fanja
1. diamondra27
(
27/02/2008 07:05)
nareo ve mba nahatsikaritra fa ny tompon'ny anarana hoe: fanja wa de manja doly sady mafinaritra e!
de atolotra ho anjareo 'ty hira ty
http://www.dailymotion.com/related/3902707/video/x2bn8k_fanja_music
de atolotra ho anjareo 'ty hira ty
http://www.dailymotion.com/related/3902707/video/x2bn8k_fanja_music
répondu par bobone le 27/03/2008 13:58
2. xxx
(
27/02/2008 07:38)
Za nefa nanana eritreritra nandalo t@ 1985-1995 fa izay Fanja dia maditra be daholo. Dia lasa tsy tiko ntsouny io anarana io, na dia anarako aza :-D:-D.
3. ni81
(
27/02/2008 07:58)
Saika nitovy @ xxx io koa ny eritreritro, satria manana namana aho, dia manana havana koa atao hoe fanja fa tena mandripaka izany raha zazavavy an! nefa angamba misy hendry ihany fa izaho no sendra ny tsy dia hendry.
4. sakaizakely
(
27/02/2008 08:34)
tsy ny fanampinanarana kosa no mitondra ny toetra sy ny tarehy e ! resaka fanabeazana ny voalohany, resaka zenetika ny faharoa
za klou de tia azy,
:-D:-D:-D:-D
Zahay tsy mila
an'i ra Fanja
sipa kely
tsy mahay bakely
ataoko fa efa mahay kosa hatramin'izay e ;-)
antrapa, le zanak'i Rakotofrah, de dadako aho e :cry:
za klou de tia azy,
xxx:
lasa tsy tiko ntsouny io anarana io, na dia anarako aza:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
Zahay tsy mila
an'i ra Fanja
sipa kely
tsy mahay bakely
ataoko fa efa mahay kosa hatramin'izay e ;-)
antrapa, le zanak'i Rakotofrah, de dadako aho e :cry:
5. ratonga
(
27/02/2008 08:41)
mitovy hevitra @ i diams, fa in marina no tena dikan'ny oé fanja é:roll:
6. ni81
(
27/02/2008 08:44)
Rehefa hamelana ny zava-maniry dia mamoaka vonifanja, ka fanja izany dia ilay voninkazo mipoitra iny. Oh: fanjam-paiso; ilay voniny mavokely iny na koa fotsy.
7. sakaizakely
(
27/02/2008 08:46)
fanja ve tsy pistil na felamboninkazo e ?
fanontaniana
raha alaiko kala Fanja ataoko anaty vazy dia inn no mitranga :?::?::?::?:
fanontaniana
raha alaiko kala Fanja ataoko anaty vazy dia inn no mitranga :?::?::?::?:
10. sakaizakely
(
27/02/2008 09:43)
tsy halazo satria tsy tapahana ny fakany fa de izy manontolo no atao anaty vazy
mety ny volo no mihalava sa :?:
miomana njy ry xxx
mety ny volo no mihalava sa :?:
miomana njy ry xxx
11. xxx
(
27/02/2008 10:12)
sakaizakely:
tsy ny fanampinanarana kosa no mitondra ny toetra sy ny tarehy e ! resaka fanabeazana ny voalohany, resaka zenetika ny faharoa
za klou de tia azy,
xxx:
lasa tsy tiko ntsouny io anarana io, na dia anarako aza:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
Zahay tsy mila
an'i ra Fanja
sipa kely
tsy mahay bakely
ataoko fa efa mahay kosa hatramin'izay e ;-)
antrapa, le zanak'i Rakotofrah, de dadako aho e :cry:
Ka t@ mbola kely nge zany sakaiza tsy mafantatra ninninn. Sady le Fanja ray izay fa any ambadiky ny cypres ny mompera fona rizareo miafina, de tsy bakely ntsouny fa le mannnannnn :-D:-D
12. rapala
(
27/02/2008 10:54)
xxx: so d enao kosa no nanao izany mannnannn izany satria enao fanja ihany koa na niaraka nareo roa samy fanja...
13. ari.malala
(
27/02/2008 11:01)
misy fanja fantatro zay fa sympa zany oul zany an (elle se reconnaitra;))
15. xxx
(
27/02/2008 11:20)
rapala:
xxx: so d enao kosa no nanao izany mannnannn izany satria enao fanja ihany koa na niaraka nareo roa samy fanja...
tssss, mbo miteny fotsiny ny oul fa nareo kounkou ouu 8O. Inn ary ity mitady petite bete ty. Sady mbola zazakely lotra t@ zany, tsy malala zay amboniny tany.
17. ikaretsaka
(
27/02/2008 13:19)
efa eritreritra sendra mandalo ihany izany fa ny fanjakana izany fanja fa mody gana?:-D:-D:-D:-D
19. mmmhh
(
27/02/2008 14:25)
ika:
efa eritreritra sendra mandalo ihany izany fa ny fanjakana izany fanja fa mody gana? :-D:-D:-D:-D
de lasa fanjagana zany? :-D:-D:-D
20. diamondra27
(
27/02/2008 14:54)
tena samy manana ny fijeriny sy interpretation-ny tokoa ny olona an!
ny ahy zao de we: voninkazo le fanja atao ravaky ny tokantrano, atao anaty vazy, ho kolokoloiko ...no nanintona ahy tam le hira
midika zany amiko image tsara, matoa tiana ho kolokoloina de mahafinaritra zay.
ika: ny fanjakana= fanja (hakana vola enao hiii:-D