Ahoana no fijerinao ny tenanao?
1. niryna
(
28/02/2008 18:36)
Raha mihevitra ny tenako ho sarobidy aho dia miasa tsara any am-piasana,ary ho totosako tsara ny asa aman-draharaha rehetra.
Mahay mifanaraka ny vady aman-janako aho ,ny manodidina ahy ary mavitrika hatrany
Fa raha ohatra indray aho ka mihevitra ny tenako ho tsinotsinona dia kamo aho na hanao ny asako aza,tsy manana fahazotoana anao ny asa firy aho fa malay miasa
Amin'izay fotoana izay aho dia mino fa izay zavatra rehetra ataoko dia tsy misy manjary na toa tsy misy tomombana avokoa .
Ahoana no fijerinao ny tenanao?
3 Fa noho ny fahasoavana nomena ahy dia izao no lazaiko amin'ny olona rehetra izay eo aminareo: Aza miavonavon-kevitra ka mihevitra mihoatra noho izay tokony hoheverina; fa mihevera izay onony araka ny ohatry ny finoana izay nozarain'Andriamanitra ho anareo avy.

répondu par niryna le 05/03/2008 06:11
3. Veloo
(
28/02/2008 19:32)
Ahoana no fijerinao ny tenanao?
raha ity fitsony no jereko dia zao ny valin-teniko.
panota beuuu mila an'i Jesosy isan'andro

4. rakaroka
(
28/02/2008 23:22)
Andraso hijery fitaratra kely aloha,dia decrive-ko tsara hoe qui-suis-je.
5. rakaroka
(
28/02/2008 23:28)
D'accord tsy tanteraka, fa araka ny teniny hoe "aoka ho tanteraka ianareo tahaka ny fahatanterahan'ny rainareo" dia mihazo ho amin'izany. Tsy safidiko Loatra ny handany ny androm-piainako hanameloka ahy ho mpanota tant que IZY IZAO NO NILAZA FA NA TAHAKA NY jAKY AZA NY HELOKAREO : AVIA ...HOY JEHOVAH/
Draiiiiiiy mazava izany fa dia zohiko mahitsy mankany tsy miolaka ny lalako!

6. niryna
(
29/02/2008 08:23)
niryna:
Raha mihevitra ny tenako ho sarobidy aho dia miasa tsara any am-piasana,ary ho totosako tsara ny asa aman-draharaha rehetra.
Mahay mifanaraka ny vady aman-janako aho ,ny manodidina ahy ary mavitrika hatrany
Fa raha ohatra indray aho ka mihevitra ny tenako ho tsinotsinona dia kamo aho na hanao ny asako aza,tsy manana fahazotoana anao ny asa firy aho fa malay miasa
Amin'izay fotoana izay aho dia mino fa izay zavatra rehetra ataoko dia tsy misy manjary na toa tsy misy tomombana avokoa .
Ahoana no fijerinao ny tenanao?
3 Fa noho ny fahasoavana nomena ahy dia izao no lazaiko amin'ny olona rehetra izay eo aminareo: Aza miavonavon-kevitra ka mihevitra mihoatra noho izay tokony hoheverina; fa mihevera izay onony araka ny ohatry ny finoana izay nozarain'Andriamanitra ho anareo avy.
Raha mijery fitaratra ve hianao dia faly sy misaotra an'Atra mijery ny tenanao?
Maro be mantsy ny olona tsy tia ny tenany.kanefa isika tsirairay avy dia nataon'Atra ho tsy mitovy ,ny antony? samy nomeny anjara samy hafa avy ka tsy misy na iray aza mitovy eto an-tany.
Maro ny olona mijaly,tsy manana fifaliana,toa mihevitra ny tenany ho tsinotsinona izy.
Hoy ity rangahy iray niteny hoe:manoratra aho milaza aminao fa mahatsampa tena ho oloko-irery ny tenako,ny fiainako,mahatsiaro fa toa tsinotsinona aho ary indraindray misavorivory tsy fantatro be ihany.Manohy ihany indray izy hoe rehefa mieritreritra ny fiainako ao eo ampandriana dia mahatsiaro fa toa tsy misy vidiny ary dia mitomany irery ,indraindray aza aho manana faniriana ny hamono tena.:oops:
Hoy indray ity rangahy iray mantsy ny namany hoe tsy te hivelona intsony leisy aho fa reraka ny fiainana,manankarena anefa io olona io an,nanipy teny ny hamono tena izy ary indray andro raha sendra nandeha niangona izahay dia nisy olona nikiakiaka tsy nahaloam-peo,nanondro fotsiny izy ary inona no tazanay teo? Lehilahy manao complet maity sy kiravaty no mitsitra amin'ny tany,maty tsy nisy fanafana ,izay no faniriana ary dia nianjera teny amin'ny toerana avo dia avo izy.
Ny vehivavy any amin'ny toby moa dia maro dia maro ary rehefa natao ny fandinihana dia tsy mahazaka ny onjan'ny fiainana izy ireo noho ny nandaozan'ny vadiny azy na noho ny fiainana tsy zakany.
Ho an'ny kristiana dia misy ihany koa ny fiainana izay miafina ao ambadikin'ny fitaratra ka iny no mikiky azy.Fahadisoam-panantenana,mieritreritra raha mba misy olona miraharaha azy tokoa, ary indrindra ny finoany fa mila manao an'izao na toy izao vao tian'ny olona eny na dia ny havana aza,ny fitadiavana ilay fitiavana. (mitady ho tiavina na mitady izay fomba atao mba hitiavan'ny olona azy)
Na faly aho na malahelo,
na finaritra na manjombona amin'ny fiainana,
na mitia ny fiainako na mankasitraka ny maha izy ahy,na mieritreritra ny fanantenana diso amin'ny fiainana na very fanantenana.
Ireo dia taratra mahatonga ahy hiteny fa sarobidy aho na manana ny maha izy ahy sy manan-danja aho amin'ny fiainako.
Na toa tsy misy vidiny ka toa tsy misy antony ny hivelomako satria na misy aho na tsy misy dia fantatro fa tsy misy miraharaha aho .
4 Tezera*, fa aza manota; mieritrereta eo am-pandrianareo, ka mangina.[Na: Mangovita]
5 Manatera fanati-pahamarinana,ary matokia an'i Jehovah. Sal 4: 4-5
Tsara ho fantatra fa isika tsirairay avy dia tian'Atra ary manandanja eo anatrehany.
Ny fanontaniako: faly ve hianao amin'izao maha hianao anao izao,izay nanamboaran'Atra anao sa maniry ny ho toy an-dranona na maniry ho olon-kafa?
7. neo83
(
29/02/2008 09:52)
Tsy aiko oe aona no tokony ho fandraisana an'zao manaraka izao, fa ny toe-javatra misy alou d oe betsaka ny tsy mahita ny perfection eo amin'ny tenany. tsy oe miketrika ny hitovy amin'dranona na raanona, fa "l'homme a horreur du vide". D raha toa ka mbola miketrika ny hanatsara ny fiainany hatrany ny olona tsirairay, d mieritreritra za zany, vitsy (misy fa vitsy a!) ny olona faly amin'ny nametrahan'Andriamanitra azy amzao.
Tsy aiko ! tsy ao an-tsaina le oe "Tempolin'Andrimanitra" sy ny "Nataony mitovy endrika Aminy", fa variana amin'ny asa ny oul, ny ankamaroanay miitsy.

8. rakaroka
(
29/02/2008 15:08)
Ka ilay olona anie tsy nohariana mbö Hankasitraka sy hidera fotsiny e:justement handavorary ny maha izy azy: mila miasa izy, mila mikoja ny tenany, manoina
ny mahateo azy amin'ny ilana izany sns... Izay ny fiainana/ misy zavatra atrehina ary natao ihoirana.
Donk ny fisiana miatrika izany rehatra izany koa no heverina @ hoe manao ahoana Aho?....

11. ikaretsaka
(
29/02/2008 22:36)
izay koa 1
ary erreur anisan'ny gravy io dia avy eo terena hitovy aminao ilay olona! na terenao hitovy @ ilay olona ny tenanao ... kanjo rehefa tsy mitovy avy eo na mitovy dia sorena, nefa hita fa tsy hitovy mihitsy na hoe "lasitra 1" aza.
izay no maha olombelona ny olombelona.. tsy hoe samy 4L sanatria ka hoe hitovy!

12. booboo
(
29/02/2008 22:42)
Ahoana no fijerinao ny tenanao?
" tsara " satria lé nahary an'azy sady tsara no mpanao ny tsara :°)
13. niryna
(
01/03/2008 02:03)
rakaroka:
D'accord tsy tanteraka, fa araka ny teniny hoe "aoka ho tanteraka ianareo tahaka ny fahatanterahan'ny rainareo" dia mihazo ho amin'izany. Tsy safidiko Loatra ny handany ny androm-piainako hanameloka ahy ho mpanota tant que IZY IZAO NO NILAZA FA NA TAHAKA NY jAKY AZA NY HELOKAREO : AVIA ...HOY JEHOVAH/
Draiiiiiiy mazava izany fa dia zohiko mahitsy mankany tsy miolaka ny lalako!
milaza tokoa izy fa ho dioviny toy ny oram-panala ny fahotan'izay miaiky fa maloto,miaiky fa nanao ratsy ary mifona fa tsy midiridiry sy mandray ilay tenin'Atra amin'izay andikany azy fotsiny.
1 JAONA 1
9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
Ahoana tokoa re no andiovany ny fahotantsika e?
Ataovy ohatra ny omby miloko mainty,mihinana vilona maitso kanefa mamoaka ronono fotsy :D
14. niryna
(
01/03/2008 02:12)
neo83:
Tsy aiko oe aona no tokony ho fandraisana an'zao manaraka izao, fa ny toe-javatra misy alou d oe betsaka ny tsy mahita ny perfection eo amin'ny tenany. tsy oe miketrika ny hitovy amin'dranona na raanona, fa "l'homme a horreur du vide". D raha toa ka mbola miketrika ny hanatsara ny fiainany hatrany ny olona tsirairay, d mieritreritra za zany, vitsy (misy fa vitsy a!) ny olona faly amin'ny nametrahan'Andriamanitra azy amzao.
Tsy aiko ! tsy ao an-tsaina le oe "Tempolin'Andrimanitra" sy ny "Nataony mitovy endrika Aminy", fa variana amin'ny asa ny oul, ny ankamaroanay miitsy.
marina izany.:D
Raha ohatra isika ka mijery ny sary amin'ny kara-panondro ohatra dia tsy mitovy ny eritrerintsika ilay izy.:wink:
Neo a ilay tempolin'Atra dia sarobidy indrindra amin'ny zavatra rehetra satria isika dia nataony mitovy aminy,ka raha lotoina ilay tempoly dia alahelo izy :wink:
Ny tenin'Atra dia fampianarana antsika mba ho tia ny tenantsika amin'izay nanaovany antsika,sarotra ny mitia ny tena tanteraka satria amin'ny maha olona dia mahita lesoka kely eny rehetra eny.Miezaka sy misaotra Azy fa misy antony no mahatonga antsika avy ety an-tany. :D
15. niryna
(
01/03/2008 02:21)
rakaroka:
Ka ilay olona anie tsy nohariana mbö Hankasitraka sy hidera fotsiny e:justement handavorary ny maha izy azy: mila miasa izy, mila mikoja ny tenany, manoina
ny mahateo azy amin'ny ilana izany sns... Izay ny fiainana/ misy zavatra atrehina ary natao ihoirana.
Donk ny fisiana miatrika izany rehatra izany koa no heverina @ hoe manao ahoana Aho?....
marina izany.
Atra dia fitiavana kanefa toa maro ny olona tsy mahay mitia ny tenany,tsy mankasitraka izay nomen'Atra azy,ny fohy te ho lava,ny maity te ho fotsy,ny fotsy te hiova loko ,ny botakely mba te ho lava mahia,ary ny manankarerena irery no tsy te ho mahantra :D fa toa maniry ny ho hafa daholo :D
Ary feno fifaninanana ny fiainana,lanja miakatra ny fiainana kanefa raha manenjika ny bitro tsy takatra dia marary an-doha.
Ny peta-korina te ho lava orona ary dia manao fandidiana ka kely sisa no mihazona ny orony :D
Ny tsara ho fantarina fotsiny dia mianatra miezaka ny mitia ny tena aloha isika ary mampiantra ny tenin'Atra,manova ilay toetra ratsy izay misy milaza fa tsy misy afaka manova azy fa izay no toetrany.
Misy mahalala tokoa ve isika hoe manana toetra ratsy ? Ary misy miezaka hoe hanova fa tsy mety?
Misy mahalala tokoa ve isika hoe inona no toetrantsika?
:roll:
16. niryna
(
01/03/2008 02:23)
fijo:
amiko dia tsotra,aza mampitahy ny tenanao amin'ny olonkafa.
=D=D ary mifalia amin'izay fahasoavana nomen'Atra anao,mizara izay fanomezam-pahasoavana natolony mba hanampiana ny hafa ary dia mila mitia ny tenantsika isika na inona bika na tarehy na endrika nomen'Atra antsika.Mijery fitaratra kely dia mitsika sady misaotra azy fa mbola novelominy sy nomeny tombon'andro iray indray :-*
17. niryna
(
01/03/2008 02:24)
booboo:
Ahoana no fijerinao ny tenanao?
" tsara " satria lé nahary an'azy sady tsara no mpanao ny tsara :°)
:-*:-*
18. niryna
(
01/03/2008 02:28)
ikaretsaka:
izay koa 1
ary erreur anisan'ny gravy io dia avy eo terena hitovy aminao ilay olona! na terenao hitovy @ ilay olona ny tenanao ... kanjo rehefa tsy mitovy avy eo na mitovy dia sorena, nefa hita fa tsy hitovy mihitsy na hoe "lasitra 1" aza.
izay no maha olombelona ny olombelona.. tsy hoe samy 4L sanatria ka hoe hitovy!
=D izay indrindra."Unique "isika ary "special" eo anatrehan'Atra ary nomeny andraikitra sahaza azy tsirairay avy. kanefa moa ve isika mahalala an'izany?
Moa ve isika misaotra Azy fa nomeny hery afaka nitory ny teniny sy nizara ireo izay tsy mbola mahalala?
Moa ve isika faly amin'ny vatantsika na ny tarehintsika na ny toetrantsika na hoe miezaka ny hanova ny toetra ratsy izay mampisaraka antsika Aminy?
19. nandrianina1
(
01/03/2008 07:38)
ra resaka asa alou no ijerena ny tsirairay de samy ilaza daholo we tena miasa mafy za isan'andro isan'andro e! satria samy manana ze everiny we asa important eo @fiainana,
refa nahafeno pejin'ny fiainanao enao iray tao anatyn'ray andro de ra nahafa-po anao iny de tsara zany fa sanatri tsy nahafapo de @ apitso ndray manarina ra sitra-pon'A/tra

20. niryna
(
01/03/2008 18:12)
nandrianina1:
ra resaka asa alou no ijerena ny tsirairay de samy ilaza daholo we tena miasa mafy za isan'andro isan'andro e! satria samy manana ze everiny we asa important eo @fiainana,
refa nahafeno pejin'ny fiainanao enao iray tao anatyn'ray andro de ra nahafa-po anao iny de tsara zany fa sanatri tsy nahafapo de @ apitso ndray manarina ra sitra-pon'A/tra
marina ixany ary ny hatsembohan'ny tavanao no hinanao,koa raha ohatra isika tsy miasa dia mangalatra amin'Atra koa satria nomeny hery mba hiasa kanefa kamo fiasa ohatra :wink: