha i lery ka , efa betsaka ny zavatra ni-invente-ny hatrizay e, ohatra fotsiny bahamas , rava ny fikany dia any @ reny ndray izy no mamokovoko . Fa ny loza dia tokony itandrina aby nareo any andafin'ny riaka any fa noroahiny any anie le devoly bobaka be tany Ambondrombe e, tsy mba noroahiny any @ afobe fa nalefany any aminareo any ka mitandrema fa so dia idirany a:-D
6. ari.malala
(
18/03/2008 07:27)
za d gaga anireo oul manaiky taritiny any @ tsy izy... ita b mints we oul efa nomena consigne dool na ireo nasaina niseho tele talou aza... :-D:-Dnampime ana ndremande, na tondroiny am fanondrony ftsn aza hono ny oul 1 mis devol d efa mihetsika fa mivoaka le devol:-D:-D:-D:-Dko ra tsy Jesoa izy ko hanana fahefana amzany:-D:-D:-D
8. mitia04
(
18/03/2008 08:23)
za zany bola tsy nahita anlé film fa ny tena nampimé anà tamin'iny pasitera iny d izy mitory teny sady mihira "madihiza raitsikitsika", tapaka mintsy ny tsinaiko tamzay, tena efa mitapy iny :-D:-D:-D
otran'ny hitako ery izy lé manao oe: "mialà tao enao ry satàna, firy nareo no ao!"sns sns
fa tiko kosa ra novalin'i satàna izy oe: "enao ko kay satàna otranay fa ao kou enao alàna devoly"! :-D:-D:-D:-D:-D

10. pissoa
(
18/03/2008 09:00)
otran'ny mampime zany resakareo zany nefa za tsy kopy n'inona n'inona :cry::-D:-D:-D
11. endrika01
(
18/03/2008 09:28)
Zaho aloha manana ny hevitro manokana.Tany @iny faritra Antsirabe iny,sendra nandé tao @ Totoanay zah,mipetraka ao Antsenakely,catholic izy!Zanaky Masina Marie,le efa zokinjokiny reny ao am-piangonana!Tsy hay we nahoana fa de nalemy tsy afa-nihetsika ny ilany havanana,tongotra tanana!Efa nivavahan-dry Mompera,efa nohentina tao @ranomafana(termal)tsy nahitam-bokany!De henony fa we misy fiangonana ao Andranovisy ao...Tsy niteny na nilaza t@iza n\'iza hoe handeha tany,niandry tery lavitra be,nipetraka tao anaty fiara.Le pastera nampivavaka tao t@io fotoana io,vao2 avy any @faritany!Dia ny zavatra nahagaga ahy sy nahatalanjona ahy tanteraka de ity:misy rahavavy anabavy,ato,manana olana izy!Tsy afaka mihetsika ny ilanao havanana,mandrosoa ety aloha fa lay Jeso Kristy Tompontsika hanala ny fanaintainanao,aza menatra akory,aza manahy,fa jesosy Tompontsika tsy hamela anao irery,Alleluia,...De zah aloha tsy mba nety nivoaka ny fiara é,fa totoanay no toa nentin-javatra izany de lasa,mitondra le tehana fitondra ny malemy ireny,nobataina izy nivoaka ny trano,nampidirina tao anaty fiara!Tonga tany izy nitakisatra rery nande teny aloha nametrahan-tanana!Sitrana iny andro iny ihany!Nisy moana koa nohentin\'olona ka sitrana!De lasa natahotra an\'i totoanay aho,sao misy matoatoa ao aminy,izy ndray kay menatra anay we tany @eglise rema,no nahasitrana azy nefa izy catholic sady zanaky Masina Marie!De notenenin\'ny zanany we Andriamanitra 1 ihany,ny finoanao no namonjeny anao!Tsy we hafa ny A/tra ny catholic de hafa ny an Eglise rema,fa tokana Izy,fa asehony anao @fomba maro be ny famonjena sy ny fitahiany.Zahay alou tsy nitatara na t@Masera,na Mompera,sady totoanay kou mpankahala an reny atokotokom-pivavahana reny,de...Samia mivavaka!Zaho alou lasa kristianina nefa tsy mino,inona ny tena antony ?tsy fantatro mihintsy!
14. prime
(
18/03/2008 10:47)
Ny ahy indray ry zareo dia tsy hitsara aho satria efa nahita ady t@ satàna sy devoly ihany fa dia tranga efa fahita ny toa ireny...
Ny amin'ny fahamarinan'ny hoe tany Ambondrombe izy aloha sa tsia dia tany izy...
Ny hoe miasa amin'ny anaran'iza izy dia niasa tamin'ny anaran'Andriamanitra izy raha niantso ny anaran'ny Andriamanitr'i Abrahama, Isaka, Jakoba... sy Jesosy Kristy maty indray andro sy indray alina... nialoha ny ady farany tany an-tampon-tendrombohitra...
Fa ny hanamarina kosa aloha hoe ny herin'i Kristy marina no ampiasainy dia tsy manana ambara aho eo satria resaka fanahy io ary izy tenany irery no afaka mamaly izay fanahy ao aminy...
Ny amin'ny fampiasany fanondro rehefa miasa dia azy mpitarika ilay fikambanana no nahita iny araka izay hery ao anatiny...
Ny ankoatr'izay dia tsy asiana resaka fa azy sy Andriamanitra...

16. prime
(
18/03/2008 11:19)
maisotra> Itoviako hevitra tanteraka...
aho:... ialako tsiny fa "Jesosy Kristy maty telo andro sy telo alina" hoy ilay pasitera fa diso ny nambarako...
sy Jesosy Kristy maty indray andro sy indray alina...
17. moi
(
18/03/2008 11:51)
zaho manokana indray dia te hijery izay mba mahatsara ny ataon'ity pasitera ity, fa raha ny laza ratsiny dia efa tsy asiako resaka intsony.
Ny amin'ity resaka Ambondrombe ity izao no tiako hiaraha-mandinika, dia ilay antony nandehanany teny : hiady amin'ny devoly hono, fa ny devoly tao amin'ilay zazalahy narary mantsy no nilaza fa ny mampahantra an'i Madagasikara dia resaka devoly daholo, misy azy daholo hono na ny harena an-kibon'ny tany, na iny rivo-doza nandalo iny aza, ny ambaratongam-pahefana eto amin'ny firenena...
Ka nikasa ry pasitera hanasitrana !!! Tena ohatry ny ndeha hila ady amin'izany devoly izany !
Tsy asiako resaka an-tsipiriany eto ny fombafombany, izay be tsy itovizana amin'ny fomba fiasan'ny mpiandry ao amin'ny FFKM.
Hatreo ihany no ambarako, tsy asiako fanontaniana fa dia inoako fa miteny ho azy izay kely efa lava izay.
Asakasakareo hiteny ratsy na hitsara, fa izaho tsy mpivavaka ao aminy akory, fa mizara fomba fijery

19. volazanao
(
18/03/2008 13:59)
Misy manana le film v aloha mba apetraho ao amin U-tube ijerevantsika azy e.
20. ikaretsaka
(
18/03/2008 14:08)
ny ahy resaka tsotra be fotsiny io e.. ny asa fitoriana amiko dia manomboka aty @ fihetsikao andavanandro no iaingany.
resaka faminaniana prezida zatsy sy zaroa sns ... nisy tanteraka ve?
resaka hoe tsy fanao ny manambady maro... firy nefa ny vadin'i lery moa?
mankany ambondrombe.... toa film no tena mandeha.
Momban'Ambondrombe: Ambondrombe dia site ohatran'ny site rehetra. ary lasa reserve naturelle ho an'ny mpanao tourisme aza ary misy faritra azo aleha tsara.
Fa ohatranao hoe mankany isalo ihany io dia makamaka sary eo dia hoe tany, fa jamais hisy tafiditra any @ ireny grotte le Ikelihorombe sy ikeliberano ireny!
na hoe Tany Paris, Moscou sns..... (nanao TDM)... Misy faritr'i Paris sy lafin'i paris (Underground) tsy ho hitanao ao anatin'ny herinandro mihitsy na tena touriste be tsy laitra aza ianao!
Na Izaho hoe Vakinankaratra pur sang ity aza na hoe lehibe tao Tana koa dia misy zavatra sy faritra sasany momban'A/be sy Tana tena tsy haiko mihitsy! na boky inona vakiako, na filazan'olona iza!