fanja
21. ikaretsaka
(
27/02/2008 15:51)
mmmmhh: ny G sy ny K any @ fiteninay ao atsimo ao dia mifanakaiky ihany..
ny ganagana misy miteny azy hoe kanakana de misy miteny azy koa hoe kanakana
ny ganagana misy miteny azy hoe kanakana de misy miteny azy koa hoe kanakana
24. tess
(
27/02/2008 22:39)
i fanja iza io klou! ry simp?:-P
ikaretsaka: ka ikaretsaka koa zany lasa hoe => igaretsaga8-) raha ny k miova g:-P
ikaretsaka: ka ikaretsaka koa zany lasa hoe => igaretsaga8-) raha ny k miova g:-P
28. soanja
(
28/02/2008 05:17)
Ny anarana dia nomena fa tsy nateraka niaraka tamin'ilay olona. Azo ariana ary azo fikirina.
Amiko dia toy ny raozy io anarana ray io an. sady be tsilo no manitra ihany nefa mora malazo raha tsy ampy tondraka sy masoandro ary zezika. Tandremo!!!!
Fa na malazo aza ilay izy dia mbola manana endrika manintona ihany eo anivon'ny maro.
Tsara izy raha toa ka manome lanja azy ny tompony ary afaka omen'ny hafa lanja ilay vatana mitondra azy.
Nefa tandremo koa ary anefa sao dia lasa Sampy. :-D:-D:-D.

29. johnnyandri
(
28/02/2008 07:25)
Fanja , saika manja fa tsy nanja...samy mandalo ny eritreritra dia samy manana ny heviny daoly de indraindray mitovy ny hevitra. Dia samy mampitovy e daol e..., dia miray finoana avy eo sa ahoana?
31. mmmhh
(
28/02/2008 07:36)
Fanja fantatro hatram'zay ndray na izy manja na izy farany zé ratsy fa tsy misy antonony zany, tena marina io an! :-D
33. ANARIM
(
29/02/2008 07:43)
ny oe manja dia relatif e! fa i tess kalou an, fanja tena manja sady tsy mba nanja (amiko io)
tess kissss njiko :-*
tess kissss njiko :-*