hono wa ry namana rehetra eto amin'ny sera2 ???

1. rajoelina ( 23/02/2008 18:32)
sakaizakely:
impiry nitontona t@ tany ny lohan'i salmo t@ vo kely
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bf0d203634e
sakaizakely:
nitontona t@ lohany tam vo kely angamba :roll:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bdbee710175
....

Ahoana no fiheveranareo an'ity namana raika ity amiko:?:

Ny antony: Izaho mbola tsy niteny ratsy na nanozina an'ity namana raika ity hatramin'izay, kanefa izy tsy mitsahatra manenjika ahy maintsy na aiza na aiza... ary izay hevitra na hafatra havoakany ho ahy dia tsy misy mampitsiky ahy izany maintsy fa mifanohitra indray aza.

Mba lazao ahy izay mahafantatra ny antony:?:
Mila valiny aho.

;-)


répondu par yonikafopl le 04/03/2008 07:07
2. ikaretsaka ( 23/02/2008 18:40)
ny zavatra ataon'ialahy tsy de norma loatra no hitenenan'ny olona izany momba an'ialahy .. fa tsy iny koa olona handeha hanisa ny nitontonan'ny lohan'ialahy t@ mbola kely..

ialahy tsy niteny ratsy sy nanozona fa misy zavatra ataon'ialahy tsy norme saingy tsapan'ialahy
3. rajoelina ( 23/02/2008 18:42)
ika: nareo koa anie tsy norme maintsy e, saody mihevitra aza nareo fa norme kle.

;-)
4. ikaretsaka ( 23/02/2008 18:44)
fa za tsy nahazo remarque nitontona aloha e8)
vokatry ny ataon'ialahy ihany io letsy ry salmon an
5. ainaheri ( 23/02/2008 21:08)
Fa aona ndray zany ankanisa mitontona zany:roll::roll::lol:
6. ikaretsaka ( 23/02/2008 21:12)
tsy haiko indray hoe taiza indray no nisy ankanisa ankitontona t@ loha io:-D:-D
7. rajoelina ( 24/02/2008 00:35)
ikaretsaka:
fa za tsy nahazo remarque nitontona aloha e
vokatry ny ataon'ialahy ihany io letsy ry salmon an
Ka ra vokatriny nataoko izany leisy ry ika, tsy azoko maintsy oe: fa maninona izaho no henjehana amin'ny hadalako sy ny fombadratsy hataoko, na dia tsy mifanaraka amin'ny sitram-poiny aza, fa manafitohana azy tokoa.

Hadala koa angaha izy, sa zavatra hafa maintsy no tsy hamelany ahy fa henjena kely faona isakiny misy resaka sipa, na vazaha... fa rehefa dinika fivavahana tsy hita maintsy i ramatoa:-D:roll: (tsy malahelo koa aho fa forum ity ka tsisy dikany maintsy amiko zay resaka mivoaka eto, fa manoratra sy mitsiditsika eto rehefa tsisy hatao).

Ny lohany angamba no nintotitona t@ tany, leisy.:-P

;-)


8. ikaretsaka ( 24/02/2008 05:54)
jereo tsara fotsiny ny zavatra ataon'ialahy dia jereo tsy misy prejuges hoe fa maninona no ataon'olona an'izao sy lazain'ny olona ho izao ialahy... dia kopy ialahy rehefa tsapan'ialay izany
9. ainaheri ( 24/02/2008 07:35)
Aza mifanatonton-doha zany ry zalah a,aleo zvtr hafa no atontona!!

rajoelina,nanontany mo se ny hvtr ny namana ato momban'io,tsy fantatro zay tena fandehany tany amboalohany tany,fa ny fandiniako azy zany; nisy teny tsy voahetr'ise tao zay nahatohina azy(na ny sasany) ka zay no nahatonga azy(ny sasany) hanakiana an'ise fona,ovay ny famindra zany,tsisy mifamaly eto fa ny hvtr no ampiadina !! Ampiaraho tsiky d ampy:lol:
10. rajoelina ( 24/02/2008 09:08)
ika:
jereo tsara fotsiny ny zavatra ataon'ialahy dia jereo tsy misy prejuges hoe fa maninona no ataon'olona an'izao sy lazain'ny olona ho izao ialahy... dia kopy ialahy rehefa tsapan'ialay izany


* Tsy ny olona rehetra mamaly ahy kosa leisy e. Anakiray, na anakitelo ihany angamba... mahazo hisaina.

* -Raha kôpy aho dia maninona leisy, de ho kianina foana ve izany:?::-P

Elah koa ra hanohana an'ireny mpanalika ahy ireny ah.:{:°):-D
Misy antony ao.

;-)
11. Papoose ( 24/02/2008 10:31)
Salomn's back 8):lol:

salmon a! milaza ny marina momba anao ny olona fa tsy manenjika!!:wink:
12. sakaizakely ( 24/02/2008 13:12)
tena nanokafan'dRajoely hevitra manokana za
Cual honor !

asiko fanazavana kely

ny olona hono rehefa voadona matetika ny lohany dia somary mipôrpôrna zany

isaky ny mahita ny resaka alefan'i salmo aho dia miverina ato antsaiko fôna io. Mampalasa saina ihany manko ny mba fomba firesak'io bandy io, somary kondrakondrana izany matetika. Tsy manenjika fa lasa saina fotsiny. Ary tsy izaho irery no mahatsapa an'izany, saingy @ maha tsilandimilahy ahy de mitsotra aho, de zay zao no manafintohina an'i salmo

Rehefa manao resaka matotra salmo na rehefa manala azy tsy manao molamola de mahafinaritra, fa raha vao mampiseho ny maha molamola dia tsy hay ny tsy hiteny.

Indrai² nge salmo mba misy votoatiny ihany ny zavatra soratany ary efa nisy fotoana nataoko hoe kay misaina ihany izy ity indraindray, zany hoe tsy manenjika foana an'i salmo fa miaikiy ihany koa rehefa mba mampiseho fahendrena salmo, na 1/200 fotsiny ara ;-)

De tsy misy ifaninanako am Tess mits koa, fa ilay hoe za ve miseho manja noho i Tess dia marika fahakondranana ihany ny filazana an'izany amiko. tsy azoko hoe f'anga ny manja ihany no afaka mahay manasongadina ny hadalan'i salmo ? Raha ataoko hoe eny, za manja noho i Tess, dia azoko tohizana ve ? De mifankahita eny ary zany kou inn, za manja manko :-D:-D:-D :-D:-D:-D
Tess kou manja :-P

tsy mila miady varotra ho manja vao manana ny maha izy azy, raha tsy zay de efa ela salmo no mila manao Cirugía esthetique voalohany :-P

za klou tsy manalika an'i salmo mints e ! mety salmo no mahatsiaro tena irery toy izany @ adalany
de ahoana ko ny manaraka ?
13. ikaretsaka ( 24/02/2008 13:54)
izay mantsy :wink:
14. rajoelina ( 24/02/2008 17:23)
papose:
salmon a! milaza ny marina momba anao ny olona fa tsy manenjika!!:wink:

Hay ve!:lol: ok ary e. :wink:
Lazao aza fa tsy maninona, ary teneno daholo zay tiana lazaina fa tsisy proble amiko. Olona mahafinaritra be nareo:-*


;-)
15. rajoelina ( 24/02/2008 20:58)
sakaizakely:
de ahoana ko ny manaraka ?
Ianao tena vehivavy lehibe sondenda fadiranovana, raha ny ao aneritreritro manokana. raha izay koa no fiheveranao ahy dia tsy misy olana maintsy.
Fa izaho bandy, ary mahita tovovavy tsara lavitra noho ianao eto amin'ny sera2, na aiza na aiza, vao maika fa ianao izao antitrantitra izao vao maika loza.:°):-D:@

;-)
16. Papoose ( 24/02/2008 21:42)
rajoelina:

Hay ve!:lol: ok ary e. :wink:
Lazao aza fa tsy maninona, ary teneno daholo zay tiana lazaina fa tsisy proble amiko. Olona mahafinaritra be nareo:-*


Misy blem aminao le izy rehefa honnete aminao ny olona matoa enao miaka-pofona toy izao ka!


17. rajoelina ( 24/02/2008 21:49)
Papouse:-D:-D efa oe: tsisy bleme zany wa!!, enao ve tsy mino ahy e:?:

;-)
18. Kwasi ( 24/02/2008 23:45)
Aoka ary zay, toneo ny fo, fa manjary lasa film vaovao eto indray izy ity e.
19. ikaretsaka ( 25/02/2008 01:46)
kalma kalma fa mbola tsy tonga ny arivazi'ny voanjoko le
20. yonikafopl ( 25/02/2008 09:27)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0921