Obama sy ny terrorisma!!!

21. rakapy ( 25/02/2008 20:15)
Laza> Ao ary fa ato hoe akaman'ny terror east fotsiny izy e! Dia aleo fa sintomiko koa ny plainte mampihorohoro anao de vita ny kaozy?:-D:-D:-D:-D
22. cutie ( 25/02/2008 20:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
sali laza
23. ikaretsaka ( 25/02/2008 20:28)
laza sy kapy:-* amzay nareo mitsam fa tssss
24. LazaDaddy ( 25/02/2008 20:31)
rakapy> izaho angaha heverin'ise fa nihorohoro? =))...tsy ampahafiriny hoy aho izany :)
25. rakapy ( 25/02/2008 20:33)
De afaka miakama ve itsika roalahy? Sa ?:wink:
26. ikaretsaka ( 25/02/2008 20:33)
aok zay hoa fa peace talk @ izay izao
27. LazaDaddy ( 25/02/2008 20:37)
ikaretsaka:
avelao hoa aloha hanao .. rehefa tsary mahavita de na assassine na empeche na tsy lany intsony @ mandat manaraka...
Raha ny firenena tandrefana aloha amin'ny ankapobeny dia mifori-drambo eo anoloan'ireo...ohatra mnivaingana i Frantsa, USA, Allemagne, Neetherlands (eo ho eo ihany)
28. LazaDaddy ( 25/02/2008 20:39)
rakapy:
De afaka miakama ve itsika roalahy? Sa ?:wink:
hatr@ 1991 =))=))


29. ikaretsaka ( 25/02/2008 20:50)
LazaDaddy:

ikaretsaka:
avelao hoa aloha hanao .. rehefa tsary mahavita de na assassine na empeche na tsy lany intsony @ mandat manaraka...
Raha ny firenena tandrefana aloha amin'ny ankapobeny dia mifori-drambo eo anoloan'ireo...ohatra mnivaingana i Frantsa, USA, Allemagne, Neetherlands (eo ho eo ihany)


ataon'ny firenena "tandrefana" style JFK io na Abe Lincoln raha sanatria mamoehatra be eo ka... tsarovy aho rehefa izay :wink:
fa just give the kid a chance!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3404