lasopina tongontr'omby
21. rapala
(
16/03/2008 12:36)
ainaheri: ka mbola mitady tongotr'omby aloha @ izao fa tena tsy mety mahita kou, fa tsy hadinoko enao rehfa mahandro zaa re!:-D:-D:-D
22. ainaheri
(
16/03/2008 19:07)
rapala>> ekena ... aiza no misy anreo zany no tsy misy tongotr'omby klé??
25. Veloo
(
17/03/2008 14:52)
aina a hehehehhe
efa lany lesy a ny olana saika tsy natory aho fa tsy dia tena levona tsara ilay izy nefa nalemy be fa nisesika be loatra...
Zany rehefa tsy mahay manasa o? hihihihihih
efa lany lesy a ny olana saika tsy natory aho fa tsy dia tena levona tsara ilay izy nefa nalemy be fa nisesika be loatra...
Zany rehefa tsy mahay manasa o? hihihihihih
26. ainaheri
(
17/03/2008 18:50)
veloo>ataovy iany...manaova be ambosika fona hihi
Ita ko mitantara rezatra fotsiny v ny ataonareo nama klé
Ita ko mitantara rezatra fotsiny v ny ataonareo nama klé
27. melody
(
19/03/2008 13:57)
veloo: rambon'omby kosa aloha akia tsara a, indrindra rehefa tena malemy tsara iny an:miam::miam:
28. mangidy
(
29/03/2008 00:19)
Lasopy tongotr'omby manao vernis ve? :-D aty kosa angamba tsy omby fa veau o,raha tsara masaka de hummm si non aleo ihany pot aux feu miam miam