Obama sy ny terrorisma!!!

1. LazaDaddy ( 25/02/2008 07:39)
Niara-niasa tamin'ny terrorista i Obama @ alalan'ny vola

http://www.worldnetdaily.com/index.php?fa=PAGE.printable&pageId=57231
répondu par ikaretsaka le 25/02/2008 20:50
2. ZEMJOS ( 25/02/2008 09:01)
Taiza no nahalalanao izany ?
3. LazaDaddy ( 25/02/2008 09:07)

http://www.wnd.com/index.php?fa=PAGE.view&pageId=57231
4. Kwasi ( 25/02/2008 13:05)
Dia ho andrasana ny tohiny izany, raha ho vita matavy eo lery @ io
5. soanja ( 25/02/2008 14:36)
LazaDaddy:

Niara-niasa tamin'ny terrorista i Obama @ alalan'ny vola

http://www.worldnetdaily.com/index.php?fa=PAGE.printable&pageId=57231


N'inona n'inona fanaratsiana tianao na tian'ny hafa atao amin'i Obama dia tsy misakana azy tsy hofidiana izany. Fantatray ny ataony. Io ny olonay! Sady bogosy no milay!

Ny resaka Christianina dia malaza tokoa raha eo anivon-dry Bush sy ny tariny. Nofidian'ny vahoaka izy na dia eo aza ny fitiavany manambaka vahoaka tamin'ny alalan'ny oil business sns .

Voafidy tokoa i Bush de ahoana ny fahitanao azy? Tsy izy ve moa ilay nidradradra resaka Andriamanitra sy ny fiarovana ny fianakaviana sns.. aiza ho aiza anefa ny isan'ny maty any Iraq: ny zaza amambehivavy, ny tanora sy ny rehetra tsy voatonona. Fantatrao ve ny isan'ny miaramila maty noho ny ady tany Afganistan sy i Iraq raha hatramin'izay niatombohana ka hatramin'izao no resahina?

Manaiky ny famonoan'olona ve Andriamanitra? ny lainga? ny fivarotana saka beloha? nefa izy midradradra Andriamanitra sy Xtianina isaky ny mihetsika.

Tsia, hoy aho ny idiran'izay resaka finoana. Zinona izany raha ny eo anivon'ny antoko Demokraty no resahinao. Tsy io ny zavadehibe fa ny fahafaham-po ny daholobe hanatsarana ny fiarahamonina eto US ary hampiakarana ny economia izay latsaka ankaterena noho ny vola lany amin'ny ady any Iraq.

Rehafa tsy i McCain no hofidiana dia mety amiko izay lany eo. I Obama indray dia hatramin'ny farany ny fanohanako azy! Obama hatrany!


6. ikaretsaka ( 25/02/2008 14:41)
samia mamisavisa dia mahaiza mifidy fa sora jandiana io ka ze voa ihany no manodidina e
rehefa maka kil dei ahay daholo ny nandambolambo fa rehefa tena eo de ...
na politika io na fivavahana.. na aiza io na aiza, rehefa mila olona hanaraka ny tena
7. penina ( 25/02/2008 15:06)
tena kelly13 kosa aho eto,

lava loatra fa fintino. :°)
8. cutie ( 25/02/2008 15:51)
mbola tsy manomboka akory ny fifidianana de efa miaka-pofona ry laza:-D:-D:-D:-D
9. cutie ( 25/02/2008 15:52)
soanja
aza adinon-jy mijery ny debate an'i hillary sy obama radem :wink::wink::wink::wink:
10. cutie ( 25/02/2008 16:13)
http://www.youtube.com/watch?v=NBPOrDfD96c
11. cutie ( 25/02/2008 16:20)
http://www.youtube.com/watch?v=SRDk5cmpUOM
12. cutie ( 25/02/2008 16:23)
N'inona n'inona fanaratsiana tianao na tian'ny hafa atao amin'i Obama dia tsy misakana azy tsy hofidiana izany. Fantatray ny ataony. Io ny olonay! Sady bogosy no milay

:wink::wink::wink::wink::wink:
za vo nahita an'i obama de tonga de io zany e :-D:-D:-D:-D:-D
13. kelly13 ( 25/02/2008 16:37)
penina:

tena kelly13 kosa aho eto,

lava loatra fa fintino. :°)



:-D
14. ikaretsaka ( 25/02/2008 17:30)
avelao hoa aloha hanao .. rehefa tsary mahavita de na assassine na empeche na tsy lany intsony @ mandat manaraka...
15. papounette ( 25/02/2008 17:30)
Anay tsa mahay teny angalisy....:oops::oops:misy afala manazava ve?
16. rakapy ( 25/02/2008 17:34)
Laza> I Obama dia sady Silamo no terrorist no pelaka...
Raha izaho no eo @ toeranao dia ataovy maro ny garde du corps-nao, aleveno ny baiboly ary mitadiava kilaoty vy fa ho ratsy ity tantara ity!!!=))=))=))=))=))
17. ikaretsaka ( 25/02/2008 17:49)
aoka sefo aoka le
18. cutie ( 25/02/2008 18:31)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
19. LazaDaddy ( 25/02/2008 19:41)
Rakapy> izaho aloha tsy niteny hoe terrorista izy fa vakio tsara :)...fa raha miray tendro kosa dia anjaranao ny ...
rakapy:
Raha izaho no eo @ toeranao dia ataovy maro ny garde du corps-nao,
tsy vao izao aho rakapy no misy mandrahona toy io a, sady tsy zava-baovao ny fandrahonana toy io avy amin'ny "karazan'olona"...anjaranao ny manohy azy :)...i Jesosy no mpiahy ahy ka tsy hanan-java-mahory aho. Halleluiah! :)

20. ikaretsaka ( 25/02/2008 19:50)
lasa fitoriana sy fiantsoana kil ho an'ny sekta koa ato le:roll::wink:
mafy ihany ity fivavahana lasa clientelisme ity an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2647