Ilay pasitera nanala devoly tany Ambondrombe
21. rakaroka
(
18/03/2008 18:29)
Be anie ny faritra mifono mistery. Tahaka ny triangle de Bermude izay nalaza ratsy izay fa fantatra izao ny antony "tructuren'ilay toerana mahatonga karazana ranomody di mampanjavona olona.
Mikasika an'i Morombe ity. Nisy olona mpanao fanadihadiana izay nilaza fa karazan'ny misy rivotra mitsoka maniteraka feo ho an'ireo ravinkazo sy ny voahary manodidina, eo ihany koa ny zava-manan'aina
isan-karazany.Donk hilaza hoe "devoly"no ao. Tsy haiko. tant que manana ny anarany tsy izany izy ireny

22. Veloo
(
18/03/2008 18:56)
Tahaka ny triangle de Bermude izay nalaza ratsy izay fa fantatra izao ny antony "tructuren'ilay toerana mahatonga karazana ranomody di mampanjavona olona.
efa nande t@ tele aky izy io fa misy (gas) mahery be any amban'ny ranomasina ao a (kay tena adiniko ilay anaran'ilay gas) ka izay mandalo eo ny sambo dia miletika mihitsy ary ny avion ndray dia ilay vapeur n'ilay gas eny @ lanitra no mamery an'ilay avion...
zay aloha ny nampisehony tao e
23. ikaretsaka
(
18/03/2008 19:17)
ny ahy izao fotsiny raha tsy tena hoe mi fople sy ny sisa lery.
le any anjanamasinina sy toby fifohazana sns ireny le misy le adala nidiran'ny demony sy fanahy maloto "hono" (tsy haiko fa za tsy mpaminany)
maninona raha hanao asa fanasoavana sy hanao demonstration lery raha atomboka @ ireny aloha?
mba eritreritra ny ahy an

24. mmmhh
(
19/03/2008 09:15)
... ialako tsiny fa "Jesosy Kristy maty telo andro sy telo alina" hoy ilay pasitera fa diso ny nambarako...
zà taloha tena talanjona mijery ireny fanasitranana sy fanalàna devoly nataony ireny; de nisy ftônna izy nanazava an'io telo andro sy telo alina io t@ télé; marina tena misy io am baiboly (tsy hiandian-kevitra); fa ny nanaovako azy hoe sinéma taty afara; maninona rah hatramin'izay tsisy devoly manao Jesosy sandoka fa h@ le nanazavany t@ télé hoe Jesosy dia maty telo andro sy telo alina; de lehilahy izay nalàny devoly; de nanontaniana
Pasitera : Iza ny anaranao ?
Devoly : jesosy
Pasitera : Jesosy iza??
Devoly : jesosy kristy
P :andro inona ny nahafatesanao?
D : Zomà
P :Firy andro enao tany am-pasana?
D :Roa andro sy roa alina
De raikitra ny fanalàna devoly fa jesosy tsy izy ity devoly....:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. prime
(
19/03/2008 12:42)
moi> ny antony nandehanany teny Ambondrombe dia tsy ny hiantsy ady amin'ny devoly iza na iza fa ny hanafaka ilay tovolahy demoniaka... dia satria ilay demonia niteny fa eny Ambondrombe ny foibeny dia tsy maintsy nankeny izy... nihevitra izy fa ady tsotra toy ny fanaony no niandry azy no sady te-hampiseho fa tonga teny Ambondrombe izy dia nalainy sary ny asa... kinanjo niteny zavatra maro tsy noeritreretiny ity demoniaka... (io no tena version officielle)
Fa ny zava-misy tokoa aloha dia ny asa fanafahana (délivrance) dia tsy ilay olona ihany no iasàna fa ny toerana rehetra ihany koa mamatotra azy itoeran'ilay devoly lehibe mifehy azy... mety ho trano io, mety ho tanàna io, mety ho fasana io, mety toerana manokana io... mety ho doany sy toeram-panasinana io sns...
mmmhh> eny tokoa, tsy indray mandeha izy no manamarika io hoe ny Jesosy Kristy tena Izy lazain'ny soratra masina dia ilay maty telo andro sy telo alina... ary voamarina ara-tsoratra masina tokoa izany, fa ny fanontaniana lehibe dia ny hoe, mitovy ve ny fanisan'andron'ilay nanoratra sy ny ankehitriny? mitovy ve ny fanisan'andro jiosy sy ny ankehitriny? mitovy ve ny fanisana ora tamin'ny fotoan'andro sy ankehitriny?... satria nandeha tamin'ny ora sy andro mihitsy ny nahafatesan'i Kristy sy ny nitsanganany tamin'ny maty... (raha raisina ara-kronolojia fotsiny)?:)

26. ikaretsaka
(
19/03/2008 14:14)
angano angano arira arira.
amiko manokana
raha tena hanasoa olona tokao izy ry prime tsy ny adala maro mitsikasina eny anjanamasina sy ny katrami sy ny kilemaina sns no hasoaviny tsy ankiteniteny any le.
dia ny olona no mahita ho azy
fa tsy heo hanao conference de presse sy filmevana... nefa tsy hay tsy hay na acteurs aby ireto mi jouer.

27. jigs
(
19/03/2008 14:19)
Misaotra anareo rehetra namaly ny loha hevitra napetrako teto; ita tokoa fa tena lina @ zava-misy eto amintsika tokoa nareo. Ny tiako ho tsipiana fotsiny dia izao: na tsy mpino na mpino ianao, na mivavaka any ampiangonana foana na tsia, ny tena tokony ho tadidiana dia hoe: raha mbola velona koa ny tenanao, na salama na marary, dia aza sasatra ny manao ny marina foana eo @ fiainana; aza mamporisika ny olona hafa hino izay tsy marina sy tsy misy akory, fa ny marina dia izay voalaza ao @ Baiboly ihany. Na inona na inona ambaran`ny hafa dia mandraisa Baiboly dia ampitahao @ izay voalaza ao raha marina izany.
28. ikaretsaka
(
19/03/2008 15:01)
misy marina hita be koa hoe ity marina tena marina dia ity tsy mety e.. tsa mila baibola tsa mila porofo tsa mila tribonaly tsa mila tadiavina fa miharihary eo @ asa
30. fijo
(
19/03/2008 21:15)
sosy daholo letsy io an,kil miditra no tanjona,na ambondrombe io na kerimalaza na aiza.tokana le andriamanitra tadiavina"vola"
31. rakaroka
(
19/03/2008 21:43)
fijo:
sosy daholo letsy io an,kil miditra no tanjona,na ambondrombe io na kerimalaza na aiza.tokana le andriamanitra tadiavina"vola"
:-D:-D:-D Mbô mahitsy koa 'zany raha ol=))=))=)):@
33. pissoa
(
19/03/2008 21:53)
mmmhh:
zà taloha tena talanjona mijery ireny fanasitranana sy fanalàna devoly nataony ireny; de nisy ftônna izy nanazava an'io telo andro sy telo alina io t@ télé; marina tena misy io am baiboly (tsy hiandian-kevitra); fa ny nanaovako azy hoe sinéma taty afara; maninona rah hatramin'izay tsisy devoly manao Jesosy sandoka fa h@ le nanazavany t@ télé hoe Jesosy dia maty telo andro sy telo alina; de lehilahy izay nalàny devoly; de nanontaniana
Pasitera : Iza ny anaranao ?
Devoly : jesosy
Pasitera : Jesosy iza??
Devoly : jesosy kristy
P :andro inona ny nahafatesanao?
D : Zomà
P :Firy andro enao tany am-pasana?
D :Roa andro sy roa alina
De raikitra ny fanalàna devoly fa jesosy tsy izy ity devoly....:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D
35. ikaretsaka
(
19/03/2008 23:22)
fijo:
sosy daholo letsy io an,kil miditra no tanjona,na ambondrombe io na kerimalaza na aiza.tokana le andriamanitra tadiavina"vola"
fa ialahy ity ary maninona no marina sy mahitsy sy mivantana be tahak'io:-D:-D:-D:-D
36. niryna
(
20/03/2008 05:24)
jigs:
Resa-be tokoa tato ho ato izay ity pasitera nilaza ho nanala devoly tany Ambondrombe ity. Ny hevitro aloha momba azy dia izao e: un imposteur! ita izao mihitsy fa olona efa nomanina mialoha ilay nasaina hiseho ho misy devoly iny; tsy toa ohatra ireny mihitsy ny atao hoe olona misy devoly. Ita mihintsy he te-hanatanteraka ilay faminaniana sandoka nataony ilay pasitera, satria fantany mialoha fa tsy ho tanteraka mandrakizay iny faminaniana iny: fitadiavam-bola fotsiny. Marina mihitsy ny voalazan`ilay radio iray hoe iny no tena devoly nandehandeha, isaorako manokana io radio io satria izy irery ihany hatramin`izao no sahy niantsy an`io pastera fôpla mpamitak`olona io.
Mba mangataka ny hevitrareo aho ny @ ity fanalana devoly lainga be mibaribary ity.
ny herin'ny mazava dia misy dia i kristy no fahazavana,ny herin'ny maizina dia misy dia ny herin'i satana,tsy izay rehetra miantso hoe kristiana na mpaminany na mpanasitrana akory dia izy avokoa,anjarantsika no mijery sy mamaky ny baiboly,anjarantsika no mijery ny finoana,ary efa voalaza fa hisy mpaminany sandoka noho izany misy ny mpaminany sandoka,ary misy ny voafidy.Tsy afaka hiteny izay tsy hitako aho na hanaratsy izany pasitera izany ,ny fatatro fotsiny dia andalo fitsarana avokoa isika rehetra ka aleo Atra no hanadina azy na sandoka izy na tsia.Aoka samy hiambina,vakio ny tenin'Atra fa ao no ahitanao ny fahamarinana rehetra
37. ikaretsaka
(
20/03/2008 05:29)
aza adino koa.. tsy izay mahay mamaky baiboly sy mi interpreter baiboly akory dia kristianina na mpaminany na mpanasitrana
38. majesty
(
20/03/2008 08:58)
ikaretsaka:
ekany d ekany tokoa=D=D=D
aza adino koa.. tsy izay mahay mamaky baiboly sy mi interpreter baiboly akory dia kristianina na mpaminany na mpanasitrana
ekany d ekany tokoa=D=D=D
39. tsiafoi1
(
20/03/2008 10:22)
efa tsy mahagaga intsony raha i lery ka , efa betsaka ny zavatra ni-invente-ny hatrizay e, ohatra fotsiny bahamas , rava ny fikany dia any @ reny ndray izy no mamokovoko
XXX azonao azavaina misimisy kokoa ve le tantara
40. fijo
(
20/03/2008 22:08)
ika,ka ita fa mazava be ,fa mila sosy indray ny akama de mivarotra DVD aloha