hono wa ry namana rehetra eto amin'ny sera2 ???
25. Papoose
(
25/02/2008 14:39)
rajou, za tsy mino ol adala!!:wink: tsy adala aza mbola sarotra ny mino azy
io "adala" io reference-ko avy any @dinika hafa!;-)
io "adala" io reference-ko avy any @dinika hafa!;-)
27. malalatinasoa
(
25/02/2008 15:18)
Mampatsiahy ilay fitenenana fahiny hoe:
Tsy ny adala no adala, fa izay manadala ny adala no adala.
Tsy ny adala no adala, fa izay manadala ny adala no adala.
28. rajoelina
(
25/02/2008 15:38)
malalatinasoa:Marina izany, tsy misy diso na de kely aza:-D:-D=))=D
Mampatsiahy ilay fitenenana fahiny hoe:
Tsy ny adala no adala, fa izay manadala ny adala no adala.
;-)
29. ainaheri
(
25/02/2008 15:43)
Mba oka zay f'aza mifamaly @ zvtr tsisy dikany zany,aleo mitandrina ny teny avokany fotsiny d zay,asio tsiky fotsiny d ampy :lol:
33. kiadi
(
27/02/2008 17:42)
le tena mpanenjika ry salmo no tena voa an! :-D:-D:-D
misy mila halana devoly wa ato!
misy mila halana devoly wa ato!
36. yonikafopl
(
28/02/2008 09:37)
aiza le vandro oooooo
aleo haka plasy fa niampy ny aktera:miam::miam:
aleo haka plasy fa niampy ny aktera:miam::miam:
38. sasa
(
28/02/2008 10:54)
za koa haka pilasy hanampy an'i yonika
Ikaretsaka tairo le glace aloha fa mafana be loatra ny andro e!:-D:-D:-D
Ikaretsaka tairo le glace aloha fa mafana be loatra ny andro e!:-D:-D:-D
40. ikaretsaka
(
28/02/2008 15:09)
dobla kleme am le be elotsa ve?
(sokito tsara ny taintsofina fa herotra hoa fa tsy hetotra an
(sokito tsara ny taintsofina fa herotra hoa fa tsy hetotra an