Ahoana no fijerinao ny tenanao?
21. Rasiligaoma
(
02/03/2008 05:34)
fa fihrvitra sa fijery no tian'ilay namorona ilay adihevitra lazaina?
raha fijery manko dia mila fitaratra
raha fijery manko dia mila fitaratra
24. xxx
(
04/03/2008 06:00)
ny fijeriko ny tenako aloa dia lé ola tsisy chance mba ho any amini paradisa reny e (ra zao no mitohy),andairany fakapana fona a
25. niryna
(
04/03/2008 06:56)
Rasiligaoma:
fa fihrvitra sa fijery no tian'ilay namorona ilay adihevitra lazaina?
raha fijery manko dia mila fitaratra
alaiko ohatra fotsiny hoe omeo ny sarinao ao amin'ny karapanondro ny olona.Ahoana hoy izy ? Toa tsy mitovy aminao izy izany.
Mety ny jiro no tsy ampy rehefa naka ilay sary ohatra na nanatona akaiky dia lasa nisy fihovana toa lasa be nangy na ngeza ny orona "dog nose" hoy ny mpankasary.Tsy ilay sary mihitsy anefa no izy fa hianao,ny tenanao.
Hoy ity ankizy iray hoe na ny mijery ny tenako aza dia tsy tiako ary toa izany koa no fijeriko ny olona ,tsy tia ahy.
Ny tsy fitiavana ny tena dia mety mandalo ihany fa tsy mijanona eo mandrakizay,saingy raha mahalala isika ka mampitovy ny fitiavan'Atra antsika dia ho tia ny tenantsika tokoa.
Ahoana indray ireny olona matavy be ireny? Nanao regime izy mba ho kely,avy eo indray matahotra ny tenany izy dia ilay akanjo ngezabe fony izy ngeza iny ihany no hanaovany,saromany indray ilay tenany.
26. Rasiligaoma
(
05/03/2008 05:07)
dia inona ny tiana hahatongavana aloha @ ity dinika ity?
mijereva sarinareo taloha sa mijereva fitaratra sa ahoana?
mijereva sarinareo taloha sa mijereva fitaratra sa ahoana?
27. niryna
(
05/03/2008 06:11)
Rasiligaoma:
dia inona ny tiana hahatongavana aloha @ ity dinika ity?
mijereva sarinareo taloha sa mijereva fitaratra sa ahoana?
Inona tokoa re ry rasily no tena ahatongavana amin'ity dinina ity e.
Mila mitia ny tenantsika isika voalohany indrindra vao afaka mitia ny hafa.
Tian'Atra isika ary dia toy izany fitiavan'Atra antsika izany koa no tokony ho tiavintsika ny tenantsika.
Tempolin'Atra ny tenantsika ka mila kolokoloina mba tsy ho lotoina amin'ny heloka maro isan-karazany.
Ny fianarana ny tenin'Atra dia fampiharana izany amin'ny fiainana ka raha nomeny jiro sy fanilo mitaratra ny manodidina antsika isika dia miezaka ny hampiasa sy mianatra an'izany:ny fihetsika,ny fiteny,ny fizarana fitiavana sy ny fampiasana izany amin'ny manodidina indrindra ireo izay mbola ao anatin'ny maizina sy manda foana ny tenin'Atra.
