lasopina tongontr'omby

1. rapala ( 12/03/2008 20:15)
izay mba mahay manao lasopy na tongotr'omby, misy namako izay manaizana d io no mba tadiaviny, izay manana r7 na sopapa @ fanaovana azy re! m'ci
répondu par mangidy le 29/03/2008 00:19
2. cutie ( 13/03/2008 00:18)
tena tsy mahay akia za a
tsy tonga ve de ampiarahina @ tsaramaso ao de vita??
tenehina ela be fotsiny ho malemy tsara:)
3. fahamarinana ( 13/03/2008 05:02)
:arrow:ity no hitako tany ho any aloha an(l)
http://www.madamaki.com/Recette%20soupe%20malgache.htm
4. fahamarinana ( 13/03/2008 05:09)
:arrow:aha ,lasa tsy nisokatra ndray fa dia jereo ao am madamaki ao dia miditra re7 malgache e,désolée be(l)
5. mitia04 ( 13/03/2008 08:21)
za zany efa nanao lasopy tongontr'omby indraipa fa nifona mintsy e!
lé izy alou matsiro fa gidragidra be ny fanaovana azy,
aty amlé toerana misy anà ko zany tondé le tongotr'omby direct be iny mintsy no vidina, fa any tanà na any am toerankafa izy reny toa efa voadio ihany, d zao no nanaovana azy:
mandreheta afo kitay, d dorana eo lé izy d sady mandoro no kikisana, mba ialan'ilay volovolo io, ela be ny manao an'iny a, gidra oaa!
d refvao ndray d mbola apangotrahana kely, d esorina ndray ko lé otran'ny kitro am tongony iny, d sady mbola kikisana ihany mba hivoaka madio tsara
vita zay d atapatapahana, makà oul bokona be hanapaka azy fa tolana bé
refa voatapataaka d atao anay cocotte, na refa tsisy cocotte d vilany tsotra, raha cocotte izy d toa 2 heures eo andaroana, fa ra vilany tsotra d alina ray manontolo andrahoana fona
d refa masaka zay vo arotsaka ny légumes na tsaramaso, d andrahona miaraka ao ndray, asina sosy kely zé tinao, ts atao bemenaka
d zay no azoko lazaina fa mino a fa mety hanampy anao, d mazoto homana d mazoto mikarakara alo, ra misy ts mazava d anotanio njay za!
6. fahamarinana ( 13/03/2008 08:37)
:arrow: maty atsika,tena asa be marina kay ilay izy ry mitia04,aty aminay manko efa madio tsy misy kitro,volo sns (mbola hiverenana sasana any antrano an )fa sady azo angatahana amin'ilay mpivarokena hoe tetehana koa fa izy elabe koa raha tsy hoe misy cocotte minute fa ny ahy vilany gasy dia mba tazako ao na masaka na ritra no afaka mitsaingoka manandra-tsira.(l)
7. mitia04 ( 13/03/2008 11:11)
fahamarinana: :-D=)):-D, sambatra zany nénareo mba efa voadio lé izy, d mbo moramora ny mahandro anazy, d nénà ko vilany tsotra fa mafinaritra lé manadra-tsira, surtout refa mahazo anlé hozatra kely otran'ny siligoma iny, hi hi, d mbo andefaso anlé efa voadio reny fa za zany tena te-hihinana nefa lé anay asa be d ts minanan ts fidiny!
8. ainaheri ( 13/03/2008 12:51)
fahamarinana:

:arrow:ity no hitako tany ho any aloha an(l)
http://www.madamaki.com/Recette%20soupe%20malgache.htm


Sotra nizara klé,mety anandrana an'io fa mba te ihinana d tsy mahay lol


9. miranata ( 13/03/2008 13:31)
ainaheri,ao andrahoiko,za mahay mahandro haha
10. fahamarinana ( 13/03/2008 13:46)
:arrow:zany hono ainaheri a!,miantsena sisa no adin'i toi e.(l)
11. diamondra27 ( 13/03/2008 14:20)
zay ndray zany ny sakafontsika am manaraka ve?
ary ahoana le ravitoto:-D:-D
12. ainaheri ( 13/03/2008 14:32)
fahamarinana>>za ndray tsy mialonjafy zany ka hihihi

miranata>>Tandremo fotsiny mandoro loka fa za kzi be ra zay a hihi sao d ifampitoraka sarom-bilany eo refaveo :-D:-D:-D

Diam's>>aona ndray zany ravitoto zany??
13. ikaretsaka ( 13/03/2008 15:21)
mitia04:

za zany efa nanao lasopy tongontr'omby indraipa fa nifona mintsy e!
lé izy alou matsiro fa gidragidra be ny fanaovana azy,
aty amlé toerana misy anà ko zany tondé le tongotr'omby direct be iny mintsy no vidina, fa any tanà na any am toerankafa izy reny toa efa voadio ihany, d zao no nanaovana azy:
mandreheta afo kitay, d dorana eo lé izy d sady mandoro no kikisana, mba ialan'ilay volovolo io, ela be ny manao an'iny a, gidra oaa!
d refvao ndray d mbola apangotrahana kely, d esorina ndray ko lé otran'ny kitro am tongony iny, d sady mbola kikisana ihany mba hivoaka madio tsara
vita zay d atapatapahana, makà oul bokona be hanapaka azy fa tolana bé
refa voatapataaka d atao anay cocotte, na refa tsisy cocotte d vilany tsotra, raha cocotte izy d toa 2 heures eo andaroana, fa ra vilany tsotra d alina ray manontolo andrahoana fona
d refa masaka zay vo arotsaka ny légumes na tsaramaso, d andrahona miaraka ao ndray, asina sosy kely zé tinao, ts atao bemenaka
d zay no azoko lazaina fa mino a fa mety hanampy anao, d mazoto homana d mazoto mikarakara alo, ra misy ts mazava d anotanio njay za!


raha any @ cote sy any ambanivohitra aloha de io mihitsy no ambiansa e.. @ le fanalana le volovolo.
fa le manapatapaka tonga de hoazana @ kalaza dia vita ko
mbola tanehana @ kitay sy ny vilany nongo elabe koa ilay izy avy eo fa tsy asiana cocotte izany!
14. fahamarinana ( 13/03/2008 17:27)
ainaheri:
miranata>>Tandremo fotsiny mandoro loka fa za kzi be ra zay a hihi sao d ifampitoraka sarom-bilany eo refaveo :-D:-D:


:arrow:miranata :sady manao casque zany no mahandro i toi e.(l)
15. rapala ( 13/03/2008 19:34)
misaotra anareo rehetra nanome hevitra fa dia ho jerena tsirairay dholo ireo d lazaiko eto ny tohiny hoe iza no tena matsiro,:-*:-*:-*:-*
16. ainaheri ( 13/03/2008 20:35)
Fahamarinana>>[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/cuisine-marmite.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/casserole-manger.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/casserole-manger.gif[/IMG]

Rapala>Tsisy fisaorana nama aa d mba tantarao rezatra zay refaveo lol
17. rapala ( 14/03/2008 16:12)
ainaheri: fanga dia tena tezitra be ilay vilany no mikapotena no sady mimenomenona?:-D:-D:-D:-D
18. ainaheri ( 14/03/2008 20:16)
rapala> zay miandry kou,nareo tsy mbola mitantara rezatra iany klé:-D:-D:-D
19. Veloo ( 16/03/2008 02:31)
tongontr'omby + tsararamaso
proteine + proteine = betsaka proteine lotra kle :-D:-D:-D
20. miranata ( 16/03/2008 06:29)
ainaheri,andray kosa...ngah tsy mba misy zvtr ankotran'ny sarom-bilany? oh.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6232